Magneva curly
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Magneva curly, Health/Beauty, 67 ha sud, Antananarivo.
07/03/2026
ideé coiffure 🌺
22/08/2023
🌾GEL HIBISCUS 🌾
Fleurs d'hibiscus séchées ou frais 🌺 huile coco 🥥
✨AVANTAGES ✨
🍃 Riche en acide animé : izay manampy @ fitsirian'i volo, mampangirana, manome aina ary manamafy ny fototra ny volo
🍃 Riche en vitamine C :
mampiroborobo ny fitsirian'i volo
🍃 Hydraté ny volo raha maina
✨FOMBA FIKARAKARANA ✨
🍃Ampangotrahagna ny fleurs d'hibiscus ou bissap mandritra 15 mn
🍃Avela mangatsiatsiaka de tavagnina
🍃Afangaro tsara @ huile coco na mixegna miaraka ( na zay menaka mifanaraka @ volonao)
✨FAMPIASANA ✨
🍃Volo vita sasa no sorana azy farany.
Aza adino ny manao J'AIME ny page sy PARTAGER 🍻
19/06/2022
Soins des cheveux 🌞
Natao hoany karazana volo rehetra 🌹🤩
Mazotoa ary mikarakar 😉😉🌺
Cc les fille 😊
une petite idée 🤩🌞
pour vos cheveux 😘
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Contact the business
Telephone
Website
Address
Antananarivo
ENLIGNE
