Tsara kely Ambatondrazaka

Tsara kely Ambatondrazaka

Share

🌸Pack mariage ,coiffure ,onglerie,make-up 🌸
Ambatondrazaka
Contact: 034 83 636 14

14/05/2026

Coucou ☺️
Rahapitso ny fara- fandefasana ilay sary ho an’ny ireo izay andray anjara an 🥰
Tsara kely Ambatondrazaka
📞 03483636 14

13/05/2026

Jerenareo anie ity angofo mamy kely ity e 🥰

13/05/2026

✨ OFFRE SPÉCIALE AUJOURD’HUI ✨
Tongasoa indray ary o 💕
💇‍♀️ Coiffure
💅 Onglerie
💄 Maquillage sns.....
🎁 Fihenam-bidy -25% ho an’ireo mpanjifa 5 voalohany androany

🕒 Horaire :
7h00 – 18h00
📩dimanche sur Rdv
📞0348363614
Avaradrova avaratra Akaikin’ny karaoke talibao
Tsara kely Ambatondrazaka
Aza tara fa ny 5 voalohany ihany no mahazo azy ✨

12/05/2026

Io ary ilay pose gratuit antsika teo e 🥰
Inona indray no tianareo atontsika JEU mananaraka?

12/05/2026

Coucou 🥰
Je suis trop de bonne humeur là 😇
🎁 OFFRE FLASH 🎁
Mitady olona 1 disponible izao hanaovana pose ongle tout en gel MAIMAIMPOANA 💅✨
Fepetra :
✔ Disponible avy hatrany
✔ Manaiky alaina sary/video
✔ Tsy misy ancienne pose
📍Tsarakely Avaradrova
Ny voalohany manoratra “IZAHO” na mandefa message privé no raisina ❤️
Bisous

10/05/2026

Du vintage avec du caractère ✨

Photos from Talibao's post 09/05/2026

😅😅 eh oui on joue aussi 🥰😇

Photos from Tsara kely Ambatondrazaka's post 09/05/2026

2017 Vs 2026💅

Ity no iray amin’ireo pose nataoko tamin’ny cliente tamin’izany fotoana izany 😅
Rehefa mijery azy androany aho dia hitako hoe tena lavitra ny lalana nodiavina.
Tamin’izany dia efa nisy ilay passion, efa nisy ilay fitiavana ny asa… fa mbola teo am-pianarana sy fikarohana foana.
Tsy mora ny manao ny passion ho asa satria mandalo erreur, critique, ary mandalo fotoana mahamenatra indraindray.
Fa rehefa tsy kivy sy tsy mijanona mianatra dia mivoatra tsikelikely. ✨
Ankehitriny, tsy hoe tonga lafatra aho… fa lasa tsara kokoa noho ny omaly.
Ary mbola tsy hijanona mianatra hatrany mba Hanome ny tsara kokoa ho an’ny ireo rehetra mahatoky ahy. 🤍💅
Mankasitraka foana
Santatra Randria

08/05/2026
07/05/2026

Ny volo fotsy tsy atao hoe tsy fikarakarana tena akory… fa mariky ny fiainana sy ny traikefa nolalovana. Tsy voatery holokoina na hoe ratsy jerena izy io. Rehefa voakarakara tsara dia mbola mafinaritra, manja ary kanto foana. Ary samy manana ny safidiny ny tsirairay : misy tia manafina azy, misy kosa manaiky sy mitondra azy am-pireharehana. Samy tsara avokoa.✨🤍

Tsara kely Ambatondrazaka

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Ambatondrazaka?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Telephone

Website

Address

18080Avaradrova Avaratra
Ambatondrazaka
503

Opening Hours

Monday 09:00 - 18:00
Tuesday 07:00 - 18:00
Wednesday 07:00 - 18:00
Thursday 07:00 - 18:00
Friday 07:00 - 18:00
Saturday 07:00 - 18:00