Velvet CURLS By Tï
Chic-cofident-curls
17/05/2026
Ela2 nareo Zay tsy naheno an'i VELVET CURLS BY TÏ💜 tato....
Marihako eto fa misokatra foana izahay...
Manana sary ho publiena fa tsy mahay miresaka nie eeee🫣🥰
Fa ny tananay azo antoka fa manome fahafaham-po anareo foana 🥰🥰🥰
Tongava fa ny adiresy tsy miova 🤣😜
EKAR VICTOIRE RASOAMANARIVO PAVILLON NUMÉRO 21 🥰
17/05/2026
🌿 FOMBA NATORALY MANAMPY NY VOLO HO LAVA HAINGANA 🌿
Ny fitomboan’ny volo dia miankina amin’ny fikarakarana sy ny sakafo ara-pahasalamana. Ireto misy torohevitra tsotra afaka manampy:
🥗 1. Sakafo ara-pahasalamana
Mihinàna sakafo manankarena protéine (atody, trondro, hena)
Legioma sy voankazo be vitamine A sy E
Misotro rano betsaka isan’andro
💆♀️ 2. Fikarakarana volo
Sasao tsy dia matetika loatra ny volo (2–3 fois/semaines)
Aza mampiasa produit simika be loatra
Arovy amin’ny hafanana (séchoir, fer à lisser)
🥥 3. Huile naturelle
Huile de coco
Huile de ricin (castor oil) 👉 Manotra moramora ny hodi-doha in-2 isan-kerinandro
✂️ 4. Fanapahana tendrony
Manapaka kely ny faran’ny volo isaky ny 2–3 volana mba hisorohana ny fourches
😴 5. Fialan-tsasatra
Matory tsara 7–8 ora isan’alina
Miala amin’ny stress be loatra
✨ Fehiny:
Ny volo salama dia mitombo haingana kokoa rehefa karakaraina tsara sy voaaro amin’ny fahasimbana.
09/04/2026
Omenay fahafaham-po fona nareo client(e)s tonga aty aminay🥰
04/03/2026
Niasa nangina tato fona izahay🥰
Misokatra fona ny 💜velvet curls by Tï💜
Vonona ny hanome fahafaham-po antsika🥰
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Website
Address
Ambatondrazaka
503
