Savony Natoraly
Savony Natoraly manatsara sy mana-mandina ny hoditra
Coucou daolo 😊 ❤️
Raha te mba hanana tarehy madio tsy misy petina NEFA tsy mandany VOLA
3 NY FEPETRA ARAHINA
❎FADIO NY MIKITIKITIKA MONY FA RENY NO MAMELA TACHE VOLOHANY @ TAREHY
❎SAKAFO ARA PASALAMANA HOANINA, MISOTRO RANO
❎AROVY @ MASOANDRO (rayons du soleil) NY TAREHY FA ANISANY TENA TSY ZAKAN'NY ODITAVA IO
Mirarisoa hatrany o😊
Salama daholo e! 😊😊
Astuces kely hiatrehana an'ity ririna ity ndray ary e
🍋Citron+huile coco 🥥
Mitsabo zay hoditra vakivaky rehetra
Mirarisoa ndray ary ô😊
Salama daolo ô ☺
Izy avy ireo manana olana @ resaka fery? Fery ts met maina,fery mandoka sns... Midirà Mp fa vonona za anampy anao
Bonne année ô☺😘
Hoy ny Tompo hoe" minoa dia ho hitanao ny voninahitr'Andriamanitra"
Salama ô ☺ iza avy no efa nanantateraka ny nofinofiny t@ mbola kely?☺
Coucou ☺
Andramo ge ty e!Ovy sy Kaokambra
Manazava ny hoditava sy manadio
08/09/2023
Salama ô ☺
Taille (ML)6000ar ny ray
Maka roa 10000ar ☺
Mp ar ô ☺
Ny olona mitovy toetra no mifamaly matetika
Marina sa diso?☺☺
Ny anjelin 'i Jehovah dia mitomby manondidina izay matahotra Azy
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Contact the business
Telephone
Website
Address
105
