Emmas Otra manarak'Ozatra
Mba kitio io Mangamanga ( Suivre ) ambany π io azafady ππβ₯οΈ
09/01/2026
Fomba fandiovana ny ATY na ny FOIE:
1-Raha azo atao dia mihinana citron na voasary mankirana isan'andro. Tsara raha atao amin'ny rano fisotro na dite ny silaka na ranona citron.
2-Misotroa "the vert" matetika satria izany dia manampy betsaka manala ny poizina na loto azotsika avy amin'ny sakafo na zava-mahadomelina na rivotra maloto sns...
3-Mazotoa mihinana tongolo gasy, afaka atao amin'ny sakafo isan'andro izany.
4-Ny sakafo tsara indrindra hoan'ny ATY dia ny voankazo sy legioma. Raha mahavita dia potehina atao (lasopy, jus, smoothie,...) no tsara indrindra mba ho mora levona sy mora handio ny lalan-kanina.
5-Ajanona ny toaka, kafe, paraky, sns..,tsy tsara hoan'ny ATY mihitsy ireo.
6-Ahena ny fihinanana sakafo be menaka toy ny hena ritra, hena matavy, m**o endasina, pates, sns..., ary apitomboina kosa ny fihinana sakafo be rony sy maivamaivana toy ny salady sy sakafo somary mantamanta (ohatra hoe legumes cuits a la vapeur)
7- Ampitomboy hatrany ny rano sotroina isan'andro. Raha ny tokony ho izy dia eo amin'ny 3 litatra isan'andro eo ho eo ny rano tokony ho sotroin'ny lehilahy ary 2.2l ny an'ny vehivavy.
Maro amintsika no manana olana maro isan-karazany toy ny tsy mahalevon-kanina, marary vavony, marary hoditra sy ny maro hafa. Mety hifandray amin'ny fahalotoana sy faharerahan'ny ATY avokoa izany ka azotsika atao ny manova ny fomba fisakafoanantsika isan'andro mba ho salama isika. Rehefa ny ATY rahateo no tsy salama dia vavahady misokatra hoan'ny aretina izany ary anisan'izany ny homamiadana samihafa eo amin'ny vatana. ,
Sources page : Mimi et Naly
26/10/2025
clever crafts by accomplished people in the 18th century #tools4life #goldcrafts #diy Nyd de videoer og den musik, du holder af, upload originalt indhold, og del det hele med venner, familie og verden pΓ₯ YouTube.
14/09/2025
Hiresaka indray isika mahakasika ny ( Aretin-dohalika : Douleur au genou )
β© fizarana faharoa :
π Tsy hiresaka betsaka intson aho momba ny Arthrose, ny Rhumatisme, ny Goutte , mahazo ny lohalika satri araka ny efa nohazavaiko tery @ fizarana voaloany de hoe ts voatery ho tratranireo avokoa rehefa marary lohalika ( Genoux ) fa ny 85% ny olona narary lohalika ( Genoux ) nandalo teo ambany masonay dia saika Tendinite avokoa.
π Noho izany aza diso negatif loatra ny fomba fijerintsika fa hoanay mpitsabo dia eo ampanaovana diagnostic tsirairay ireo Muscle Quadriceps dia afaka manoro anao hoe ireto avy ny ozatra manana olana matonganao marary lohalika ,tsara ho fantatsika fa ny Quadriceps Femoral dia mizara 3 ka ny :
1 π Vaste Lateral
2 π Droit Femoral
3 π Vaste Medial
Ary ny Tractuse Ilotibial , ireo no jerena tsirairay aloa fa rehefa misy olana izy ireo dia manomboka misy douleur au niveaux ny Tendon ka lasa manao tendinites ilay izy , ka rehefa mivadika tendinite ilay izy dia sarotra aminareo marary no manavaka ny TENDINITE sy ny Douleur ao anatin ny vanitaolana na ny mahazo ny Ligament CroisΓ© izany sy ny Cartilage sns....
π Fa izahay kosa dia afaka manavaka tsara hoe inona ilay mahazo anao ary refa mandray anao @ voaloany izahay defa afaka mahita fihovana avy hatrany ianao refa miala ny tanako avy mandray anao.
Ny tena tsara manantona mivantana afahako manao fizahana anao fa ra mila fanazavana fanampiny moa dia afaka miantso avy hatrany ny tΓ©lΓ©phone : 034 07 747 99
Fanamarihana :
Na efa niotra hatraizatraiza aza ianao ka tsy nahita mangirana mihits teo @ fanasitranana dia tadidio fa azo sitranina tsara ny aretin-Dohalika ary ts hilana Tambavy na Fanafody na Raokandro fa Otra Manarak'Ozatra Lalina ( Massage INTRA-MUSCULAIRE ) io ihany dia ampy hanasitranana azy fa kosa aza handrasana ela loatra fa lasa ela ny faharetan Fitsaboana refa diso ela loatra ilay fahavoazana.
Ny Folaka na Bitsoka ( Foulure ) na Nioritra zany no tena mora tsaboina indrindra na zaza io na olon-dehibe ary sitrana tanteraka
Misy ny hatao hoe Muscle Respiratoire eo @ vatan'tsika ra io no misy olana ka nahatonga ny fahasemporana de miala maina ny fanafody sy tambavy
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Website
Address
Ambatondrazaka
