Powerlife Madagascar

Powerlife Madagascar

Share

5 Produits naturels pour une routine innovante aux bienfaits quasiment immédiats.

Photos from Powerlife Madagascar's post 22/06/2023

Powerlife Madagascar dia mitady Fiaraha miasa Amin'ireo olona vonona hisolontena azy manerana ny province.

👇👇Ireo vokatra ireo dia vita avy fototr'ireo voankazo, zava maniry sy Legioma voafantina hanome fahasalamana tanteraka ho an'ny vatantsika🌿🍇🍒🍓🍉🍏🥦👍💯

23/01/2023

Izay maha kolokolo manana ny Soa!

04/01/2023

POWERLIFE MADAGASCAR DIA MIRARY
🥰 SOA
🥰 FAHASALAMANA
🥰 FANAMBINANA

22/12/2022

Isan'andro mandeha ny Fitarainana
😢Tsy mety mahita asa
🥵Tsy ampy ny vola miditra nefa efa tena tsemboka
😱Trosa sady tsy mety afaka
😧Tsy manana fotoana ho any zavatra hafa ankoatrany routine ny asa isan'andro miala maraina dia mody ariva reraka lalava nefa tsy mahafapo na ny karama na ny asa atao
🙏👉mila mitandrina isika satria indray andro ianao mety ho reraka sy mijanona amlay asa nefa tsy nahavita nahatsangana na zavatra 1 aza teo indray mandeha no miaina isika koa hankafizo e!!
Manana nofy ve ianao ?
mety tsy mbola misy vola eo an-tanana na izay mety fahafahana hahatanteraka azy fa
👉🙆‍♂️Fisitahana kely ao amin'ny toe-tsaina fotsiny dia vitanao io🥰

Photos from Powerlife Madagascar's post 08/12/2022

PROCEL dia vokatra matianina amin'ny Fanavaozana sy fikarakarana ireo cela, marefo na maty ao anaty vatantsika,
Mampikoriana tsara ny Ra
Manatsara ny fitadidiana
Manampy manala kentrona amin'ny tarehy
Manampy amin'ny fanaintainana .............

Manjifà haingana ary ny vokatra
mp na 0340902020

Photos from Powerlife Madagascar's post 06/12/2022

Misoroka ny gripa mahery sy ireo karazana aretina hafa ny fampiakarana ny Hery Fiarovan'ny vatantsika,
🌿🥦PROTECT😀
👉mandaitra no tena azo antoka 100% natoraly 🥦🥦
BROCOLI isany singa namokarana ny Protect
Fanazavana frantsay 👇👇👇

(Brocoli augmente l'action des macrophages
Grande cellule ayant la propriété d'ingérer et de détruire de grosses particules (cellules lésées ou vieillies, particules étrangères, bactéries) par phagocytose. Les macrophages constituent, avec les polynucléaires, le premier mécanisme de défense cellulaire contre les agents infectieux.)
👉Mamono ireo Bacteries sy agents infectieux tafiditra ao anaty vatana.

🏃‍♀️🏃Manjifà haingana ary ny Vokatra Protect !!!
ho any fianakaviana manontolo

mp na miantsoa mivantana 0340902020

Photos from Powerlife Madagascar's post 14/11/2022

PRODETOX sy PROTECT Temoignage
Lehilahy 91 Taona,
_ efa tsy afaka nitsangana teo ampandriana intsony
_efa tsy naheno ny sofiny
_Narary vavony
_Mikohaka Lava
Boitena Prodetox 1 sy Protect 1 tsy mbola tapitra ary no efa niantso zareo hoe
_ Efa nanomboka nitsangana teo am-pandriana ilay Rangahy
_niverina naheno ny sofiny
_afaka ny aretim-bavony
PROTECT sy PROCEL Temoignage
Fery efa ho 8 volana tsy nety sitrana vao maika niaratsy nampiasana karazana fanofody sy produit, echappement no nandoro ilay tongotra herinandro nampiasa ny vokatra POWERLIFE (Protect sy Procel) dia efa nanomboka nia maina ny fery , nangidihidy , mampiseho ireo soritriny fanasitranana tsy ny fery ihany no nahazo tombotsoa fa hatram fahasalamany vatany
Maro be ireo temoignages izay mbola ho zaraina amintsika hatrany
Votre santé, c'est notre priorité
Efficacité assure
😁Ndao ary isika hanomboka ny asa e!
_ Afaka mihofana Tsara mahakasiky ny fomba fiasa sy ireo vokatra ve ianao?
_ Manana Traikefa eo ny varotra?
_ Manana Fahaizana tsara mandresy lahatra ?
_ Manana fahalinana eo ny fahasalamana
traikefa no tena takiana fa tsy diploma
Lafiny 2 lehibe ny Tombotsoa voaray miasa
😎 Fotoananao satria dia ianao ihany no Patron ny tenanao
🤑 Ara-bolanao
👉Handraisanao 34000Ariary ka hatramin'ny 84000Ariary mety ho isan'andro miankina
mp direct
0340902020

Photos from Powerlife Madagascar's post 10/11/2022

PRODETOX sy PROTECT Temoignage
Lehilahy 91 Taona,
_ efa tsy afaka nitsangana teo ampandriana intsony
_efa tsy naheno ny sofiny
_Narary vavony
_Mikohaka Lava
Boitena Prodetox 1 sy Protect 1 tsy mbola tapitra ary no efa niantso zareo hoe
_ Efa nanomboka nitsangana teo am-pandriana ilay Rangahy
_niverina naheno ny sofiny
_afaka ny aretim-bavony
PROTECT sy PROCEL Temoignage
Fery efa ho 8 volana tsy nety sitrana vao maika niaratsy nampiasana karazana fanofody sy produit, echappement no nandoro ilay tongotra herinandro nampiasa ny vokatra POWERLIFE (Protect sy Procel) dia efa nanomboka nia maina ny fery , nangidihidy , mampiseho ireo soritriny fanasitranana tsy ny fery ihany no nahazo tombotsoa fa hatram fahasalamany vatany
Maro be ireo temoignages izay mbola ho zaraina amintsika hatrany
Votre santé, c'est notre priorité
Efficacité assuré

10/11/2022

😁Ndao ary isika hanomboka ny asa e!

_ Afaka mihofana Tsara mahakasiky ny asa ve ianao?
_ Manana Traikefa eo ny varotra?
_ Manana Fahaizana tsara mandresy lahatra ?
_ Vonona handresy ireo fanamby eo ny varotra
_ Manana fahalinana eo ny fahasalamana
_ Hisy fifanarahana mazava
traikefa no tena takiana fa tsy diploma
Lafiny 2 lehibe ny Tombotsoa voaray miasa
😎Fotoana satria dia ianao ihany no Patron ny tenanao
🤑 Ny ara-bola

👉Handraisanao 34000Ariary ka hatramin'ny 84000Ariary mety ho isan'andro miankina

Mandefa mp avy hatrany ho fanampim-panazavana.

Photos from Powerlife Madagascar's post 08/11/2022

🥰 😁 👇👇👇
« La santé c'est comme la richesse, il ne suffit pas de l'avoir, il faut savoir la conserver. »
" Tahakan'ny harena ny fahasalamana, tsy ampy fotsiny ny hoe manana azy fa tokony atao izay hitehirizana azy "
PROCEL
Manavao ireo Cela Marefo na simba
Mahatanora, Manavao ny fahasimbana vokatriny rari tsaina na stress
Manatanjaka ny vatana
Manatsara torimaso
Sy izay mety ho olana rehetra ao doha
Raiso ary ny fanapahan-kevitra
Mandefasa mp
Contact direct 0340902020

Photos from Powerlife Madagascar's post 31/10/2022

Powerlife dia manolotra ho antsika vokatra Natoraly 100% ary tena mandaitra👍
Ireo vokatra ireo dia Hanampy antsika Fidiram-bola maharitra.

_Mahay Mandresy lahatra ve Ianao ?
_Mahay mivarotra ve ianao ?
_Mahaliana anao izany manana fifandraisana karazany maro ?

👉Formation mahakasika ny asa gratuit.
Handraisanao 👇🤑🤑
Manomboka à 84000Ar par jour rehefa mahalafo ianao. Sy commission en dollars 🤑🤑

Mp avy hatrany na miantsoa mivantana ny
0340902020

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Telephone

Address

Antanimena, Près De Rond Point Ankazomanga
Antananarivo
101