Torohevitr'i Na
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Torohevitr'i Na, itaosy, Antananarivo.
Salama jiaby e! Inona ny torohevitra tianareo hozararaintsika matetika ETO?
12/07/2025
Ilaina ve ny mihaino IEC alohan'ny hanaovana vaksiny ny zaza?
Inona avy ireo tsara hofantatra lazain'i Rasazy Kay ??
Tahian'ny Tompo daholo e!
Mirary tontolo Andro soa ho anareo 🥰🤗
01/01/2025
Mirary taona zina ho antsika rehetra e! 🙋🙋
08/01/2024
08/10/2023
Zaraiko fa mahasoa ny rehetra ito.
Bon dimanche daholo e!
Salama daholo e! Ela ela tsy nisy fifampizarana tato e!
Isaky ny faran'ny herinandro dia hifamoizara torohevitra indray isika an! Soava ny alina aby e!
Click here to claim your Sponsored Listing.
Culinary Team
Attire
Contact the business
Telephone
Website
Address
Antananarivo
102
