Monde de la mode by TIA
❤❤❤❤Des qualités a mini Prix ❤❤❤❤
Nofafako ilay publication teo fa tototry ny mp za nefa tsy misy sary détails.
Avoakako eto ihany hoe rahoviana live fa tsy salama le zanakeliko de sahirana kely aho.
Sandales ‼15.000ar/17.000ar/20.000ar‼
Lieu: ikianja ambohimangakely
frais de livraison à partir de 4.000ar
14/05/2026
Coucou aki mes chéries an!!!🥰
fotoanantsika @ ireto kapa manjakely ireto ary a!!!
Tsindrina sary de ao prix fa détails @ couleur sy ny pt kosa anaty live ihany
Lieu: Ikianja ambohimangakely
Frais de Livraison à partir de 4.000ar
Tena tsy mety mihintsy aki a!!! Aleo ataontsika rahampitso fa tena migafy ilay reseaux😪
Sandales 15.000ar/ 17.000ar/20.000ar
Vendredi daholo Livraison a partir de 4.000ar
Ikianja ambohimangakely no misy anay
tena ratsy akia réseaux a!!! tsy mety tafiditra mihintsy fa hiezaka
13/05/2026
Ok ary fa ataontsika androany Live kapa e!!!!
otran'ny mahazatra ny fotoana
Tsindrina sary de mipetaka ao ny prix fa détails miandry live ann!!!
❌Livraison vendredi daholo an!!!!!❌
Frais a partir de 4.000ar
👉🏻Ikianja ambohimangakely no misy anay
13/05/2026
De ahoana a?.
Ho ataontsika Live androany sa rahampitso ?🥰🥰
13/05/2026
Avant goût kely aloha😉
Manimanitra arrivage tsika malala an!!!!🥰
Rahariva aho mamoaka prix sy ny programme fa ho ataontsika live rahampitso ireto☺☺☺☺
Sahy ianareo sa tsy sahy😉😘😘😘😘
Tapaka akia ilay izy teo fa ato an!!!
Lasa ary e!!! Sac friperie a partir de 4.000ar
❌Mihaino détails tsara vao manao JP fa sans retour an❌
Lieu: ikianja ambohimangakely raha ohatra hoe: alavitra be anareo de aleo tsy manao jp fa tsy afaka ajanona ny entana efa natao jp t@ live😉
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Telephone
Website
Address
Ambohimangakely
