Bazar'tsika

Bazar'tsika

Share

Beauté, tendance

02/11/2024
Photos from Bazar'tsika's post 06/02/2024

Arrivage fona

06/02/2024

Arrivage fona

06/02/2024

Arrivage mamy kely reto an

06/02/2024

Arrivage mamy kely reto
Détails et gros
Mandefa any am faritra

Photos from Bazar'tsika's post 01/02/2024
Photos from Bazar'tsika's post 01/02/2024

Taille M

08/07/2022

Hafatra ho anareo vehivavy !
Fadio ny mandefa sary na vidéo miboridana na tena tianareo hoatrany ahoana ary ilay lehilahy. Aminy fotoanan'ny fitiavana mbola machiro Tsy misy adiady mbola milamina zavatra rehetra fa rehefa misaraka eo ka tsy mahazaka ny iray,eo vao tonga ny loza.
Saro-bidy ny vatanareo vehivavy fa aza atao kitoatoa.
Ho any lehilahy: Tsarovy fa natera-behivavy isika na dia marary aza ny isarahan'olo tiana zany mba manàna feon'ny fiheritreretana fa manan-jo hifidy ny lalana tiany haleha ny vehivavy. Hajao ny zo maha-olona.
Bonne journée daholo. http://www.facebook.com/pg/humour515/

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Website

Address

Antananarivo