ZoMa

ZoMa

Share

ZoMa manome ny tsara ho anao

Mobile uploads 13/12/2023
Photos from ZoMa's post 07/12/2023

„Andrianiko ny teniko, ny an‘ny hafa koa feheziko“
Voaporofo ara-tsiantifika fa zava-dehibe ho an‘ny ankizy ny famakiana boky amin‘ny tenin-dreny mba hanampy azy ireo amin’ny fivelaran-tsainy. Manohana izany ny fikarohana manokana nataon‘ny „National Literacy Trust, American Academi of Pediatrics“ ary ny eny anivon‘ny anjery manontolo samihafa.
Azo atao fanomezana. Kalitao tena tsara.
Aza tara ary fa 29.000ar dia mahazo boky ny zanakao.
Contact: 0345859989
Lieu Ambohitrimanjaka ou point de récupération Funhece Andraharo de 8:00-8:30 ou de 15:30-16:00
🔆🔆🚸🚸Marihina fa ny vola voahangona amin‘ity boky ity dia entina hanampiana ny sahirana.🚸🚸🔆🔆 Charlebert Andrianaivo

Photos from ZoMa's post 23/11/2023

‼️BLACK FRIDAY‼️‼️ BLACK FRIDAY‼️
Mila manao mafana ny ankizy mande mianatra maraina a!
5.000ar maka 2, ra ray dia 3.000ar
Point de récupération Funhece Andraharo.
Contact 0345859989

Photos from ZoMa's post 23/11/2023

BLACK FRIDAY hono e!
Fotoanan‘ny orana, mangatsitsika ny maraina sy ny hariva. Mafana nefa maivana!
Araraoty ary fa 10.000ar d mahazo 2, oui 2 b zao.
Point de récupération Funhece Andraharo. De 8:00 à 8:30 et de 15:30 à 16:00.

Photos from ZoMa's post 23/11/2023

‼️Mbola dispo‼️À vendre
Pousette 2ème main de la marque Bambisol
Gros pneus, robuste et malléable
Prix 250.000ar
Contact ☎️ 0345859989 ou mp
À récupérer à Ambohitrimanjaka ou Andraharo de 8:00 à 8:30 ou de 15:30 à 16:00.

30/10/2023

Tongava daholo ary e! Andraharo ambanin’ny Funhece, en face Galaxy

Photos from ZoMa's post 06/09/2023

Mbola maromaro azo isafidianana a!
Aza tara ary. Prix, taille et contact sur chaque photo.

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Telephone

Website

Address

Antananarivo
105

Opening Hours

Monday 09:00 - 17:00
Tuesday 09:00 - 17:00
Wednesday 09:00 - 17:00
Thursday 09:00 - 17:00
Friday 09:00 - 17:00
Saturday 09:00 - 17:00