Longrich bio santé305

Longrich bio santé305

Share

Resaka busibess Longrich

05/01/2022

Vaovao ny taona, Mizara vaovao aminao ihany koa izahay ato .
Niveau d'entré promotionnel ny 01/01/2022 hatramin'ny 31/03/2022.

19/08/2021

Nohamoraina ny fidiranao ho lasa distributeur Longrich!
Aiza indray no hahita? Izao no fanararaotana ka aza tara fa mandeha ny fotoana. Promotion du 19 juillet au 30 septembre 2021

19/05/2021

Dentifriche à ase de thé blanc: antoky ny fahasalaman'ny nifinao.
Manafotsy, manamafy, miaro sy manala kitro .
100% natoraly. Manala fofom-bava.
Misy kely, misy lehibe.

03/03/2021

Dentifriche Longrich, Ilay dentifriche tsara indrindra:
▪Manafotsy nify,
▪Mampijanona ny fanaintainan'ny nify,
▪Manamafy ny akanjonify
▪Manala fofom-bava
▪Manala kitro (carie dentaire)
Mp raha liana, misy 100g sy 200g

Photos from Longrich bio santé305's post 23/02/2021

Mivelatra hatrany ny vokatra vokarin'ny longrich ho anao, tsy araka ny resaky ny olona hoe natao ho an'ny jejo ihany akory. Efa misy izao ilay Power Bank avo lenta sy tsy manam-paharoa

22/02/2021

Natao ho antsika vehivavy manana olana ara-pananahana toy ireto manaraka ireto, misy vahaolana ho anao ato amin'ny longrich

22/02/2021

Miarahaba o!
Betsaka no liana sy efa nahazo tombontsoa.
Izao no fotoana handraisana fanapahan-kevitra hiantohana ny hoavinao. Midira Mp raha mila fanazavana feno momba ny business longrich ianao.

15/02/2021

Mila fanazavana fanaminy ianao? Manasa anao hiditra ao avy hatrany.

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Ambohimahasoa?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Telephone

Address

RN7
Ambohimahasoa