La Flamme

La Flamme

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from La Flamme, Antananarivo.

16/07/2025

Big Promoo 🎉🎉
Mbola tsy nanao publication tamin’ity akory izahay , fa natolotra taminareo fotsiny ny tolotra ,dia efa atsasaky ny stock sahady no lany, 🫶🏻.
Noho izany dia ataonay “promotion” ireto mandritra ity volana juillet ity indray. Tonga dia prix moraa be 😝.

✨ Gamme shea moisture✨

🌸 Shampooing 384ml + masque 340g
🌸 A base de beurre de karité, menthe poivrée ary huile d’argan
🌸Natokana ho an’ny volo mihintsana , misy sola, mibofaka , maina be ,
🌸 Mampaniry volo be izy
🌸 Mampalava volo , mampalefaka , manome aina ny volo ary indrindra mampijanona ny volo mihintsana

Vidiny : 30 000ar izy 2

☎️ 032 18 223 78
Vente en ligne uniquement
Manao livraison 📦 Tana/ province

08/07/2025

Iza no hak’azy 🥰? Tsy de betsaka koa ity an,

✨Shampooing 500ml Dr . Comely
✨ Après-shampooing shea Moisture izay à base coco sy hibiscus
✨Sérum 100ml
✨ Leavin 500 g

🌸 Hydratation tena tsara lotra👌
🌸 Mi- definir boucle tsara
🌸 Miaro ny volo amin’ny agression rehetra

Alefanay 40 000ar au lieu de 45 000ar

Mp pour commander
☎️ 032 18 223 78
Vente en ligne uniquement
Livraison 📦 Tana/ province

08/07/2025

✨Gamme Dr Comely ✨ ( tena vitsy kely ireto fa mp aingana 🥰)

☑️ A base de coco 100% vierge
☑️ Tena hydrant be izy , mampalefaka, ary miaro ny volo amin’ny agression ety ivelany rehetra
☑️ Mety amin’ny karazam-bolo rehetra
☑️ Disponible de suite

✨Shampooing + Après shampooing +Leavin conditioner+ sérum ✨

Vidiny : 40 000ar izy 4
☎️ : 032 18 223 78
Vente en ligne uniquement
Livraison 📦 Tana /Province

Photos from La Flamme's post 08/05/2025

Nohon’ny fangatahany maro dia efa nahatonga ilay parfum sy déodorant spray na Roll-on afa- misaraka izahay 😜.

🌸 Coffret Lune d’été 🌸

✨Mampanembona ny fahiny anie e✨
✨Efa tonga ilay nandrasanareo 🎉, que ce soit à offrir ou à se gâter soi même 😍.
✨ Parfum lune d’été 50 ml + déodorant roll on 50 ml na déodorant spray 75ml ( afaka misafidy)
✨ Note : sucré , floral , boisé
✨ Photo réel
✨Afaka mandeha tsirairay araky ny fangatahanareo 🥰

Prix : 14 000ar ny coffret

Manao livraison 📦 Tana / province .
☎️ 032 18 223 78

04/05/2025

Tinao ve raha otrin'ny fofona any amin'ny hôtel luxe sy Spa ny ao atranonao 😁
Parfum belair textile désodorisant

✅Manala fofona : miasa avy hatrany Manala ny fofona tsy ilaina

✅Manadio rivotra : fofona madio sy tsy mahasosotra 🥰

✅Mety atao amin'ny lamba rehetra ,seza , eny na ao anaty fiara aza.

✅ Maharitra be ny fofony , tsy makarary andoha

💰Prix : 12.000 ar ny 2

Livraison: Tana/ province 📦

01/05/2025

Mitady fomba fanalana Hao sy atodiny tena efficace ?
Andramo ity dia teneno eto ny vokany ary💯 🤔

✨Disaar Lice Repellent anti-poux ✨

✔️ Manana akora Naturel: natao ho non-toxic, ka azo ampiasaina ho an'ny ankizy
✔️Tonga miaraka amin'ny savony (lice comb) hanampy amin'ny fanesorana ny Hao sy ny atodiny amin’ny volo.

Vidiny : 29 000 ar ny gamme complet

Livraison 📦 Tana/ province
Mp avy hatrany ary ooo.✅

11/04/2025

Big Promoo 🎉🎉
Mbola tsy nanao publication tamin’ity akory izahay , fa natolotra taminareo fotsiny ny tolotra ,dia efa atsasaky ny stock sahady no lany, 🫶🏻.
Noho izany dia ataonay “promotion” ireto mandritra ity volana mars ity . Tonga dia prix moraa be 😝.

✨ Gamme shea moisture✨

🌸 Shampooing 384ml + masque 340g
🌸 A base de beurre de karité, menthe poivrée ary huile d’argan
🌸Natokana ho an’ny volo mihintsana , misy sola, mibofaka , maina be ,
🌸 Mampaniry volo be izy
🌸 Mampalava volo , mampalefaka , manome aina ny volo ary indrindra mampijanona ny volo mihintsana

Vidiny : 30 000ar iny 1

☎️ 032 18 223 78
Vente en ligne uniquement
Manao livraison 📦 Tana/ province

01/04/2025

Miarahaba oo. Efa lasa daholo ny livreur antsika an 🥰🌸. Henoy ny finday fa efa akaiky ny livreur oo. Mankasitraka tompoko 🙏🏻🥰

28/03/2025

Mampanembona ny fahiny anie e✨

🌸 Coffret Lune d’Été duo🌸

Efa tonga ilay nandrasanareo 🎉, que ce soit à offrir ou à se gâter soi même 😍.

✨ Parfum lune d’été 60 ml + déodorant roll on 50 ml
✨ Original 💯
✨ Maharitra be ny fofony
✨ Note : sucré , floral , boisé
✨ Photo réel

Prix : 18 000ar ny coffret

Manao livraison 📦 Tana / province .
☎️ 032 18 223 78

06/03/2025

🌺Leavin crème Origem Cachos🌺

✨Made in Brasil
✨Activateur boucle 👌🏻
✨Manome hydratation tsara ny volo
✨Mampihena ny frisottis
✨Mitazona tsara ny boucle
✨ Mety amin’ny karazam-bolo rehetra an

Vidiny : 28 000ar
Mp pour commander
☎️: 032 18 223 78
Vente en ligne uniquement
Livraison 📦 Tana/ Province

05/03/2025

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Abigaëllah Tiff Ram, Chris Thellah, Chlori Ci Anna, Selha Rab, Lolit Deschamps, Sonia Rajah, Aina Raminoarinjara, Tafitasoa Andrea

Photos from La Flamme's post 04/03/2025

Hey, natao ho anao ity😲
Mirotoroto sy miasa mafy, mitsangana fona sa mipetraka fona rehefa amperin’asa ka lasa mora reraka, stressé 😥 matetika , tsy mahazo aina?

✨Patchs Détox Pieds no mety ho anao✨

Fa maninona no tokony ampiasa azy ianao ?🤔
Satria :
✅ À base de plantes 🌱 100% natoraly (produits bio)
✅ Misintona ireo loto rehetra amin'ny vatana rehefa matory amin'ny alina
✅ Manala stress
✅Manala toxines ao amin’ny vatana
✅Mampikorina tsara ny rà
✅Manala havizanana
✅ Efficace tsara ary tsy misy effet secondaire
✅ Mety na ho an’ny vehivavy bevoka na vao teraka izay mijaly amin’ny « jambes lourdes, rétention d’eau ary ny stress ».

Vidiny : 24 000ar ny 30 patchs ( boite 1)
Mp pour commander
☎️ :032 18 223 78
Livraison 📦 Tana/ Province

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Telephone

Website

Address

Antananarivo
2020