Curl'Shop

Curl'Shop

Share

Vente des produits cosméthique pour tous types de vos cheuveux ❣

Photos from Curl'Shop's post 23/01/2026

🚨 PROMOTION SKALA ORIGINAL 🚨
30.000ar au lieu de 35.000ar koa inona ny andrasana fa andao hikarakara ny fahamanjana retsy an! Aok'izay ny:
❌ Volo maina(maina ny produit chimique)
❌ Volo simba (fer,brushing,Coloration sns...)
❌ Volo tsy mety maniry
👉 Andao hanao retour au naturel miaraka amin'ny produit Authentique !
✨ SKALA no manampy anao hahazo volo:
✅ malefaka
✅ mamirapiratra
✅ manome hydratation be ho an'i volo
🌿 Akora voajanahary
🚫 Tsy misy sulfate • paraben • silicone•sns
💚 Mety amin’ny volo naturel, frisé, bouclé
🔥 Résultat hita avy hatrany
👩‍🦱👩‍🦰 Mety amin’ny rehetra :Lahy ,Vavy, ankizy
📩 Alefaso ary ny commande-nao
⏰ Stock voafetra — aza tara an!
☎0341684253
Livraison à partir 3000ar, mandefa any amin'ny faritra
💖 Skala : rehefa tsara ny volo, miakatra ny confiance !

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Website

Address

Fenoarivo
Antananarivo
102