Val'art prothesiste

Val'art prothesiste

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Val'art prothesiste, Antananarivo.

Photos from Val'art prothesiste's post 30/06/2022

Te hanana solonify tsara sy azo antoka sady mateza ve ianao? Izahay dia afaka manome fahafahampo anao😊koa aza misalasala ary manantona anay na miantso avy hatrany ny 0348931866..ny toerana tsy lavitra fa ety ambodivona ihany nefa ihany koa afaka mideplace...afaka mandray anao amin'ny fotoana rehetra izahay ary afaka mandefa message privé raha mila fanazavana fanampiny😀Marihana eto foana fa vita eo no eo fa tsy mila miandry ela ianao 😊

Photos from Val'art prothesiste's post 01/06/2022

HO ANAREO IZAY MBOLA TSY NAHAVITA NA ANAO RÉPARATION DIA MBOLA ATO IZAHAY MPANAO SOLONIFY VONONA NY HANOME FAHAFAHAMPO HO ANAREO HATRANA..MAKASITRAKA HO ANAREO IZAY EFA NAVITA FA ILAINA AM REHETRA NY SOLONIFY NA HITSAKONA NA HITSIKINA..KOA AZA MISALASALA ARY MIATSO NY LAHARANA 034 89 318 66

Photos from Val'art prothesiste's post 27/05/2022

Mbola tsy mitsahatra manome fahafahampo ho anao izahay Val'art prothesiste : réparation sy création ,ho anao izay te hanana solonify tsara s'y mafy no sady mateza... Hamafisina hatrany fa afaka mideplace ihany koa izahay 👉tadidio fa ny solonify dia manampy amin'ny fitsakoana hiarovana aretim_ bavony👈..aza misalasala ary miantso ny 0348931866 na mandefa message MP raha mila fanazavana fanampiny fa vonona ny handray anao izahay.. 😇😀😊

Photos from Val'art prothesiste's post 10/05/2022

Te hanana solonify tsara sady mateza ve ianao? Aza misalasala ary manantona anay fa izahay dia afaka mikarakara anao..azo antoka tsara ary mahafapo.. mandray anao amin' ny fotoana rehetra ary afaka mideplace ihany koa.. raha mila fanazavana fanampiny ary dia tongava mp na koa miantso avy hatrany ny 0348931866

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Culinary Team

Attire

Telephone

Website

Address

Antananarivo