Beauty Blossom
Né de la passion pour la beauté, notre salon a pour vocation de vous chouchouter avec nos prestations en onglerie, soins des cheveux et épilation. Au plaisir
13/12/2023
Hello 😊😊
Tongava mijery robe anaovana amin'ny fety ato aminay oh 😊
Sady mora be daholo an ☺☺
Robe mihaja daholo, combi pant, combi short, haut , veste
Aty Manakambahiny no misy anay 😊
Mikata Milay
24/06/2023
Mirary fety sambatra ho antsika sahady oh 😘😘
09/03/2023
🌸🌸🌺🌺 Hello Hello 🌺🌺🌸🌸
Ela ela isika tsy teto amin'ny page koa indro aza misy offre tena tsara atolotray ho anareo ☺
🔊🔊Manomboka rahampitso zoma 10 Mars 2023 dia ho ataontsika
🛑 10 000ar ny brushing toute longueur , finition lisse ou bouclée ☺☺
🛑 Ny pose VSP de couleur unie kosa dia 5000ar fotsiny ☺☺
🆒 Ary io tolotra io dia ho ataontsika isaky ny ZOMA manomboka rahampitso 🆒
Koa tongava ary aty amin' ny Beauty Blossom Manakambahiny en face extra pizza fa misokatra izahay ny Lundi , Mercredi ,Jeudi ary Vendredi de 8h à 17h.
Ny Samedi kosa dia 7h à 17h.
08/12/2022
🌟🌟NOEL ! NOEL 🌟🌟
03/09/2022
😍😍😍
01/07/2022
25/06/2022
TRATRY NY ASARAMANITRA ISIKA REHETRA OH
21/05/2022
❤❤Hello hello❤❤
La fête des mères arrive bientôt 😊
Alors les mommy's, les futures mamans et même vous mesdemoiselles , profitez de notre offre à partir de ce Lundi 23 Mai au Samedi 28 Mai 2022.
🛑Sauf Jeudi 26 Août (Ferrié)🛑
👉 Brushing toute longueur à 10000ar
👉 Pose vernis semi-permanent de couleur uni à 5000ar
👉 Epilation maillot intégral à 20000ar
Alors, ne soyez pas en re**rd les mamans, on vous attends ☺☺
Beauty Blossom Manakambahiny (près cité)
☎ 034 64 844 27
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Telephone
Website
Address
Antananarivo
101
Opening Hours
| Monday | 08:00 - 18:00 |
| Tuesday | 08:00 - 18:00 |
| Wednesday | 08:00 - 18:00 |
| Thursday | 08:00 - 18:00 |
| Friday | 08:00 - 18:00 |
| Saturday | 08:00 - 18:00 |
