Dofa
VIVA L' ALLEGRIA😄🎆VAVA LA BOTTIGLIA🍾🍾!!! NON C'È PIÙ BELLA COMPAGNIA SENZA LA BOTTIGLIA 🍻🥂
SOIRÉE DU 24 FÉFRIER 2024
Vita soa amantsara ny fety famaranan_taona 2023 zay nataontsika ny 31 Dec teo ary voarary sy niditra soa amantsara ao antokatranontsika tsirairay ilay taona vaovao 2024, ka isaorantsika lay nahary nanome tombony, eto koa anararaotanay ato aminy FRATERNITÀ MALAGASY ny hisaotra rehetra atsika rehetra tsy ankanavaka tonga nanome voninahitra ny fety izay niarahantsika nankalaza, afa-po izahay nikarakara ka misaotra taminy fahatongavanareo rehetra tsy ankanavaka, isaorana ihany koa ny tarika HAZOLAHY izay nandrotsirotsy na teto Roma na tany Aprilia fa afa- po izahay e , Izao dia efa manasa sy mampiomana antsika rehetra ihany koa fa RENDEZ- VOUS 31 Dec. 2024. Grazie
Clicca qui per richiedere la tua inserzione sponsorizzata.
