La Moda

La Moda

Share

✨ Boutique de mode en ligne 🎀
🛒 Vêtements, Chaussures,sacs ,…
🚚Livraison partout à Madagascar

☎️ 038 06 890 61 ☎️

24/05/2025

😍 Efa anomboka Live isika fa manondrana kely ilay connexion 😢
👉👉 Mazoto ve nareo raha asina vente prix fête des mères ô😍😍

24/05/2025

🤩 Tapitra anio @ 1ora tolakandro (13h) ny lalao Fête des mères antsika ary e🥰🥰 Ary tonga dia tanterahina avy hatrany ny fisarihana .
👉 Ampatsiahivina kely fa ireo nanaraka ny fepetra rehetra ihany no mahazo a😊
📢 Averiko kely ary ny fepetra e...👇

1. Asiana j’aime page La Moda
2. Asiana j’aime ity publication ity
3. Alefanao ao anaty commentaire ny POINTURE tadiavinao
4. Invitenao ny amis-nao hanao j’aime ny commentairenao sy ny page
5. Partagena ao anaty groupe misy anao 2 ity publication ty ,
👉Partagena ao 'nao ihany kou ity publication ty (capturena izany dia atao amin'ny sous-commentaire)

🥰 à 13h ary ô🥰

22/05/2025

😍😍 LIVE SHOPPING KIRARO MORA BE😍
👉👉 Misy mazoto ve??
🤩 PRIX À partir de 0ar misy CADEAUX ZANY🥰
ASIO RÉACTION MAROMARO DIA ALEFA😊

19/05/2025

❤FÊTE DES MÈRES ❤
😍 Ndao hilalao miaraka Moda😍
👉 Te ahazo LOKA ve enao sa te anolotra cadeaux🥰
👇Ndao hilalao ary👇
__
✅ FEPETRA :
1. Asiana j’aime page La Moda
2. Asiana j’aime ity publication ity
3. Alefanao ao anaty commentaire ny POINTURE tadiavinao
4. Invitenao ny amis-nao hanao j’aime ny commentairenao sy ny page
5. Partagena ao anaty groupe misy anao 2 ity publication ty SY ao amin’ny mur'nao (capturena dia atao amin'ny sous-commentaire)
______________________________________ 😍 MPANDRESY :
🤩OLONA 3 BE IZAO NO AHAZO LOKA
1- Izay commentaire mahazo j'aime betsaka indrindra ,dia mahazo vola 40.000ar 🥰
2/3- Ny loka faharoa sy fahatelo "TENNIS" dia atao fisarihana (Tirage au sort)

📢 Valin ' ny lalao : Sabotsy 24 mey.

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Telephone

Website

Address

Antananarivo