Tsiky Boutique

Tsiky Boutique

Share

Misafidiana ny Hanao ny Tsara sy ny Marina

📞038. 09.364.20

11/06/2026

SPÉCIAL 26JUIN🥰😍🇲🇬🇲🇬
-Asehoy fitiavanao an'i Madagascar 🇲🇬💗
Taille S-M-L-XL-2XL
Qualité tsara👍🥰

Manao livraison izahay🛵
☎038-09-364-20

03/06/2026

Ndao ifanampy ary e🥰🥰
Ho anao izay misehatra vente en ligne
Alefaso ao amin'ny commentaire ny entana amidinao ho itany olona 💗

Photos from Tsiky Boutique's post 29/05/2026

L'oreal Elseve Original de 🇫🇷 ny an-tsika an,
😍Ataontsika Cadeaux ho an'i Neny😍
A partir 35.000 ariary a 65.000 ariary
Midira Mp ary e

Photos from Tsiky Boutique's post 25/05/2026

📣📣Ataontsika prix promotion fête des mères indray ny Tee-shirt personnalisé 🥰🥰
Alefaso commande ✅
Afaka asinao soratra na sary izay mety aminareo 😚🥰

Accompte 50% obligatoire 😍😍
038.09.364.20☎
Manao livraison 🛵

24/05/2026

Joyeuse Pentecôte daholi oh🥰🥰🥰

20/05/2026

Efa ato tsika oh🥰🥰🥰

20/05/2026

📣Andao asintsika live keli indray rariva e🥰🥰
✅Tohizantsika ny promotion sac ataontsika cadeau an'i maman🥰😘
✅misy moumoute vitsivitsy koa ao🥰
❗ À partir 10.000ar- 25.000ar❌
18h fotonantsika😘👍

Photos from Tsiky Boutique's post 19/05/2026

Aza tara aki a🥰
Moumoute mafana be🥰🥺
JP anaty commentaire ✅

Photos from Tsiky Boutique's post 19/05/2026

Moumoute mafana be🥰😍😍
Efa mangatsika zao ny andro a🥶
📢Jp anaty commentaire✅💬

Manao livraison izahay🛵

18/05/2026

📢📣Live photo tsika rahariva a🥰🥰
📢À partir 20.000ar pas plus de 30.000ar✅
Manja be mintsy izy ato fa araho fona page a😎🥰

Vitsivisty ihany fa aza tara anh,🥰😍

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Website

Address


Antananarivo