Vie de Fannyh
Collaboration /
Page Unique
Cintact : 034.92.018.83
06/02/2026
✅ Aza mandany fotoana miezaka manazava
✅ Aza mandany fotoana manamarina ny tenenao
✅ Aza mandany fotoana ihany koa manaratsy ny hafa mba hanamarinanao ny tenanao….
Rehefa marina ianao dia ANDRIAMANITRA no manamarina anao fa avelao handeha ny fotoana dia samy hotsarain’ny ho avy daholo !!!
Aza kivy amin’izay mety ataon’ny olona hanaratsiana anao , handotoana anao sns sns … Andriamanitra manamarina ny marina foana 🥰
Am-pitiavana be 🩷
Nahazo tany 35million aho, tsy fantatro hoe avy Aiza na avy Aiza fa nahazo fotsiny ah🤣🤣🤣🤣
27/01/2026
Andriamanitra anie hitahy manokana ny Ankohonanao 🙏🙏❤️❤️
Amen 🙏🙏
Ity hira ity izany dia atolotra ampitiavana be ho an’ny mpifankatia rehetra 😂😂😂❤️❤️❤️
Ary ny anareo manaona ?? 🤣🤣🤣🤣🤣😢
12/01/2026
🌺 Impiry nitomany ianao fa mbola io ianao mijoro
🌺 Impiry naratra ianao fa mbola io ianao miijoro
🌺 Impiry saika kivy fa mbola io ianao mijoro
🌺 Impiry diso fanantenana fa mbola io ianao mijoro
🌺 Impiry nandalo probleme fa mbola io anao mijoro
Ehhh oooo!!!!! Efa tsy rava hatrizay dia tsy rava mandrakizay satria Andriamanitra no mihazona anao 🩷🥰
Courage foana 💪 vitanao io …. Vehivavy mahery ianao , lehilahy mahery ianao 🩷
Click here to claim your Sponsored Listing.
