Kolo endrika sy bika

Kolo  endrika sy bika

Share

soins de visage � naturel

Photos from Kolo  endrika sy bika's post 22/07/2022
Photos from Kolo  endrika sy bika's post 22/07/2022

Eee ho antsika ty mikarakara volo sy tarehy tonga indray ity ny fihenambidy @ menambolo vahona, sy shampoing vahona , savony vahona , creme vahona afaka manontany mp raha manana fanontaniana

Tel 0344585159

Photos from Kolo  endrika sy bika's post 22/06/2022

Ho antsika manana olana @ tarehy ity misy savony fanadiovana tarehy ; savony vahona, savony percil, savony carotte, savony bois de rose , savony masonjoany .... sns

04/06/2022

Salama eee ito ilay savony fanadiovana tarehy ho antsika vehivavy ty mikarakara tarehy ooi

17/02/2022

Aty indray ny maso oo manana olona momba ny tarehy ve ? ianao ity misy vahaolana ; savony vahona 💯 natoral
aza adino ihany koa fa misy ny creme miaraka @ savony
Maro ny karazana savony misy ato @ nay toy ny savony karoty, savony percil, savony masonjoany, savony argile, savony bois de rose ,savony noni
💯 Natoraly ny produit antsika

tel 034 45 851 59

06/01/2022

Coucou ho antsika izay manana olana @ tarehy ity misy vahaolana hoentinay anareo ee
Savony vahona , savony karoty , savony percil ,savony bois de rose
Aza misalasala manontany sy mametraka fanotaniana

Tel 034 45 85159

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Telephone

Website

Address

Antananarivo
Antananarivo