Tinah & Mià

Tinah & Mià

Share

🍀 Vente d'articles variés importés de première qualité

Photos from Tinah & Mià's post 23/07/2026

Andao @ izay aloha hivarotra e 🩷
Trousse à maquillage portable disponible 🌸 Prix : 18.000 Ar 🌸
Pratique, compacte et facile à transporter.

18.000 Ar seulement sur la page
Couleur dispo : Noir - Rose - Marron
Stock très très limité ❌

🚚 Livraison sur Tanà et en province
📍 Récupération possible ( sur rendez-vous )

23/07/2026

Efa novaliako ao indray ny nahazo an’ilay Jeu Jp crédit orange omaly 😊🍊
Ialàna tsiny ny fahataràna fa tsy de en forme ny Admin dia izao vao afaka nanao an’ilay izy
Merci anareo rehetra dia araho tsy tapaka ny page

22/07/2026

Hello 🩷 Mbola manana an’ireto crédit orange anakiroa ireto za. Homentsika aniza leizy ?

Alefaso eo @ commentaire ndrai ary ny Jp crédit orange e.
Tsy miova ny condition. Abonneo fotsiny ny pejy Tinah & Mià. 🧡

Aza adino ny mi-mentionne ny namana handray anjara

Valiny : tsy miandry ela ❌

18/07/2026

Si c’est pas aujourd’hui, ce sera demain ❤️
Mety ianao indray no mahazo ohatra rahampitso 🥰
Aza miala lavitra ny page fa hoataonay matetika ireny kilalao ireny ☺️❤️

Photos from Tinah & Mià's post 18/07/2026

Chose promise, Chose due … …😊
Mankasitraka anareo rehetra nandray anjara t@ ilay Jp crédit 🩷 Ryzareo no anisan’ny voasarika tao anatin’ilay izy aloha ny @ androany
Aza miala lavitra ny page fa hoataontsika misimisy ny hoatran’izao ho fankasitrahana anareo manohana anay foana 🥺❤️🙏

Araho tsy tapaka ihany koa fa betsaka ny article mbola hoalefanay eto @ vidiny tena mirary 💋

18/07/2026

FIN DU JEU JP Crédit ‼️
Jerijereo ny Mp sy sous commentaire anao sao ianao no voasarikay

17/07/2026

Ito àry ilay izy e 🥰 JP Crédit Yas, Airtel, Orange 🍒

👉 Abonneo ny pejy Tinah & Mià
👉 Commenteo hoe JP Crédit + ny opérateur ampiasainareo
👉 Aza adino mi-mentionné namana hilalao ❤️

Handefasanay message privé ireo nahazo … …

❌ Izay ABONNÉ ihany no mahazo an 🥰
❌ Olona 9 be izao no homenay crédit maimaimpoana

Aza adino manaraka an’ireo condition ireo ☝️
Ndao àry … … ❤️

Photos from Tinah & Mià's post 16/07/2026

Fa ito iray ito tena mbola TSARA kokoa ary MAFY KOKOA noho ilay iray. Anakiray SISA ihany koa no misy @ ito modèle ito ary io irery koa no Stock Restant hoan’ ny Sac ato @ pejy fa lafo daholo izy rehetra 🥰🥹

Prix : 28.000 Ar tsy miova
ARTICLE NEUF Hatrany 👌 IMPORTÉ et SANS DÉFAUT.

🚚 Livraison sur Tana et en province
📍 Récuperation possible ( sur rendez-vous )

Photos from Tinah & Mià's post 16/07/2026

Mandrapanaovantsika an’ilay JP Crédit ❤️ dia ito aloha mbola disponible ato aminay ary ito IRERY sisa no misy fa efa lasanareo daholo izy rehetra tato 😂 PRIX Tsy miova : 18.000 Ariary ❌ VAOVAO , IMPORTÉ, Mbola anaty sachet d’origine.

Iza no haka anazy ? ❤️
Manao livraison / Mandefa @ Faritra ihany koa

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Website

Address

Antananarivo