Vivite Confident
Vivite Confident propose des déodorants qui protègent votre quotidien des gènes causés par la transpiration et les mauvaises odeurs des aisselles.
Mais encore, il nourrit éclaircit et raffermit votre peau.
01/07/2026
Mampiadana ny fanirin'ny volon-kelika sy mampanify azy
✨DÉODORANT VIVITE SUPER SMOOTH LESS SHAVE✨
Ho anao manana olana ao amin’ny helika : aza kivy fa na mainty na misy fofona ratsy ny helikao 😔dia ny DÉODORANT VIVITE SUPER SMOOTH LESS SHAVE no hanasitrana sy hamaha ireo olana rehetra eo aminy mba hahatonga anao hanana fahatokisan-tena.😏
💯Vokatra tena tsara ity deodorant ity satria sady “triple protection” no “Fision Skin Light” ary koa ahitana akora natoraly :
🫘Ny Soja du Japon ao anatiny dia manena ny fanirian’ny volo ary mahatonga ny volo ho manify kokoa
💦Ny Niacinamide na Vitamine B3 kosa no manome aina sy manamandina ary manalefaka ny hoditra
💧Ny Huile essentielle naturelle indray no manome hanitra voninkazo natoraly ho an’ny helika izay malefaka mandritra ny tontolo andro
➡️Ny DÉODORANT VIVITE SUPER SMOOTH LESS SHAVE dia :
✅Manala ny tasy mainty sady manazava sy mampitovy ny lokon’ny hoditra
✅Mampiadana ny fanirin'ny volo
✅Manala ny fanaintainana sy ny hidihidy aorian’ny fiaratana na ny fanaovana « épilation »
✅Mifehy sy manena ny hatsembohana ao amin’ny helika
✅Manala ny fofona ratsy mandritra ny fotoana maharitra ary mamela hanitra malefaka mahafinaritra
Ampiasao ny DÉODORANT VIVITE SUPER SMOOTH LESS SHAVE fa sady❎tsy misy alikaola mety hanimba ny hoditra izy no tsy mamela tasy amin’ny akanjo 👕ary maharitra 3 andro be izao.⏰
👝Mandefasa hafatra miafina (MP) raha toa ka hanjifa ny vokatra ianao.
☎️Raha toa ka mila fanazavana fanampiny kosa dia afaka miantso avy hatrany ny laharana :
📞+261 34 70 631 40
📞+261 32 48 192 43
👉Vokatra azonao jifaina izao ankehitriny izao
👉Afaka manatitra mivantana izahay
30/06/2026
Manalefaka sy misoroka ny fahanteran'ny hoditry ny faritra mahavehivavy! 😍
🌟SHELLS ME GENTLE CARE MILK & COLLAGEN 30 ml🌟
❎Sans parabène
❎Sans alcool
Ny SHELLS ME GENTLE CARE MILK & COLLAGEN dia spray avy any Thailand🇹🇭natao hikolokoloana ny faritra mahavehivavy.
➡️Misy hanitra "cerise"🍒 aminy.
Ny SHELLS ME GENTLE CARE MILK & COLLAGEN dia :
❤️Manampy amin’ny fanalana fofona ratsy
🦠Miaro amin’ny bakteria sy mampitony ny fivoaramena
💦Mitazona ny hamandoana voajanahary mba hisorohana ny fahamainana
💢Mety amin’ny hoditra rehetra, na dia ny hoditra marefo indrindra aza
➡️Ireto avy ny akora hita ao aminy :
💧Ny Protéines de Lait Hydrolysées dia manome hamandoana na hydratation ho an'ny hoditra sady mikolokolo azy.
💧Ny Collagène dia manampy amin’ny fanalefahana ny hoditra sy manamafy azy.
🩸Ary ny Extrait de gr***de dia manankarena Antioxydant izay miaro ny hoditra amin'ny loto ivelany sy misoroka ny fahanterany.
Ampiasao ny Spray SHELLS ME GENTLE CARE MILK & COLLAGEN ho fikarakarana ny hoditry ny mahavehivavy amin'ny andavanandronao.🥰
👝Aza misalasala mandefa hafatra miafina (MP) raha toa ka hanjifa ny vokatra ianao.
☎️Raha mila fanazavana fanampiny kosa dia afaka miantso avy hatrany ny laharana :
📞+261 34 70 631 40
📞+261 32 48 192 43
👉Vokatra azonao jifaina izao ankehitriny izao
👉Afaka manatitra mivantana izahay
30/06/2026
✅MANASITRANA haingana ny FERY amin'ny helika vokatry ny FIARATANA sy ny fanaovana ÉPILATION ✅
⚡️Ho anao manana hoditra tena saropady na “très sensible” kanefa manana olana amin’ny helika, natao ho anao ny DÉODORANT VIVITE SNAIL WHITE.
☺️Vokatra tena mety amintsika MALAGASY 🇲🇬 izy ity satria isika dia mitovy TOE-BATANA amin’ny THAILANDAIS.🇹🇭
Ny Extrait de bave d’escargot🐌 ao anatiny dia misy Mucin izay Protéine miasa haingana manavao ny hoditra sy manasitrana ny fery ; manome aina sy manalefaka azy ary manala ny tasy mainty eo aminy.😉
💯Ny DÉODORANT VIVITE SNAIL WHITE dia :
✅Manafotsy ny helika sy manena ny tasy mainty ary mampitovy ny lokon’ny hoditra
✅Manasitrana haingana ny fery vokatry ny fiaratana sy ny fanaovana épilation
✅Manalefaka sy manome aina ary manena ny fipoiran’ny mony eo aminy
✅Manome fiarovana sy manala ny fofona ratsy ary mamela hanitra malefaka mandritra ny 72 ora amin’ny helika
Ampiasao ny DÉODORANT VIVITE SNAIL WHITE fa vokatra tena malefaka mety amin’ny karazan-koditra rehetra izy ; indrindra ireo manana hoditra saropady.😍
👝Aza misalasala mandefa hafatra miafina (MP) raha toa ka hanjifa ny vokatra ianao.
☎️Raha toa ka mila fanazavana fanampiny kosa dia afaka miantso avy hatrany ny laharana :
📞+261 38 90 448 64
📞+261 32 83 325 00
👉Vokatra azonao jifaina izao ankehitriny izao
👉Afaka manatitra mivantana izahay
30/06/2026
30/06/2026
😊MANALA PANDA SY MAMPIHENA NY FIVOAHAN'NY RIDES 😊
Fantatrao ve fa ny vokatra MADE IN THAILAND 🇹🇭 dia vokatra mahomby indrindra amintsika malagasy? Satria ny thailandais dia mitovy TOE-BATANA, sy FIHODIRANA ary TOE-BOLO amintsika MALAGASY 🇲🇬, ka ny vokatra rehetra mety amin'izy ireo dia mety sy mandaitra amintsika ihany koa? 🤔 🤗
Ity izao ny 💖 FACIAL FOAM F*K KAO 💖 izay natao hikolokoloina ny tarehy.
Manomboka misy KETRONA sy hita fa RERA-DAVA ve ny TAREHINAO ❓ 😔
Mousse fanasana tarehy izay manala ny loto sy ny menaka be eo aminy ; manala ny ketrona sy manena ny mony ihany koa ary manazava azy.
Ampiasao ity mousse facial foam ity dia hahazo aina sy ho miramirana indray ny tarehinao. 🥰
👉Raha liana amin'ny vokatra ianao dia midira MP avy hatrany .😊
👉Raha toa ka te hanjifa ny vokatra MADE IN THAILAND sy te hahazo fanazavana bebe kokoa dia afaka miantso ny laharana
📞+261 34 81 127 65
📞+261 32 48 192 43
29/06/2026
🎁𝑷𝑨𝑵𝑻𝑬𝑵𝑬 𝑯𝑨𝑰𝑹 𝑴𝑨𝑺𝑲 𝑩𝑰𝑶𝑻𝑰𝑵 à seulement 𝟑𝟖.𝟎𝟎𝟎 𝑨𝑹𝑰𝑨𝑹𝒀 pour les 𝐦𝐞𝐦𝐛𝐫𝐞𝐬 𝐆𝐎𝐋𝐃🧡du 𝐠𝐫𝐨𝐮𝐩𝐞 𝐆.𝐀.𝐕.𝐀 uniquement ! 😱
Profitez d’une offre privilégiée sur ce soin incontournable‼️
Prenez soin de vos cheveux avec le Masque capillaire 𝑷𝑨𝑵𝑻𝑬𝑵𝑬 𝑴𝑰𝑹𝑨𝑪𝑳𝑬𝑺 𝑷𝑹𝑶-𝑽 𝑩𝑰𝑶𝑻𝑰𝑵 𝑺𝑻𝑹𝑬𝑵𝑮𝑻𝑯 𝑾𝑬𝑬𝑲𝑳𝒀. Grâce à l’association du complexe 𝐏𝐫𝐨-𝐕, de la 𝐛𝐢𝐨𝐭𝐢𝐧𝐞 et du 𝐩𝐚𝐧𝐭𝐡é𝐧𝐨𝐥, vos cheveux bénéficient d’un soin réparateur et nourrissant.
⭐️ Un traitement intensif hebdomadaire conçu pour :
✅ 𝘙é𝘥𝘶𝘪𝘳𝘦 𝘭𝘢 𝘤𝘩𝘶𝘵𝘦 𝘥𝘦𝘴 𝘤𝘩𝘦𝘷𝘦𝘶𝘹
✅ 𝘈𝘮é𝘭𝘪𝘰𝘳𝘦𝘳 𝘭𝘢 𝘳é𝘴𝘪𝘴𝘵𝘢𝘯𝘤𝘦 𝘦𝘵 𝘭𝘢 𝘴𝘵𝘳𝘶𝘤𝘵𝘶𝘳𝘦 𝘥𝘶 𝘤𝘩𝘦𝘷𝘦𝘶
✅ 𝘈𝘱𝘱𝘰𝘳𝘵𝘦𝘳 𝘩𝘺𝘥𝘳𝘢𝘵𝘢𝘵𝘪𝘰𝘯, 𝘥𝘰𝘶𝘤𝘦𝘶𝘳 𝘦𝘵 𝘣𝘳𝘪𝘭𝘭𝘢𝘯𝘤𝘦
✅ 𝘕𝘰𝘶𝘳𝘳𝘪𝘳 𝘦𝘵 𝘱𝘳𝘰𝘵é𝘨𝘦𝘳 𝘤𝘰𝘯𝘵𝘳𝘦 𝘭𝘢 𝘴é𝘤𝘩𝘦𝘳𝘦𝘴𝘴𝘦 𝘦𝘵 𝘭𝘦𝘴 𝘢𝘨𝘳𝘦𝘴𝘴𝘪𝘰𝘯𝘴 𝘦𝘹𝘵é𝘳𝘪𝘦𝘶𝘳𝘦𝘴
✅ 𝘙é𝘱𝘢𝘳𝘦𝘳 𝘭𝘦𝘴 𝘤𝘩𝘦𝘷𝘦𝘶𝘹 𝘴𝘦𝘤𝘴, 𝘢𝘣î𝘮é𝘴, 𝘭𝘦𝘴 𝘱𝘰𝘪𝘯𝘵𝘦𝘴 𝘧𝘰𝘶𝘳𝘤𝘩𝘶𝘦𝘴 𝘦𝘵 𝘭𝘦𝘴 𝘤𝘩𝘦𝘷𝘦𝘶𝘹 𝘧𝘳𝘢𝘨𝘪𝘭𝘦𝘴
Pour des cheveux pleins de 𝐕𝐈𝐓𝐀𝐋𝐈𝐓É et de 𝐁𝐑𝐈𝐋𝐋𝐀𝐍𝐂𝐄 !
📅 Du 𝟐𝟗 𝐉𝐔𝐈𝐍 au 𝟎𝟔 𝐉𝐔𝐈𝐋𝐋𝐄𝐓 𝟐𝟎𝟐𝟔 :
Profitez de notre 𝑶𝑭𝑭𝑹𝑬 𝑬𝑿𝑪𝑬𝑷𝑻𝑰𝑶𝑵𝑵𝑬𝑳𝑳𝑬 en achetant le Masque capillaire 𝑷𝑨𝑵𝑻𝑬𝑵𝑬 𝑴𝑰𝑹𝑨𝑪𝑳𝑬𝑺 𝑷𝑹𝑶-𝑽 𝑩𝑰𝑶𝑻𝑰𝑵 𝑺𝑻𝑹𝑬𝑵𝑮𝑻𝑯 𝑾𝑬𝑬𝑲𝑳𝒀 170 ML
👉 À seulement 𝟑𝟖.𝟎𝟎𝟎 𝑨𝑹𝑰𝑨𝑹𝒀 !
🛒 Produit disponible immédiatement
☎️ Pour plus d’informations, contactez-nous :
📞+261 38 98 706 95
29/06/2026
🎁🎉𝐙𝐀𝐑𝐀 𝐅𝐀𝐍𝐎𝐌𝐄𝐙𝐀𝐍𝐀 𝐇𝐎 𝐅𝐀𝐍𝐊𝐀𝐋𝐀𝐙𝐀𝐍𝐀 𝐍𝐘 𝐅𝐄𝐓𝐈𝐍’𝐍𝐘 𝐅𝐀𝐇𝐀𝐋𝐄𝐎𝐕𝐀𝐍𝐓𝐄𝐍𝐀🇲🇬🎁
Ho fanamarihana ity fety lehibe hiraisan’ny 𝐌𝐀𝐋𝐀𝐆𝐀𝐒𝐘🇲🇬ity dia faly izahay mizara hafaliana aminareo mpanjifa malalanay.🥰
Entina mankasitraka anareo Mpanjifa G.A.V.A membre 𝑮𝑶𝑳𝑫 dia manolotra :
𝑮𝑨𝑴𝑴𝑬 𝑷𝑨𝑵𝑻𝑬𝑵𝑬 𝑷𝑹𝑶-𝑽 𝑪𝑼𝑹𝑳 𝑷𝑬𝑹𝑭𝑬𝑪𝑻𝑰𝑶𝑵 U.S.A 🇺🇸
❎𝘛𝘴𝘺 𝘮𝘪𝘴𝘺 𝘗𝘢𝘳𝘢𝘣è𝘯𝘦𝘴
❎𝘛𝘴𝘺 𝘮𝘪𝘴y 𝘚𝘶𝘭𝘧𝘢𝘵𝘦𝘴
❎𝘛𝘴𝘺 𝘮𝘪𝘴𝘺 𝘊𝘰𝘭𝘰𝘳𝘢𝘯𝘵
⭐️Ny 𝑺𝒉𝒂𝒎𝒑𝒐𝒐𝒊𝒏𝒈 𝑷𝑨𝑵𝑻𝑬𝑵𝑬 𝑷𝑹𝑶-𝑽 𝑪𝑼𝑹𝑳 𝑷𝑬𝑹𝑭𝑬𝑪𝑻𝑰𝑶𝑵 dia Shampooing malefaka tsy misy sulfate izay manadio malefaka ny hodidoha sy ny volo ka tsy hatahorana hanimba ny fiolakolahany.
⭐️Ny 𝑨𝒑𝒓è𝒔-𝒔𝒉𝒂𝒎𝒑𝒐𝒐𝒊𝒏𝒈 𝑷𝑨𝑵𝑻𝑬𝑵𝑬 𝑷𝑹𝑶-𝑽 𝑪𝑼𝑹𝑳 𝑷𝑬𝑹𝑭𝑬𝑪𝑻𝑰𝑶𝑵 kosa dia manan-danja lehibe amin’ny fanalefahana ny volo ; manala ny mifatopatotra, mampihena “frisottis” ary manalefaka ny fiolakolahan’ny volo.
Mankasitraka anareo hatrany izahay tsy niala teo anilanay mandrakariva❗️😍
👉Aza misaraka aminay, mazotoa mividy vokatra fa mbola maro ireo fanomezana hifampizarana aminareo mpanjifa mpiara-dalana aminay‼️☺️
29/06/2026
🌹DEODORANT VIVITE HAPPINESS IN LOVE FIRMING🌹 Sans alcool et sans parabens ; Mitazona ny fahatanoran'ny hoditra 😍
Misy huiles essentielles des orchidées airly Jewel ao anatiny💧 ary misy karazana hanitra voninkazo 12 mitambatra ao anaty tavoahangy 1 ihany koa. 🌺
Ny VIVITE HAPPINESS IN LOVE FIRMING dia Déodorant avy any Thailand🇹🇭 izay :
💯Manazava sy mampitovy ny lokon’ny hoditra
💯Manalefaka ary manome aina azy
💯Mampihena ny fisian’ny kentrona sy mitazona ny fahatanorany
💯Manala ny fofona ratsy ary mamela hanitra malefaka ao amin’ny helika
Ampiasao ny DEODORANT VIVITE HAPPINESS IN LOVE FIRMING fa sady ❌tsy misy alikaola mety hanimba ny hoditra izy no ❌tsy mamela tasy amin’ny akanjo👗ary maharitra 2 andro be izao. ⏰
👝Mandefasa hafatra miafina (MP) raha toa ka hanjifa ny vokatra ianao.
☎️Raha toa ka mila fanazavana fanampiny kosa dia afaka miantso avy hatrany ny laharana :
📞+261 34 70 631 40
📞+261 32 48 192 43
👉Vokatra azonao jifaina izao ankehitriny izao
👉Afaka manatitra mivantana izahay
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Contact the business
Website
Address
101
Opening Hours
| Monday | 07:00 - 16:00 |
| Tuesday | 07:00 - 16:00 |
| Wednesday | 07:00 - 16:00 |
| Thursday | 07:00 - 16:00 |
| Friday | 07:00 - 16:00 |
| Saturday | 07:00 - 16:00 |
