Meva Beauty Salon
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Meva Beauty Salon, Health/Beauty, Lot 01 D 76 Nord Caserne, Ambositra.
🎉Vaovao be🎊
Miarahaba antsika rehetra mpanaraka ny pejy ndray o!!☺
Ela ela isika tsy nitafa?🤔
Tao ambadimbadika tao ihany izahay fa nanomana zava-baovao be hoanao!🎁😍
📣❤Ampahafantarina ary ianao fa misokatra amin'ny fomba ofisialy hoantsika eto Ambositra ny Meva Beauty Salon .🎉
☑Araka ny haintsika dia Salon de beauté Privé ny antsika ka noho izany izany dia: 📌🗓Sur rendez-vous ny fikarakarana rehetra eto aminay.
🏷🗓Taha haka Rendez-vous ianao dia :
📌📱Afaka mandefa hafatra miafina eto amin'ny Pejy.
📌📞Afaka miantso ihany koa ny laharana +261343054612.
🏷Amin'izao fisokafany amin'ny fomba ofisialy izao dia manome tolotra manokana hoanao izay 10 tonga aloha izahay.☺(Raha abonné(e) eto amin'ny Pejy izy)
"Beauté•Harmonie•Esthétique"
15/09/2023
✨MEVA BEAUTY SALON✨
A venir...Dans quelque temps.
Préparer vous pour la première fois à Ambositra!!
✨Un salon de beauté privatisé et satisfaisant pour vos besoin dans l'esthétique.
✨🧖🏻♀SOIN DE VISAGE
✨🪔💆🏻MASSAGE
✨💅🏻MANICURE
✨🦶🏻PÉDICURE
✨🦵🏻EPILATION
✨👩🏻🎨MAKE UP
✨ET AUTRES...
Vous n'avez plus à attendre plus longtemps, ça va venir.☺
"Beauté, Harmonie ,Esthétique".
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Website
Address
Ambositra
