Wir zwei
Raha tena namana izy miara-ory am’lah foana fa tsy misitaka❤️🔥
16/06/2026
Raha tany an-tanàna tany zao dia voatety daholo ny tanim-bary sy ny tanim-boly❤️🥰
Ny tanety sy vohitra rehetra iny 🤣😂
Fa zao aloha no misy de hifaliana e!!😉🥰
Roso gegy… inyyyyyyy😂😭🤣
Nosy Heni
Olivia Tahinasoa
@
Asiana fialan-tsasatra kely iany fa mamay ny aty 🔥🇩🇪
Mirary Alahady mahafinaritra o!❤️
#
Ilay namana manaraka anao amin’ny hadalanao rehetra iny.
Nosy Heni ❤️ Olivia Tahinasoa
25/05/2026
❤️
Fantatrao ve hoe maninona no tsy fahita firy ny tena namana?
Satria sedraina, hita amin’ny andro sarotra, amin’ny fahombiazana, ary amin’ny fotoana tsy anananao zavatra homena.
Fa raha mbola mijanona eo foana ilay olona na tsy misy tombony azony aza, dia tsy namana fotsiny izy… fa toy ny fianakaviana nofidinao mihintsy ❤️🥰
Nosy Heni
Olivia Tahinasoa
Joyeux Pentecôte 🎉❤️
Nosy Heni
Olivia Tahinasoa
Raha ianao no tratra an’zao de ahoana ???
Nosy Heni
Olivia Tahinasoa
10/05/2026
Glück ist kein Ziel, es ist eine Art zu leben ❤️🔥
🌿
🌱🍀
03/05/2026
On ne cherche pas la gloire pour être vu, mais pour savoir qu’on a osé 🔥💚
Klicken Sie hier, um Ihren Gesponserten Eintrag zu erhalten.
