Hair by Erica
Vendre du perruque Mastermix 1er choix importé
02/06/2026
mbola ato ilay izy
90000ar oa ,😓😓😓😓🥺
rerak be reto za mamaly coms fa zay tena MATOTRA sy vonona dia midira mp mo e 🙏🙏🙏🙏🙏🙏🙏
02/06/2026
Iza no Tinareo fa efa alefako mora amzay prix mandany
Mastermix 1er choix importer hatrany ilay qualité be fona ny antsika tsy misy semi fa Tena texture mitovy amin'ny vrai daholo
Mety soritana sy afatotra zay tinao
Mazaka fer mamay tsra daholo
Mp raha misy Tinareo fa tsara daholo ireo zareo a
0340918688
Mandefa faritra rehetra izahay, mandefa ivelany Madagascar ihany Koa ,
02/06/2026
Tsara be reto le dégradée à Tena oe top 👌👌👌👌
Ary ireto perruques ireto Tena ilay qualité reto à
Ireo zao retour client any ampotony mtsi
Client ireo Manao azy ireo
Qualité oa reo fa tsy semi à, hafa ny semi naturel itanareo mangirana be reny fa izy manambaka vrai mtsi
120000ar ra otrreto zao lava reto
Sur commande ihany alo
Efa afaka mandray commande 10 miakatra za ho ànizay liana icommande
Tsy anenenana reto fa qualité reo a, closure tampony
01/06/2026
Mbola ato ilay dégradée a manambaka vrai io zareo a
Tena qualité fa tsy perruques semi reny izy
Raha mitsapa azy dia mitovy texture vrai cheveux mtsi izy
Io sary amin'ny masoandro manome reflet marron café kely izy
Mandray commande za ho ànizay Manao commande amty volana ity
Accompte 50 %
À l avance
Efa photo réelle tsara mtsi
90000Ar monja nefa dia Tena qualité reto a
31/05/2026
iza ilay nitady dégradée tato
ito misy ray naningana ndray alo 😃😍😍❤️❣️❣️
sady tena le qualité be fa tsy semi ty a
marihako samihafa oa reto semi sy mastermix fa aza afangaro a 🥺
manambaka volo izy ity no closure effets chair de peau ny tampony indetectable be mora fa mp
io ihany a 😘😘
fa ra betsak nareo no tia azy ity dia afaka manao commande ihany koa isika
31/05/2026
Faly miarahaba antsika reny rehetra mpanraka ny pejy hair by Erica ny Tenako ❤️❤️❤️❤️😘😘😘🤗🤗🤗🤗😍😍😍
Mirarisoa antsika rehetra dia Samy ho tahian Andriamanitra daholo tsika jiaby 😍🤗🤗😘❤️
30/05/2026
Mbola tsy Tara ry reto ra itady cadeaux àni maman tsika à 🤗🤗
Mbola manana modèle vitsivitsy sady qualité be daholo
Mbola afaka isafidianana tsara mtsi
Zay Tonga aloha ihany no tompony zareo fa modèle ray ray kely reo Sisa a
Qualité mastermix ilay manambaka vrai izy tsy mangirana mtsi na dia kely aza
Mety soritana sy afatotra,
220000ar daholo amzay a, prix efa mandany io fa araraoty 😘😘😘
Mandefa faritra rehetra izahay
Manao livraison ihany Koa
Ambohimanarina récupération fa mbola tsy misy point de vente izahay
0340918688
29/05/2026
Itô reto Tena oe ray kely niavak a Tao ànaty entana sady tena mahazo zay mahazo azy fa mfangaro vrai cheveux importer izy Tena qualité machiro be 👌👌👌👌👌👌👌
Finition gueless ko amnio fa tsy lace tsotra
Efa Omena mora nareo zay aka azy fa Mp Malaky
Sady double volume be no lava io
Mp Mp les chéries 😘😘😘
28/05/2026
Chouchou crabe lava mastermix long
30000ar prix fêtes des mères
Vitsivitsy stock fa Mp zay mila o
0340918688
Mandefa faritra rehetra izahay
28/05/2026
Dispo de suite
1e pièces ftsn dispo amnito modèle Itô an
Tena mihaja ilay couleur
Double volume be
Gueless finition any
230000ar au lieu de 250000 ar
Mp
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Contact the business
Telephone
Website
Address
101
