Gasti Formation

Gasti Formation

Share

Formation COIFFURE ET ESTHETIQUE

Photos from Gasti Formation's post 24/03/2022

Atelier onglerie
Liana aminy fianarana momban'ny fikarakarana hoho ve ianao? Te ho mantihanina?

Ireto avy no hianarana amin'izany :
- soins manucure et pédicure
- dépose faux ongles et vernis permanent
- pose faux ongles main
- poly gel
- les effets déco tendances : babyboomer, french, miroir, dégradé, cat eyes, sucre, effet marbre,...
- tout les formes : amande, styleto, rondel, carré, ballerine
- Nail Art
- et les materiels a utiliser

* Izahay no miantoka fitaovana rehetra ampiasaina
* Mahazo boky + présentoir izahay rehetra mianatra
* 1 andro monja dia mahafehy ireo rehetra ireo ianao ary mbola mahazo Attestation

Toerana : Andravoahangy ambany
Daty : 26 Martsa 2022
Ora : 9h a 16h30 (misy pause sakafo)
Paff : 45.000Ariary
Misorata anarana dien'izao fa vofetra ny toerana, tsy maintsy mahay vo miala ah!

Photos from Gasti Formation's post 17/03/2022

Fampiofanana sy fampianarana Coiffure & Esthetique

Ho anao izay liana aminy fikarakarana aminy fikarakarana taovolo aman'endrika, manana faniriana iatrik'asa aminy tontolon'ny fahamanjana. 🤗

•Izahay ato amin'i Gasti Formation dia mampanao coiffure & esthetique ao anatin'i 1 volana monja ianao dia mahafehy ny rehetra ary afaka miatrik'asa avy hatrany.
•Izahay no miantoka fitaovana rehetra sy olona anaovana pratique
• Fianarana feno azahoana certificat

Toerana: Andravoahangy Ambany
Mandray mpianatra isan'andro akotran'ny alarobia sy alahady

Aza misalasala ary fa efa betsaka no nahazo fahombiazana 🥰
Izay rehetra tonga hianatra amin'ity volana Avril ity dia mahazo "brushing professionel" avokoa.

Photos from Gasti Formation's post 08/03/2022

Atelier onglerie
Liana aminy fianarana momban'ny fikarakarana hoho ve ianao? Te ho mantihanina ?

Ireto avy ny hianarana amin'izany :
- Soins manucure et pédicure
- Dépose faux ongles et vernis
- Pose faux ongles
- Pose extension Gel UV (capsule, fibre, chablon)
- Poly gel
- Les effets déco tendance : babyboomer, aquarium, french, miroir, dégradé, cat eyes, effet sucre, marbré,...
- Tout les formes : amande, styleto, ronde, carré, ballerine
- Nail Art
- Et les matériels a utiliser

• Izahay no miantoka fitaovana rehetra
• Ho zaraina Policope ireo rehetra tonga mianatra
• 1 andro monja no hianarana ireo rehetra ireo ary hahazoana "Attestation"
√Daty: 11 mars 2022
√ Ora : 9h à 16h30 (misy pause sakafo)
√ Toerana : Andravoahangy ambany
√ Paff : 45.000Ariary

Photos from Gasti Formation's post 01/03/2022

Atelier Makeup

Te hianatra maquillage aminao ve ianao sa te ho mantihanina aminy resaka fanaovana "maquillage"?
Izahay ato aminy Gasti Formation Andravoahangy dia nanokana fotoana hoanareo débutant(e)s ka te ho manjamanja🥰
Izahay miantoka fitaovana rehetra ary mbola mahazo blender izay rehetra tonga. Ary ampianarina ana A a Z ny fanaovana makeup na ny fanovàna endrika, hianatra anao manjamanja isika anatiny telo ora ary tsy maintsy mahay vo miala.

Fampianarana azahoana attestation.
Fotoanantsika ary aminy 05 Martsa ho avy izao, voafetra ny toerana ary manaja amehana ara-pasalamana😊
Toerana : Andravoahangy ambany
Paff : 15000Ar

Photos from Gasti Formation's post 16/02/2022

Te ho mantihanina amin'ny fikarakarana taovolo aman'endrika ve ianao ? Mbola tsy mahay mihintsy sa te anampy traikefa ?

Gasti Formation Andravoahangy dia mampanao formation coiffure & esthétique
- 1volana monja dia hahaizanao ny rehetra ary afaka miatrik'asa avy hatrany
- Izahay miantoka fitaovana rehetra sy olona anaovana pratique
- Afaka misafidy ora hianarana

Efa misokatra amin'izao ny fisoratana anarana ka aza misalasala intsony fa efa betsaka no nahita fahombiazana 😊

Photos from Gasti Formation's post 09/02/2022

💋 Te hiditra eo aminy tontolony ny fikarakarana taovolo sy tarehy ve ianao?
Gasti Formation hanome fahafahampo anao

Hiantohanay ny olona atao pratique sy ny fitaovana rehetra ampiasaina
Manome asa refa vita ny fianarana
Manome fitaovana toy ny brushing sy maquillage ihany koa

Efa misokatra ny fisoratana anarana

Photos from Gasti Formation's post 26/01/2022

Formation coiffure et Esthétique
Cadeau Brushing Professionnel
Inscription ouverte

Photos from Gasti Formation's post 15/01/2022

Formation Coiffure et Esthétique
Inscription ouvertes dès maintenant

06/01/2022

Fampianarana sy fampiofanana.
Rendez-vous sur messenger.

Photos from Gasti Formation's post 06/01/2022

Fampianarana sy fampiofanana
Coiffure - Esthétique - Onglerie

Rendez-vous sur messenger

Photos from Gasti Formation's post 04/12/2021

Fampianarana sy fampiofanana.

Want your business to be the top-listed Hair Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Telephone

Website

Address

Antananarivo