Varotra en ligne Alaotra

Varotra en ligne Alaotra

Share

♥️.MAHERY NY ANDRIAMANITRO♥️

☎️.0340781893 AMBATONDRAZAKA

Photos from Varotra en ligne Alaotra's post 18/09/2025

🌼Arrivage manja kely hoan'ny Zaza Kely ndray Zao a😍😍
🌼 2-8 ans ,reo ihany couleur misy
Alefa ary fa vitsy Kely ihany ny amin'reo a🤗🥰
🌼Prix tena mora bé nefa kapa tsy matahotra rano ,souple, nefa miaja Kely😍
🌼 7500 Ar fotsiny 😱😍
🌼 Mandalo ny mora fa Sao Tara!!🥰

22/08/2025

Matetika tsy hitan'ny olona ny Zavatra tsara vitanao fa ny fahalemena kely sy n'y fahadisoanao kely no hitsarany fa ratsy anao🥺

22/08/2025

❤️ “Ny ranomaso tsy fahalemena fa famantarana fa mbola miady ianao.” 🌊

06/08/2025

“Tsy irery aho. Misy Andriamanitra manara-maso sy manohana ahy.”
“Na mafy ny androany, mbola misy fanantenana rahampitso.”
“Izaho no manapa-kevitra tsy ho resy. Andriamanitra no heriko.”

Photos from Varotra en ligne Alaotra's post 05/08/2025

🔥 Kiraro Componssé – Ambiny Stock + Cadeau!
🥿 Sisa 19 no ao
💸 1 = 12 000Ar
🛍️ Raha maka 5 na mihoatra ➡️ Omena prix de gros
🎁 Ny maka 5+ voalohany dia ahazo CADEAU manokana
📍 Toerana: AMBATONDRAZAKA
📦 Azo atokana raha matotra
🚨 Voalohany aloha no mahazo – Aza tara!
📲 Tongava mp raha liana!

Photos from Varotra en ligne Alaotra's post 03/08/2025

🥿🔥 SUPER VAROTRA KIRARO COMPENSÉ ! 🔥🥿

Style sy kalitao tsy hay tohaina – vidiny mihozongozona!

✅ Kiraro compensé vaovao tonga amin’ny carton
✨ Mety amin’ny akanjo rehetra – sariaka, mandeha miasa, na manatrika lanonana!

🛍️ Vidiny manokana:
➡️ Maka 25 isa mihoatra: 9000 Ar fotsiny ny iray!
➡️ Maka tokana: 12000 Ar
🎁 Mety tsara ho an'ny mpivarotra koa – mahazo tombony bé!

📦 Vokatra efa vonona, tsara kalitao, milamina ny fanaterana!

💬 Mandefasa hafatra izao raha liana — Aza tara, mihena haingana ny tahiry!

03/08/2025

“Andriamanitra tsy manome valiny haingana, fa manome amin’ny fotoana tonga lafatra.”

03/08/2025

Fandresena hoanao ny lalambavaka
La prière est ta victoire
Prayer IS your victory

03/08/2025

Que Jésus soupçonne celui qui envisage de te faire du mal♥️

Photos from Varotra en ligne Alaotra's post 20/06/2025

O ry zareo a!!!
💮 Efa Kely sisa izy ato e!!!😍
💮Mandalo ihany izy Ty a!!! Tss intsony rehefa holany😳
💮 Efa natao morabe izy ankato fa de asakasakao e!🥰
Disponible Ambatondrazaka izy Ty gona e!😍
💮 Ka araraoty fa Sao tsy ahazo 🥰
💦Jereo ze Tiana de mametraha fanontaniana ☺️♥️

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Ambatondrazaka?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Telephone

Website

Address

Ambatondrazaka