Inf unnuie natacha
,,,an-tsakafo no manao tsara tohana,ny vatana no tezaina🍉🍈🍎🍊🥔🍆🥑🥥🌽🍍🌭🍕🍟🍔🥒🌶🍄🥚🥤🥤🥧🍲
25/09/2024
Zezika biologique azo avy amin'ny tainkankana
♦️Manatsara sy manarina indray ny nofon'ny tany efa simba
♦️Vokatra azo antoka ara-pahasalamana
♦️Mety rehetra
25/09/2024
Ndao isika hanova e
Ndao ampiasa zezika biologique azo avy amin'ny tainkankana ho an'ny voly rehetra na an-tsaha na an-tanàna,de hioty vokatra natoraly mety amin'ny fahasalamana sy mikajy tontolo iainana amzay
Salama daholo,,,elaela zay tsy nitafatafa tato@page. Ho avy tsy ho ela ny vokatra crème bien être biologique
Un grand merci à mes nouveaux followers ! Fazilo Fazilo, Marie Helene, Dodi Zandry
Un grand merci à mes nouveaux followers ! Jean Strong, Chidoriah Maminiaina, Unnuie Natacha, Mãmpïõnõnts'øuh Fãnÿãh, Arsenejulio Mamiratra, Fanojo Voariniana, Felhan'tsua Ranjamanana, Jayah Haja, Cinq Zerro Neuf, Fitahina Razafy, Rÿhãdjïsmīnnâh Dåhnnãÿ's, Mi No
22/05/2023
Aza varina a
NY RANOM-BARY MENA DIA MAHASALAMA NO SADY MAMERIN'AINA IREO RERA-DAVA
Inona avy ireo otrik'aina hita ao amin'ny vary mena?
VITAMINE B1,B2,B6, POTASSIUM, CALCIUM, PHOSPHORE, MANGANÈSE, MAGNÉSIUM,FER,FIBRE
Inona avy ny vokatsoa azo avy aminy?
Ny vary mena dia:
✔mampidina ny tahan'ny mauvaise gras '' LDL'',sy ny siramamy any anaty rà. ✔manatsara ny fikorinan'ny rà sy ny fitempon'ny fo ,raha tsorina dia tena manatsara ny fo mihitsy ny fihinanana azy.
✔mampitombo ny tahan'ny ''bon gras HDL''
✔ilain'ny olona ''anémie'' (tsy ampy rà) ny mihinana azy matetika.
✔manamafy ny taolana, manatsara ny hozatra.
✔Nb:misioka sy miady amin'ny harerahana mitarazoka(fatigue) ihany koa.
Mazotoa homana ô
HAPPY NURSE DAY
An-tsakafo no manao tsara tohana,ny vatana no tezaina🍇🍈🍉🍊🍋🍌🍍🥝🍓🍒🍑🍐🍏🍎🍅🥥🥑🍆🥔🥕🌽🌶🥒🥦🥜🌰🍞🥪🌭🍕🍟🍔🥩🥐
10/05/2023
Ny goavy🍊🍀
IREO TOMBOTSOA AZO AVY AMIN'NY FIHINANANA AZY:
✅Mampitombo ny hery fiarovana(manankarena vitamine C)
NB:Ny vitamine C ao aminy dia betsaka noho ny ao amin'ny voasary
✅Miaro amin'ny homamiadana("Anti-oxydant" ny goavy ka mamono ireo sela mitondra homamiadana)
✅Tsara ho an'ny olona misy diabeta(mampihena ny tahan'ny glycémie)
✅Ary manatsara ny taovam-pisefoana(havokavoka)🍀
Vokatra be zao ny goavy an!
🖍Mba tia mihinana goavy ve ianao!?
10/05/2023
🍌🍌ASTUCE FAHASALAMANA🍌🍌
Ho anireo voan'ny ASTHME 🌼🌼🌼iatrehana ny ririnina🌦🌥🌤☀
🌴🌴ZAVATRA ILAINA🌴🌴
👉👉Akondro manta 2👈👈
👉👉Rano 1/2 litre👈👈
🍀🍀FIKARAKARANA AZY🍀🍀
🍁🍁Voasaz ai ilay akondro dia tetehina rondelle ary ampangotrahanao 5 minutes @ afo 🔥🔥 malefaka dia ilay ranony iny sotroina.
✔✔Manao vaovao isan'andro mandritra ny tapa-bolana🍀🍀
Mirary fasalamana ô🤗🤗
09/05/2023
Salama daholo
Ity pejy nosokafako ity dia ifampizaràna toro-hevitra,mety hahasoa antsika eny amin'ny andavan'androm-piainantsika eny.
Aza misalasala mametraka fanontaniana.
Mirary soa antsika hatrany e!
Click here to claim your Sponsored Listing.
