Ny asako.mg
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Ny asako.mg, Health/Beauty, Antananarivo.
05/11/2025
Manahoanareo Salamanareo👋
❌FANAFODY GOTY na RHUMATISME ❌
🌼🌼VOANDROFIA (Voany rofia)🌼🌼🌼
Tsara ho fantatra misy karazany anakiroa izy ity misy ny Boribory ary misy ny lava
❌ Tsy sasana na tsy atao azony rano raha mbola tehirizina elaela fa simba
✅Ilay VOANDROFIA BORIBORY
__Somary mangidingidy masikasika tsirony
__Izy ity no misy voany izy no atao tambavy Fanafody goutte na Rhumatisme
💢Maka voany anakiray (mafy be ilay voany fa tetehina ary tetehina mandinika )
💢Avy eo maka rano 1L 💦 ary ampangotrahina ,rehefa mangotraka dia arotsaka Ilay Voandrofia voatetika teo
💢Mangotraka 5mn dia esorina na hoe misy loko menamena kely iny dia alana tsy azo tanehina ela loatra fa mankarary indray (hajaina tsara iny fotoana iny)
💢Fomba fisotroina azy 1Vera maraina 1Vera atoandro 1 hariva (Aloany sakafo)1h avant izany
❌Olona bevohoka,mampinono ,marary rein tsy mahazo misotro ih ityfa afaka mihinana (ilay VOANY ROFIA)
🌼🌼Raha toa ka Efa marary mihintsy (Goutte )dia traitena aloha dimy 5andro misesy,vita iny dia indray isakerinandro mandritra ny iray volana , tapitra indray izay iray volana izay , dia mijanona kely aloha tapabolana na 1volana arakaraka ny fiovany fa raha toa ka tsy mietsika ilay Gotte na Rhumatisme ao anatin’izay fotoana izay
Dia tsy misotro misesy intsony raha tsy rehefa marary sy rehefa mihetsika indray izy (2jrs ihany no misotro azy toy ny mahazatra maraina sy atoandro hariva alohany sakafo 1h avant )no fisotroina azy dia mijanona 💦 💧 rano aza adino misotro azy 1,5L na 2L isan’andro
🌼🌼Raha toa ka tsy marary fa te ihinana na misakafo matsiro be na te anadio na mangotsoka reradreraka iny lohalika dia sotroina 3jrs ihany dia mijanona enao (maraina atoandro hariva alohany sakafo 1vera ihany )dia izay afaka mamerina kely 1volana ao ariana dia izay
🌼🌼Manao vaovao isanandro tsy azo hafanaina na hoe iny ihany no atao rahampitso (Izany hoe mitanika isanandro )
20/09/2025
Izy ity indray, tasse somary doré
hafakely ny tahony ☺️
tena tsara izy ito , Sady matevina tsara 😊🥰
35000 Ar fotsiny ny 6 cups 😳😲🥰
Afaka manao livraison foana izahay 😊
20/09/2025
Mug isotherme 460 ml 🥰
ho anao izay tia misotro 🍵☕zavatra mafana , natao ho anao izy ity 😊
25000 Ar 😊
08/07/2025
Disponible chez Anosy Food Fort Dauphin
03/12/2024
Ito ndray Zao izy bleu marine 😍☺️❤️
Tsara anie oa e😍🥰
29/11/2024
Salama eee🥰😊
Araraoty fa efa hoavy ny fety🤩🎉
Havaozy ny ao an trano ❤️😍
Atomboy ao @ le fandrina aloha e 🥰🙏😊
Housse somary matelassé izy ireto an ☺️🥰🤩
Housse sy saron'ondana 2
🥰🤩😍 45 000 Ar 🥰🤩😍
27/11/2024
Mandray commande foana ry zareo a
Ireto Zao : ondana Kely 2, sisiny 2 , dia sur matelas kely
Ho antsika manana Zaza Kely 😍🥰
Na ireo miandry vahiny kely 😊🥰
AO @ commentaires misy n'y santionany avy 🤩
21/11/2024
Vitsy2 sisa fa araraoty 😬
💄😍 5000 ar 😍💄
Mp ho an'izay handrobaka azy 🥰
19/11/2024
5000 Ar ny iray an
Salama daholo ô 😍🥰
Mamofopofona fety ny andro 🎉
Ndao hanao metimety aloha e 🥰
Araraoty fa tolotra ho antsika vehivavy Ty lokomena ity a!💄💄
Efa vitsi2 izy ato sisa
Destockage @ vidiny mora a🥰😍👍
5000 ar ny iray 🥰😍🤩
Rouge à lèvres 2en 1 io an!
Sady efa misy gloss no misy R à L🤩
Araraoty ary
Raha maka plus de 5 ianao Dia mbola midina ny vidiny.
Araraoty ary e
13/11/2024
01/08/2024
Zava- baovao indray ito reto a 🥰😍
Coussins décoratifs indray no vokatra izay elaela tsy hita izay 🥰
Efa Tonga Dia misy sesika izy ireto an !
Fibre polyester, anti - acariens, malefaka tsara 🥰😊
Misy modèle isan - karazany ireo , modèle 1 isaky ny coussin😊
Afaka manao modèle hafa koa izahay @ izay komandinareo 😊.
Afaka manao personnalisation ihany koa🥰😍
Manao housse de coussins koa izahay ho an'izay liana 😊
Vidiny mirary 17500 ar / ny iray 😍🥰😊
Manasa anao ary hijery sy handray anjara .
Mandefasa hafatra miafina fa Sady afaka manao livraison izahay 😊
Commentaires misy sary isan'isany 🥰😊
Click here to claim your Sponsored Listing.
