Savony Diho
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Savony Diho, Health/Beauty, Antananarivo, Antananarivo.
09/07/2023
Salama daholo. 🖐️🤝
Ireto avy ny vokatra izay misy ato aminay :✍️
👍Savony fanasana tarehy vita aviami n'y beurre de karité sy vahona , tamotamo . 💆
👍Savony fandrona izay vita avy amin'ny dingadingana sy vahona Ary huile essentielle anti virale izay manala ny aretikoditra rehetra , tena mety amin'ny akizy kely na lehibe. 🕑🛀
👍Savony fanasana loha izay vita aviami n'y vahona , menaka kinana, togolobé, romarin. Mapaniry volo sy manasitra volo tsy salama , mety @ karazana volo rehetra.🙆
👍Savony barre: sady mafy no tena mateza fanasana lamba tena manadio lamba fotsy tsy mila vovontsavony intsony. 👔👚🧼
👍Savony fanasana lovia tena marihatra tsara no sady mandrotra no manala ny menaka rehetra.
👍Pâte à savon : fanasana carreaux, fitaratra, fiara, moto, ect....
Afaka manday ny commande nao rehetra na mbola hivarotra na olotsotra .
Mandefa @ faritra rehetra
Contact : 034 81 692 99
Email : [email protected]
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Contact the business
Telephone
Website
Address
Antananarivo
