Fléora
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Fléora, Antananarivo.
26/03/2026
Hello les Fléora🍀🌟
Omena maimaim-poana ireo rehetra ireo.
Oui… « c’est gratuit 🆓 »😱.
Araho fotsiny ny toromarika ahazahoanao azy.
🎁 À gagner : LA GAMME COMPLÈTE 🌿
Pour participer :
✔️ Abonne-toi à la page
✔️ Partage cette publication en public
✔️ Identifie 5 amis en commentaire
✔️ Partage aussi dans les groupes que tu connais
🔥 Le commentaire avec le plus de likes remportera tout !
⏳ Fin du concours : le 05 Avril
Alors… qui est prêt(e) à tout donner ? 😏
Parce que chez FLÉORA… Fait main, fait par amour. 💚
17/03/2026
Coucou de Marseille 🥹❤️🌟.
Tena mitety firenena ilay produits Fléora 🍀.
06/03/2026
Hello les Fléora💕☘️.
Misy cliente tena mahafinaritra kosa le toetrany. Nividy hoazy izy dia mba novidianany koa ny namany hataony voandalana hono❤️🥹.
24/02/2026
De Madagascar jusqu’en Suisse 🇨🇭✈️.
Quand ton produit voyage plus que toi 🤣😌
Fléora ne connaît pas les frontières 🌍✨
Merci pour votre confiance 🤍.
20/02/2026
Tena tsy misy intsony aloha ity sérum ity fa mihazakazaka be ny mpanjifa azy👌😍❤️.
Miverina disponible izy afaka herinandro dia misaotra anareo sahady🙏🏽.
Fléora
Hello les Fléora💕😍.
Vous hésitez encore à tester nos produits capillaires ? Regardez la😍 Elle a décidé de faire confiance à Fléora… et elle voit déjà les résultats ! Des cheveux plus doux, plus forts et plus brillants ✨
Alors pourquoi pas vous ? Faites comme elle, choisissez Fléora et laissez vos cheveux parler pour vous 💕🌿.
08/02/2026
Bain d’huile Fléora🍀🤌🏾
Tianareo loatra ity vokatra iray ity hany ka lany tanteraka ny format 250ml.
Fa kosa misy disponible à 100ml Amin’ny vidiny 10 000ar fotsiny.
Bain d’huile izay vita 100% natoraly miaraka amin’ireo plante végétale 04 samihafa.
Base n’izy ity dia huile moutarde sy amande 🥰.
Manao livraison 🚚 n’aiza n’aiza misy anao🥰
03/02/2026
Izy ary no niboaka mpandresy tamin’ilay « jeux » meilleur commentaire, izay nokarakarain’i Fléora🥰❤️.
Félicitations 🎉 Aby Dondinę
Mazava hoazy fa izy izany no misitraka ilay crème coiffante 400g izay 50 000ar be izao ny vidiny.
Manasa anao hiditra « MP ».
Dia aza miala lavitra koa hoanareo izay tsy mbola nanjifa vokatra tato aminay fa mbola hoavy ny kilalao ahazahoana Gamme Complète 🍀.
28/01/2026
Hey les Fléora🍀🥰
Mbola misy foana ilay crème coiffante 100g amin’ny vidiny 14 000ar monja.
Izay efa nampiasa mahita tsara ny hatsarany🤌🏾🍀
Manao livraison n’aiza n’aiza misy anao.
28/01/2026
Ianareo manodidina Ankatso dia afaka manjifa ato🥰🍀
✨ Ho atsika zay tehikarakara volo ✨
🌿Fléora - Solution capillaire complète🌿
Menaka sy sérum natao hitsaboana ny olana rehetra amin’ny volo :
✔️ Volo tsy mety lava
✔️ Volo miongotra
✔️ Volo tapatapaka
✔️ Volo manify
🌿 Manamafy ny racine
🌿 Mampiroborobo ny pousse naturelle
🌿 Mamerina ny hery sy ny fahasalaman’ny volo
💛 Ampiasaina tsy tapaka, résultat hita maso.
Aza misalasala ny mandefa commande ato GM Glow & Make
📞 0348560908 / 0379022229
15/01/2026
Mahafaly foana ny maharay retour-nareo izay nanjifa. 🥰🥹
Oui, mbola vao iray volana (01mois) teo izy no na mpiasa ny sérum POWER POUSSE by Fléora dia nahita vokany sahady.
Volo mihintsana, sola na koa manify dia tsaboiny avokoa.
25 000ar fotsiny ny 50ml dia mampiasa ianao.🥹🥰❤️
Click here to claim your Sponsored Listing.
