Le Monde de SAFIR
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Le Monde de SAFIR, antady, Antananarivo.
Ouverts à toute collaboration 🤝
+261 34 17 109 36 | +261 34 45 097 60✅️ 💕Des sourires, de l’amour et des moments vécus à fond, avant que le temps ne nous échappe ✨💕
30/05/2026
ny reny rehetra amin'izao 😅🤣 mitsiky 32 dents daholo 😅 miandry ampitoniana ny alahady maraina 🤭😁
hanilo sy hitarika ny vady amanjanaka tsika anie Zanahary 👌😅
izay fa rahampitso isika mandefa sary ao aminy commentaire 😅 enganie tsy ho message fotsiny 🤣 sa atao capture 🤣
bref, mahazahoà be maman an💖💖
TSY femme FORTE no tsy INDEPENDENTE fa femme tout terrain 😅👌🥰 sady mahay talon pointu no mahay any ambanivohitra koa🥰😅 rehefa Leo embouteillage dia aleo mody aloha mamboly 😅🥰 sa akory hoe nareo 🤣
ao anatiny video ny hafatra e, "Ambava homana , ampo mieritreritra " 💚
dia hadinoy koa kay moa ilay hoe mipetraka ambanivohitra sy mamboly dia hoe tambanivohitra , dia hoe nandra na maloto na hoe koa hoe tsy mahay zavatra fa raha tsy misy an'ireny isika tsy mihinana sakafo bio 💚, Fadio ny manambany any zareo ,fa mitovy daholo isika 🤍
za manokana fière mahay asa aty ambanivohitra 💖
sambatra ki ndry ka ☺️ tena hoe mety amin'izay hanaovana azy ny volondry 😅 matetika misu miteny anzany mihintsy za😅🤣 fa tsisy hoe chance zany anie io ry zareo 😅🤣 mila fikarakarana fôna 👌 na hoe avy any ankibo ary , fa raha tsy izay dia mihasimba io☺️
✅️ menaka indrindra mila tandremana tsara 👌
ny produits capillaires rehetra mihintsy, mila fatarina tsara vao mampiasa 👌
na tonga dia mampiasa zavatra naturel koa mety tsara 🥰🥰
MANOMBOKA ambony io za manana menaka disponible hoan'izay efa nitady taminy mp ✅️
izay fa mirary soa daholo 🥰🙏
zavatra tsara indrindra namboariko io🥰💖 bien sûr , mahasaky mi poera tsika 👌🥰 amin'izay mbola kely dia efa artist kely koa 🎸🎸💚💖 coucou Denise sy Ceasar 🥰 hatsarana hira zao 🥰🥰🎸
mirary soa daholo e🙏🙏🥰🥰
ity ary ilay andrasanareo 🎸🤤🥰 😅 aza mora miala fa aminy farany vao misy vetiny a 👌🎸🎸 Feonkira aminy LES MINIONS io😁 vao manomboka iny 🥰 fa version Abi ity an😁😅😅 fa mba asio présence kely ao aminy commentaire raha fiers (eres) aminy nareo e🥰🥰🎸 zao kosa ve de tsy mendrika 💚 ray 🥰
izay fa mirary daholo dia bisous amin'i 😘🥰🥰
vokatra koa ny akondro ato 🤤😋🥰 tsara oa io mambola io
akondro zanatany Fianarantsoa, mamy sady be nofo 🤤
mp ra liana na miantso , paositra ambany récupération
MISAOTRA Sahady aminy fandraisana anjara 😜🥰 afaka mividy ho an'i Abi koa nareo 😆 alefa mvola ny vidiny 😁
kelikely ihany io a, izay aloha no mahazo 🥰
bonne journée 💖
23/05/2026
mba aza atao Vera na vilany na vilia na fitaovan-dakozia na fitaovana iombonana re ny tompoko ny fête de mère a🤭 marina e🤭 mba atao zavatra ho azy rery, rehefa fetiny dada tsisy manome angady sy famaky zany 😅🤭 fa montre na quelques choses comme ça 🤣 donc mba atao toy izany koa ny any reny 🥰 zay ann🤣😅
moa ho an'izay manomana ho ahy dia afaka alefa mvola mialoha 🤭😅 teneno ihany aho alohany handefasana azy fa manjavona ao ilay izy😅 ao aminy commentaire ny numero ry mamiko isany 😅🤭
zay fa mirary soa aby
TSY MILA VILANY na VERA oa zahay an🤣😜
resa-bolo🥰🤭 ndao hikarakara vola fa efa ririnina izao ny andro, dia mora simba ny volotsika 🤭
efficace aminy ahy io fa tsy haiko ny anareo an😁
dia mirary soa aby
speakons english😅🤣 16 mois izy zao🥰 mbola mianatra miteny tsara dia ampianarana teny vahiny tsikelikely e🤭 mba tsy débutant izy rehefa mianatra any andakilasy 😜 nefa koa atao mahay teny gasy tsara koa sao tsy mahay 😅
fa io indray aloha no vitany androany 👌🥰 dia tohizantsika milamina eo fona e💖 mahay tsara sy mivoatra fona no TANJONA 🤍
aza hadino manaraka ny page raha mahafinaritra anareo I Abi kely 🥰🥰
mirary soa 🙏
gougou 😅🤣 tsikitsiky kely indray aloha fa weekend e😅
fa ilay vanitika kely aminy farany kosa mamikely e🥰🥰
aza miala lavitra fa misy video tsara be tsika aprem 🥰
aza hadino manao présence kely ao aminy commentaire e😜
bonne journée 🥰
Click here to claim your Sponsored Listing.
Telephone
Website
Address
Antananarivo
303
