Longrich By Florette Mahajanga
Shopping et vente en detail
12/06/2021
Mbola misy antrany ny savon noir sy dentifrice manala tasy ary mona
30/04/2021
Savon noir
Mp detail et prix
26/04/2021
Thé Longrich manampy amin'ny fanenana vatana sy hitsaboana ny olana ny hypertension sy ny diabeta
Thé Rose na thé minceur 45g -15 sachets
*Vita @ thé vert, gel d'aloed sy aubepine
👉 Natao ny tavy
👉Manampy vatana
👉Mampihena ny fahzotoana mihinana
👉Manampy 'ny rà 👉Manadio ny Rà sy manala ny loto
👉Mampihena ny risque azahoana AVC 👉Manatsara ny fiasan'ny ati-doha
Thé vert 45g-15 sachets
*vita d'amande,graines germéed de radis,graines de cassia,
👉Tena mahomby vatana natoraly
👉Manampy -kanina
👉Manatsara ny fikorinan'ny Rà
👉Miaro 'ny infection urinaire.
👉Afakz itsaboana ny fitohanana na constipation.
👉Mampisokatra ny tratra
👉Mampilamin-tsaina ary mety tratran'ny dépression
*Thé Marron 45g 15sachets
Vita de cassia sy aubépine
👉Natao hiaro 'ny tosidrà na hypertension
👉Miaro 'ny diabeta.
👉Manatsara ny fikorinan'ny rà.
👉Manala ny cholestérol ratsy anaty rà
👉Manalz ny loto ary manadio nt rà.
👉Manampy vatana
👉Manala ny fanaitainana mandritra ny fandimbolana.
👉Manadio loto any na reins ary ny tsinay
👉👉👉Tsy misy effet secondaire 👈👈👈
Mp commande
Contact 0325864816
16/03/2021
Mangataka réaction azafady ooo 😍😍
Haody ô!!!
Mitady mpiara-miasa maro izahay ao Ambatolampy sy ny manodidina.
Tsy mila diplaoma fa asa azo ianarana tsara, mangarahara sady mendrika.
Azonao atao anton'asa na koa vadin'asa.
Manoràta avy hatrany eto amin'ny pejy ianao izay liana.
Mitohy indray ny lalao eto amin'ny pejy ary ahazoana cadeau surprise 😉
Toy izao ny torolalana:
0. Manao j'aime ity publication ity ianao,
1. Zarainao ity 'publication' ity ary mi-taguer olona 5 ianao raha kely indrindra (azonao atao ao koa ireo namanao any Ambatolampy).
2. Mandefa 'capture d'écran' misy ny isan'ny 'likes' sy 'partages' ianao hatramin'ny Alakamisy 18 martsa amin'ny 12 ora.
Loka 5 no nomaninay ho anao mandray anjara.
Holazaina ao aorian'izay ireo nahazo loka.
22/02/2021
Dentifrice 200g
👉Izay vita amin'ny thé blanc sy vahona,tsy misy fluor ary mety tsara ho an'i olona marary nify matetika
👉Afaka ampiasainy olon-dehibe sy ny ankizy
👉Miaro amin'ny karazana areti-nify
👉Mampamafy nify
👉Mampitsahatra ny nify mandeha rà rehefa borosiana
👉Mamono ny biby kely manimba nify
👉Manadio tsara hatrany anaty ny nify
👉Manafotsy ny nify indrindra ho an'ny olona mavomavo nify ireny
👉Manala fofona amin'ny vava
👉Mety anaovana hommage amin'ny tarehy ihany koa
👉Tsy misy effet secondaire
Tongav mp ar
Na miantso @325864816
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Telephone
Website
Address
Amborovy
401
