NEVER KIVY UP

NEVER KIVY UP

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from NEVER KIVY UP, Health/Beauty, Ambositra.

08/03/2026

Maninona raha mba mahay mifampiheno fa mandreraka be ilay mivatravatra samy TSY MISY VOAFIDIM-BAHOAKA NAREO de zay tsy mety mba ahitsy fotsiny fa mankaleo be Ilay resaka mandrahoana lava ity..

21/01/2026

ZAO MIHINTSY LE ANDRASANA ...
Viloma ry Yas aaaaaa πŸ˜‚πŸ˜‚πŸ˜‚

Photos from NEVER KIVY UP's post 19/11/2025

MBOLA TSY NISY TAO ANATIN'NY 60 TAONA..
ZAO LE FANAVAOZANA ...
Hatao FIHINANAM-BE NY VOLAM-PANJAKANA sisa ao.
PREZIDA 5

18/11/2025

manao rangah ty firenana ty aaaπŸ˜‚πŸ˜‚
mandeha ihany tifitifitra eny atsefatsefany enyπŸ˜‚πŸ˜‚

Photos from NEVER KIVY UP's post 09/11/2025

Ravao io raftra iray ( SOLOM-BAVAM-BAHOAKA) io fa rafitra mpambotry ity firenena ity. Aiza kou? Etsy @ 123456 arrondissement ve dia tokony hividianana 4*4 @ milliards hoetsy Tsimbazaza? En+ tsy azo sambirina na ino na ino heloka ataony? Firy milliards isambolana no vola laniny ao?
RAVAO KOA IO RAFITRA IO. MBOLA RAFITRA FRANTSAI IO.

BE LOATRA IHANY KOA VOLA RAISIN'IREO DÉPUTÉ IREO AMIN'NY FANJAKANA..NEFA NY MPAMPIANATRA MIEZAKA MAFY KELY KARAMA..

io fiakaran'ny HETRA io hisy fiatraikany ratsy amin'ny fahafahamividin'ny vahoaka majinika ...

09/11/2025

Misy ROBOT ny ao ambadik'ireo Olona mimenomenona amin'ny tapaka ireny πŸ˜‚πŸ˜‚πŸ€”πŸ€”

09/11/2025

INONA HONO NO ZAVATRA TAMPAKA TAMLE FIVORIAM-POKOTANY TAO FIANARATSOA ?? πŸ˜‚πŸ˜‚πŸ€£

Photos from NEVER KIVY UP's post 06/11/2025

TGV amin'ny hendriny hafa reto..
Ny loko fotsiny no niova fa ny CONTRAT natao Tany mitovy ihany
😒😒

03/11/2025

KIVY TANTERAKA IZAHAY VAHOAKA AMIN'IZAO FIKASANA HAMPIAKATRA VIDIM-PIAINANA ATAONAREO IZAO

29/10/2025

tena tsy azoko mintsy πŸ₯±πŸ₯±πŸ€”

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Ambositra?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Website

Address

Ambositra