Longrich by fy
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Longrich by fy, Antananarivo.
vente de tous les produits longrich ou autre que se soit cosmetique , bioscience , technologie mais surtout que les produit sont de produit 100% naturel pas de substance chimique
06/09/2024
PRODUITS BALEA
SHAMPOING
☆Mety aminy karazana volo reetra
☆Mety ian ko rh anao soins ianao
♡Araraoty ar ooohh alefa mora
28/08/2022
😍Salama dol oohh😍
Ho antsika maman rehetra ,tsy votery maman mu zan ho antsika ze ty manadio ny ao antrano , manasa lamba , manasa lovia
Atolotro ho anareo ity pack savony ity
Ireto avy niao anatiny :
- Savon barre Brillant
- liquide vaisselle impec 1L
-15 pièces vovon-tsavony vao line ( 15g)
Prix 15000 ariary
VOVON-TSAVONY VAO LINE
- 10 pièces : 1500 ariary
- 50 pièces : 7500 ariary
- 100 pièces : 15000 ariary
20/08/2022
15/07/2022
Sode mba misy liana hiditra ho mpiara-miasa aminay atu aminy LONGRICH atu
Te hafantatra weh in marina niatao weh societe longrich sy ny karazana produit sy fomba fazahona vola atu aminy longrich ??
Mp ary f vonona ny hanoro anao sy ampafantatranao momba izany aho
10/07/2022
Maro isika vehivavy nu manana probleme aminy resaka volo mety weh mihintsana be mety weh ts mety lava na koa manify kely
💐 Fanotanina mipetraka dia hoe inona ary nu mahatonga ilay volo mihintsana ?
💐 ANTONY : mety hoe :
- fikorontanan'ny hormone
- stressée be enao
- tratran'ny fatigue
- misy traumatisme be
- Fampiasana matetika an'ireny appareil chauffante reny ( babilice , sèche cheveux )
- fandokona volo , fanaovana lissage , defrisage
- fampiasana produit tsy azo antoka aminy volo
💐 Azo sorohana daolo nefa zany aminy alalan'ny produit LONGRICH
Ny produit longrich dia ara-pahasalamana manana , produit certifier avy an aminy OMS zan hoe produit nahazo alalana mazava tsara taminy OMS ka ts atahorana hisy effet secondaire ary 100% naturels tsy misy produit chimique
💐 Ireto avy :
- Shampoing antipelliculaire au thé blanc
- Apres Shampoing illuminant a la grenadine
- Apres Shampoing al'artemisia : izay manana anjara aminy fanalana ny bacterie reetra aminy volonao
- Nutrivrich bleu
- berryl oil izay manakarena vitamine E
07/07/2022
ARETINA FIBROME NA MYOME
Ny atao hoe fibrome dia fivotosana ao aminy tranon-jaza , mitokana na mitambatra ny fisehony
💐Fomba fisehony na symptome :
- Matetika ny fibrome dia tsy mampiseho symptome ivelany ( mila manao echo na analyse fona zany )
- Nefa koa ny fibrome dia matetika miteraka ireto :
# Misy zavatra mibahambahana izany
# Lasa mandeh be fona ny regle ary matetika ray volana leizy vo mjanona
# Mikorontana ny regle
# Lasa poritra te- hipipi foana
# constipation ( tsy mikaka )
# misy hemorroïde
# Marary rehefa manao firaisana
💐 Afaka sitranina tsara io aretina io aminy alalan'ireto produit Longrich ireto
- PROTEGE SLIP
- CORDYCEPS MILITARYS
- NUTRIVRICH BLEU
- GOBELET ALAKALIN : manasitrana aretina reetra
Ka mahaiza msafidy ze mampety anao ary tompoko
05/07/2022
RHUMATISME ET ARTHROSE
Hiresaka momba ity aretina ity indray ary tsika eeh , horesahana tsika etu niantony sy ireo fomba fisehony aminy vatantsika ary koa ny fomba hanasitranana azy sy hitraitena anazy
💐 ANTONY :
- Aretina manaranaka izy io mety hoe avy aminy Dada na i Neny
- Aretina azo avy aminy bacterie na koa virus izay tafiditra any anaty vatantsika
- Aretina azu avy aminy ratra na fracture ihany ka ts votsabo tsara dia niteraka anio
- Aretina azo avy aminy fifohana sigara be loatra
- Fahatavizana zany hoe tsy dia tsara le matavy fa aleo normal iany
💐 FISEHONY :
- Marary vanin-taolana aminy ratsa-tanana sy tongotra
- Mivonto , mivaramena , mihenjana ,mafimafy ary mideforme mitsy aza ny ratsa-tanana sy tongotra
- Mety hisy tazo ianao na gripa (fièvre)
- Misy fatigue tampoka
- Miafara aminy fihenana ny vatana mitsy aza
💐 Fitsaboana :
Afaka sitranina tsara io aretina io aminy alalan'ireto produit LONGRICH ireto .Marihako hetoana fona fa 100% bio ary tsy misy produit chimique ny produit LONGRICH ary tsy misy effet secondaire iany koa
💐 CALCIUM
💐 ARTHRO SUPREVIVER
04/07/2022
HEMORROÏDE
Inona no atao hoe hemorroïde ?
- Ny atao hoe hemorroïde dia fivotosan'ny ny lalan-drà ao aminy fivoahan'ny maloto (a**s )
💐 Misy karazany ny Hemorroïde
- Hemorroïde interne
- Hemorroïde externe
💐 ANTONY
- Mipetraka maharitra
- Manena rehefa mikaka
- constipation
- matavy loatra
- Mihinana sakay be loatra
💐 FISEHONY :
- Manaitaina ao aminy faritry ny fivoahany maloto (a**s )
- Mandeh rà rehefa mikaka
- Mangidihidy eo aminy faritry ny fivoahana
- Mivonto
Anisan'ny mandray anjara bediabe aminy fanasitranana anio aretiny ireto produit izay vokariny longrich manaraka ireto mariako fa tsis atahorana ny fampiasana azy satria dia 100% bio tsy misy effet secondaire mihitsy
💐CORDYCEPS MILITARYS
💐 THÉ MARRON
💐 GOBELET ALKALIN
💐ARTHRO SUPREVIVER
04/07/2022
INFECTION URINAIRE
Aretina matetika mahazo nvehivavy ity aretina ity ka tsara ho fantatra ny mahatonga azy sy ireo fomba fisehony
💐 Antony :
- Ny infection urinaire dia matetika aretina amin'ny tatavia na Vessie , azo antsoina ihany koa izy hoe CYSTITE
- Aretina azo avy aminy bacterie tafiditra any anaty tatavia na vessie
- Io aretina dia matetika mihatra aminy vehivavy ary tsy dia fahita firy any aminy lehilahy satrie ny canale izay mapifandray aminy any ivelany dia fohy kokoa nen vehivavy noho ny nen lehilahy
💐 Fisehony :
- te hipipy lava
- marary refa mipipy ary matetika misy rà
- Misy fofona ratsy
- Marary eo ambany kibo
💐Azo tsaboina tsara izy io aminy alalan'ireto produit ireto 100% bio ary tsy misy produit chimique mits , tsy misy effet secondaire ireto avy izy ireo
❤ BERRYL OIL
❤THÉ MARRON
❤CORDYCEPS MILITARYS
02/07/2022
ARETINA PROSTATE
tsara ho fantatra ihany koa ny momba ity aretina ity fa andao ho fantarina aza
💐 ANTONY mahatonga azy :
- Hatavizana be loatra
- Fisotroana alcool tsy voalanja tsara - fipetrahana ela be
- Fandehanana moto na byciclette na fiara matetika
- Firaisana ara-nofo tsy voaharo
💐 Aretina fisehona aminy vatana :
- Cancer
- Adenome
- prostatite
💐 Fomba fisehony na symptomes :
- Mipipi matetika
- Manao dysurie zan hoe manena rehefa mipipi
- Marary rehefa mipipi ary matetika misy rà
- rehefa tena grave niaretina dia tsy mipipi mitsy
Afaka sitranina tsara iz io aminy alalan''ireto produit naturel izay vokarin longrich ireto 100% bio iz io
💐GOBELET ALCALIN
💐PROTEGE SLIP
💐THE MARRON
💐CORDYCEPS MILITARIS
💐NUTRIVRICH BLEU
Click here to claim your Sponsored Listing.
