Mada Gasy . Pro
√ ' 👑 ELOHIM 👑 ' ' 👑 Adonaï 👑 '
√ 🙏JÉHOVAH🙏 ✝ 🙏 YHWH 🙏
√ 👑 ( @Anaran i JESOSY( Yéshouà ) 👑
🇲🇬 Mada Gasy .
Pro 🇲🇬
√ KITIO SORATRA Suivre AMBANY io
👇↘️👇⬇️👇↙️👇
🔎 Momba ny Kopi kole __
🚏 Ampitampitao (RNM) indray aah! 😏 🇲🇬
🔎 Raiamandreny 100 Taona__ latsaka kely
_______ Teraka T@ 1932 _______
🇲🇬 Mbola velona izy ankehitriny 🙏
🇲🇬 District Port-Bergé,
👉 Faritra Sofia Madagascar 🔎🇲🇬
🔥ity Tohin iLay Video iny ✊
🔎 ÉTAT FÉDÉRAL _ ❌️
🔎 DÉCENTRALISATION _❌️
🔎 PROVINCE AUTONOME _❌️
🇲🇬 COLONISATION 🔥🔥⚠️⚠️
🇲🇬 i Franck Marino Ratsimbazafy Barika Dimy à Tamatave
➡️ Ino antony rah jiaby presque centralisé à Tana eto⁉️
🔥Aza Adino Partage ...
Oh! 🤐
Resaka Marina 💯
👉 Abonné suivre Pejy --> Lizô MG
👉 io ambany io ny Lien tohin iLay Video👇
🔎 https://www.facebook.com/share/v/1GxrjYz148/
✊ Ny Fomba fanaovana Pop Corn na POA KATSAKA Amin fomba malagasy 🇲🇬
__________-'='-____________ 👇🤞
🇲🇬 Ambositra,
🇲🇬 Disrict Ambatofinandrahana,
🇲🇬 Commune Ambondromisotra
ilay entim-po 🇲🇬
Mba Jereo anie eee _______ 🇲🇬
Jereo hatramin'ny farany anie eee
17/05/2026
🛑 Vakio hatramin'ny farany 🛑
🔐 Voalohany dia :
Ny lalàna⚖️dia miaro ny zo ara-dalàna an’ny mpanofatrano
mba tsy hisy herisetra na fanalàna an-keriny⚠️
______ ❌ ____
🔐 Manaraka dia :
VOASAZY MANDOA HOFANTRANO 01 VOLANA @ TOMPOTRANO NY MPANOFATRANO NIALA TAMPOKA TSY NAMPANDRE IRAY VOLANA MIALOHAN'NY IALANY
______ ❌ ____
🔐 Ny mpanofa te hiala dia tsy maintsy mampandre ny tompon-trano farafahakeliny 1 volana mialoha.
______ ❌ ____
MANDOA ONITRA VOLA HOFANTRANO ERINTAONA @ MPANOFATRANO NY TOMPOTRANO MANDROAKA TAMPOKA TSY ARA DALÀNA
👇👇
Article premier, Alinéa 23
ORDONNANCE N° 62-100 du 1 er OCTOBRE 1962
portant réglementation des baux et loyers des locaux d'habitation
(J.O. n° 248 du 12.10.62, p.2268, édition spéciale)
______ ❌ ____
🔐 "MAMPIGADRA NY MPANERA"
👉 maka commission mihoampampana mihoatra ny hofan-trano 15 andro @ taha ara-dalàna.
-fahasimban’ny trano noho ny fahanterana.
_____ ❌ ____
🔐 "TOMPOTRANO MANARARAOTRA MPANOFA"
fampidirana am-ponja 1 volana hatr@ 6 volana,
lamandy 10.000ar hatr@ 100.000
na izy roa miaraka
______ ❌ ____
🖐️ Stop 🛑
🛑 ireto no tena tsara ho Fantatrao 👇👇👁️👂🇲🇬
❌
MAMPIGADRA NY TOMPOTRANO IRETO HELOKA 04 MANARAKA IRETO 🛑👇👇👇👇👇
⚠️ Fampakarana hofan-trano tsy ara-dalàna (“majorations illicites de loyer”)
➡️ ohatra : mampiakatra hofan-trano an-tsokosoko na tsy manaraka ny lalàna.
• ⚠️ Fitakiana vola na charges tsy tokony haloan’ny mpanofa (“charges indues”)
➡️ na amin’ny endrika inona na amin’ny endrika inona.
• ⚠️ Fampiasana tsy ara-dalàna ny “droit de reprise”
➡️ izany hoe mampiala mpanofa amin’ny antony tsy marina na tsy ara-dalàna.
• ⚠️ Fandavana fanofana voararan’ny andininy faha-27
ORDONNANCE N° 62-100 du 1 er OCTOBRE 1962
portant réglementation des baux et loyers des locaux d'habitation
(J.O. n° 248 du 12.10.62, p.2268, édition spéciale)
______ ❌ ____
🖐️ MARIHINA 🛑
MPANOFATRANO VE IANAO ?
fantaro ny zo 07 anananao
👇
🟥Zo hipetraka am-pilaminana
– Tsy azo esorina tampoka ny mpanofa raha tsy misy antony ara-dalàna sy fanarahana dingana.
– Tsy azo ampijaliana na ampitahorina amin’ny fomba tsy ara-dalàna.
🟥Zo hahazo trano mendrika
– Ny trano hofaina dia tsy maintsy azo ipetrahana, tsy mampidi-doza ho an’ny fahasalamana na fiarovana.
🟥Zo amin’ny fahafahana mampiasa ny trano araka ny fifanarahana
– Afaka mampiasa ilay trano araka izay nifanarahana izy (trano fonenana, toeram-piasana, sns).
– Tsy azo atao ny manakana izany raha tsy amin’ny antony ara-dalàna.
🟥Zo amin’ny fahafahana mahazo mangarahara amin’ny vola hofaina
– Tsy maintsy misy fifanarahana mazava amin’ny hofan-trano sy ny fepetra momba ny fandoavana.
– Afaka mahazo taratasy fanamarinana ny fandoavam-bola atao izy.
🟥Zo amin’ny fampandrenesana mialoha
– Raha hanapaka ny fifanarahana ny tompon-trano, dia tsy maintsy misy fampandrenesana mialoha araka ny lalàna na ny fifanarahana.
🟥Zo amin’ny fanavaozana na fifampidinihana
– Raha hifarana ny fifanarahana, ny mpanofa dia afaka mifampiraharaha amin’ny tompon-trano momba ny fanavaozana na ny fepetra vaovao.
🟥Zo amin’ny tsy hiharan’ny fiakaran’ny hofantrano tsy ara-dalàna
– Tsy azo asondrotra tampoka sy amin’ny fomba tsy ara-drariny ny hofan-trano raha tsy nifanarahana na misy antony ara-dalàna.
_____ ❌ ____
🖐️ Stop 🛑 👇
➡️ afaka ahena hatramin’ny antsasany ny hofan-trano
raha toa ka ratsy fikojakojana ny trano na koa tsy manarapenitra
👇
⚖️Article premier: alinéa 03
-ORDONNANCE N° 62-100 du 1 er OCTOBRE 1962
portant réglementation des baux et loyers des locaux d'habitation
(J.O. n° 248 du 12.10.62, p.2268, édition spéciale)
_____ ❌ ____
🖐️ Stop 🛑 👇
❌Tsy andraikitry ny mpanofatrano ireto fanamboarana manaraka ireto
👇
-fahasimban’ny trano noho ny fahanterana.
-toiture antitra mitete,
-fissure lehibe
-installation électrique antitra be
-olana lehibe amin’ny canalisation,
na travaux lourds.
______ ❌ ____
🖐️ Stop 🛑 👇
🖐️ Stop 🛑 👇
IRETO AVY NY FEPETRA RAHA AMPANOFANA TRANO
👇
⚠️AZA MAMPANOFATRANO RAHA TSY FANTATRAO IRETO FEPETRA MANARAKA IRETO⚠️
🟥1. Fanamarinana ara-dalàna
🍀Ataovy azo antoka fa ianao no tena tompon’ny trano (amin’ny alalan’ny titre foncier na acte de propriété).
🍀Raha tsy misoratra ny trano, dia mila procuration na fahazoan-dalana an-tsoratra avy amin’ny tompony.
🟥📄 2. Fametrahana contrat de bail (fifanarahana fanofana)
🍀Tsy maintsy misy contrat de bail amin’ny endrika an-tsoratra (araka ny lalàna 2001-005 momba ny bail à usage
Ireo zavatra tsy tokony hohadinoina ao anatiny :
🍀Anaran’ny tompotrano sy mpanofa
🍀Adiresy sy famaritana ny trano
🍀Vidin’ny hofan-trano sy fomba fandoavana
🍀Fepetra amin’ny famerenana caution
🍀Faharetan’ny fanofana sy fepetra famaranana........
Zo sy adidin’ny roa tonta:
➡️ Aorian’izay dia atao enregistrement any amin’ny DGI (Direction Générale des Impôts) mba hampanankery ara-dalàna ilay contrat.
d’habitation).
🟥3. Fepetra momba ny vola
👉Aza mandray vola mialoha raha tsy vita ny fifanarahana an-tsoratra.
👉Ataovy mazava hoe caution ve sa hofan-trano ilay vola aloa voalohany.
👉Tehirizo tsara ny reçu de paiement rehetra.
🟥4. Fepetra sy adidy amin’ny fanofana
👉Ny mpanofa dia tokony hitazona ny trano amin’ny toe-javatra tsara.
👉Ny tompotrano kosa dia tompon’andraikitra amin’ny fanamboarana lehibe (ohatra: fantsona simba, tafo mitete...).
👉Azo asiana fepetra hoe “tsy azo amidy, tsy azo avadika ho trano fandraharahana, sns.”
🟥5. Fivoahan’ny mpanofa sy olana
👉Raha te hanala mpanofa, tsy azo atao tampoka izany — mila filazana mialoha (préavis) araka ny lalàna.
👉Raha tsy mandoa hofan-trano na manimba trano, dia azo alefa araka ny lalàna any amin’ny fitsarana (tribunal civil).
🟥⚠️ 6. Fisorohana hosoka sy olana
👉Aza manaiky amin’ny vava fotsiny⚠️
👉Raha azo atao, ataovy contrat notarié (voamarina amin’ny notaire) mba ho matotra sy azo antoka.
👉Aza mampiasa olona “intermédiaire” raha tsy fantatra tsara ny maha-ara-dalàna azy.
🔐 Partageo max : raha nahasoa anao 🇲🇬
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Website
Address
205
