Efficace Traitement Naturels - Manotra - Etn 2
Sery vitan'anamalaho...
16/02/2026
- PROBLÈMES RÉNALES ( rénale) - DIABETA (Hyperglycémie) - IMPUISSANCE - FIKARAKARANA ATY (FOIE) ...
* Karazany 3 samihafa ireo...
1) - ETN 093 - Hikarakarana ny appareil urinaire ( , , calcul renale...)
* Akoran-javamaniry ahitana Fakatsilo, voamboatavo voahendy, sésame, cannelle, tongolo lay, voanjobory miampy akora ETN...
2) - ETN 143 - DIABETA - Fikarakarana tahan'ny siramamy ambony (hyperglycémie)
* Akoran-javamaniry ahitana Voana raotra (graine Jamblon), fakam-pary, voamboatavo... miampy akora ETN...
* Ireo diabeta sy olan'ny prostate na ny appareil urinaire ireo no isany miteraka ny IMPUISSANCE ka ilàna fitsaboana ankoatry ny massages sy ny régimes alimentaires...
3) - ETN 150 - FIKARAKARANA ATY (foie gras)
Mety ho an'ny olona manana na somary mandry, mety ho an'ny olona diabetika ihany koa...
* Akoran-javamaniry ahitana Mandalodiaraikitra, fanazava, Karakara toloho, Tamotamo kely, tongolo lay kely, cannelle, talapetraka, artichauts, beroberoka...
* Akoran-javamaniry efa nampiasain'ireo Ntaolo Malagasy fahiny izay nohadihadiana sy nohatsaraina ka nahitana vokatra tsaratsara kokoa.
* ETN-FIMIBEAMA : 20taona mahery nampiasana natiora sy Akoran-javamaniry samihafa...
* Toerana mazava : Ampitan'ny arrêt bus Ambodimanga Besarety Antananarivo. Plaque fimibeama miloko maitso mavo. Amorondalana. Misy parking...Misokatra isan'andro Alahady hatramin'ny Zoma...
* Fanampim-panazavana : eo amin'ny commentaires ambany eo...
* Efa misy notices manazava ny fomba fampiasana azy tsirairay avy sy ny faharetany...
Contacts : 038 59 642 01 / 0330851032
05/02/2026
🇲🇬 POUDRE VITAL
👉 Poudre tsetsafina na lelafina 15 à 20mn alohan'ny asa mafimafy
* Manome hery sy tanjaka haingana be
* Manatsara ny fikorian'ny rà
* Akora natoraly vokatry ny fikarohan'ny ETN
* AZO ANTOKA ARY EFA NAHITANA VOKATRA EFFICACE
* Mandamina ny olan'ny prostate sy ny diabète
* Sahaza ho an'ny lehilahy
* Secret de l'ETN
Mba andramo ny traikefan'ny ETN aloha e
👉 Vidiny : 12 000ariary

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Haja Ratolojanahary, Nivo Bakoarisoa, Ando Lalaina, Hanta Ras
04/02/2026
09/07/2025
- PROBLÈMES RÉNALES ( rénale) - DIABETA (Hyperglycémie) - IMPUISSANCE - FIKARAKARANA ATY (FOIE) ...
* Karazany 3 samihafa ireo...
1) - ETN 093 - Hikarakarana ny appareil urinaire ( , , calcul renale...)
* Akoran-javamaniry ahitana Fakatsilo, voamboatavo voahendy, sésame, cannelle, tongolo lay, voanjobory miampy akora ETN...
2) - ETN 143 - DIABETA - Fikarakarana tahan'ny siramamy ambony (hyperglycémie)
* Akoran-javamaniry ahitana Voana raotra (graine Jamblon), fakam-pary, voamboatavo... miampy akora ETN...
* Ireo diabeta sy olan'ny prostate na ny appareil urinaire ireo no isany miteraka ny IMPUISSANCE ka ilàna fitsaboana ankoatry ny massages sy ny régimes alimentaires...
3) - ETN 150 - FIKARAKARANA ATY (foie gras)
Mety ho an'ny olona manana na somary mandry, mety ho an'ny olona diabetika ihany koa...
* Akoran-javamaniry ahitana Mandalodiaraikitra, fanazava, Karakara toloho, Tamotamo kely, tongolo lay kely, cannelle, talapetraka, artichauts, beroberoka...
* Akoran-javamaniry efa nampiasain'ireo Ntaolo Malagasy fahiny izay nohadihadiana sy nohatsaraina ka nahitana vokatra tsaratsara kokoa.
* ETN-FIMIBEAMA : 20taona mahery nampiasana natiora sy Akoran-javamaniry samihafa...
* Toerana mazava : Ampitan'ny arrêt bus Ambodimanga Besarety Antananarivo. Plaque fimibeama miloko maitso mavo. Amorondalana. Misy parking...Misokatra isan'andro Alahady hatramin'ny Zoma...
* Fanampim-panazavana : eo amin'ny commentaires ambany eo...
* Efa misy notices manazava ny fomba fampiasana azy tsirairay avy sy ny faharetany...
Contacts : 038 59 642 01 / 032 58 969 57
23/02/2025
SPECIAL DIABETA - ETN 143
* Akoran-javamanirin'i Madagasikara vita poudre natao hampidinana ny tahan'ny siramamy ambony. (hyperglycémie). Matanjaka sady haingam-piasa. Mety ho an'ny olona manana olana amin'ny afero sy sarakaty...
* Efa fampiasan'ireo Ntaolo Malagasy fahiny, nohadihadiana sy nohatsaraina ka nahitana vokatra tsaratsara kokoa, ahitana hoditra sy voan-draotra (graine de ), fanazava, , kabija, cannelle, sns...Efa misy notice manazava ny fomba fampiasana azy.
* Toerana ahitana azy : eto amin'ny AKANY Fikarakarana zokiolona FIMIBEAMA. Toro-lalana : Arrêt bus Ambodivondava Alasora, 30m, plaque maitsomaitso FIMIBEAMA
* Contacts : 0389261623
* 20 taona mahery nampiasàna akoran-javaboahary
20/10/2024
- PROBLÈMES RÉNALES ( rénale) - DIABETA (Hyperglycémie) - IMPUISSANCE - FIKARAKARANA ATY (FOIE) ...
* Karazany 3 samihafa ireo...
1) - ETN 093 - Hikarakarana ny appareil urinaire ( , , calcul renale...)
* Akoran-javamaniry ahitana Fakatsilo, voamboatavo voahendy, sésame, cannelle, tongolo lay, voanjobory miampy akora ETN...
2) - ETN 143 - DIABETA - Fikarakarana tahan'ny siramamy ambony (hyperglycémie)
* Akoran-javamaniry ahitana Voana raotra (graine Jamblon), fakam-pary, voamboatavo... miampy akora ETN...
* Ireo diabeta sy olan'ny prostate na ny appareil urinaire ireo no isany miteraka ny IMPUISSANCE ka ilàna fitsaboana ankoatry ny massages sy ny régimes alimentaires...
3) - ETN 150 - FIKARAKARANA ATY (foie gras)
Mety ho an'ny olona manana na somary mandry, mety ho an'ny olona diabetika ihany koa...
* Akoran-javamaniry ahitana Mandalodiaraikitra, fanazava, Karakara toloho, Tamotamo kely, tongolo lay kely, cannelle, talapetraka, artichauts, beroberoka...
* Akoran-javamaniry efa nampiasain'ireo Ntaolo Malagasy fahiny izay nohadihadiana sy nohatsaraina ka nahitana vokatra tsaratsara kokoa.
* ETN-FIMIBEAMA : 20taona mahery nampiasana natiora sy Akoran-javamaniry samihafa...
* Toerana mazava : Ampitan'ny arrêt bus Ambodimanga Besarety Antananarivo. Plaque fimibeama miloko maitso mavo. Amorondalana. Misy parking...Misokatra isan'andro Alahady hatramin'ny Zoma...
* Fanampim-panazavana : eo amin'ny commentaires ambany eo...
* Efa misy notices manazava ny fomba fampiasana azy tsirairay avy sy ny faharetany...
Contact 0389261623 /0325896957
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Contact the business
Telephone
Website
Address
Antananarivo
101