Queencess Divine Page
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Queencess Divine Page, Beauty, cosmetic & personal care, Antananarivo.
Espace beauté ✨
🛍️Vente d’articles
📢 Conseils & astuces beauté
💇♀️ Routine capillaire & Make-up routine 💄
✨Chaque femme merite de se sentir belle et Précieuse👑
📩 Mp pour commande et collaboration
☎️ +261 32 31 508 66 ( WhatsApp )
15/08/2025
Curly Hair
06/08/2025
🪮
26/04/2025
❌Fahadisoana 3 anisany manimba ny volonao❌
Mikarakara volo ianao fa toa tsy misy fiovana ve ? Angamba manao an'ireto fahadisoana ireto ianao nefa tsy mahatsikaritra :
1. Matory tsy manao "bonnet en satin" 😴
2. Mampiasa hafanana be loatra amin’ny volo (seche-cheveux, lisseur) 🌡️
3. Tsy manome rano sy sakafo ampy ho an’ny volonao💧🧴
Vaovao mahafaly : misy vahaolana haingana ho anao !
Ao amin'ny Queencess Divine Page dia mahita ianao :
Bonnet en satin✨
Bouteille de pulvérisation✨
Brosse malefaka ho an'ny volo ✨
22/04/2025
📢TSARA HO FANTATRA📢
💖 Prendre soin de soi, c'est la base pour rayonner ! ✨
Chère Reine, prendre soin de soi est la première étape pour illuminer ton monde ! 🌟
Ny fikarakarana tena no dingana voalohany amin’ny famirapiratanao! 🌟💆♀️
✨ Voici quelques clés pour rayonner chaque jour :
1️⃣ Routine de soins personnalisée 🧴 :
Ataovy fahazarana ny manadio sy manome sakafo ny hoditrao ary mikarakara ny volonao amin’ny vokatra voajanahary.
2️⃣ Alimentation équilibrée 🥗 :
Ny sakafo feno otrikaina sy mineraly dia tena ilaina amin’ny hakanton’ny hoditrao sy ny volonao..
3️⃣ Hydratation 💧 :
Ny rano no manadio ny vatanao, manome famirapiratana ny hoditrao ary mampatanjaka ny volonao.
4️⃣ Repos et relaxation 😴 :
Ny torimaso tsara sy fotoana fialan-tsasatra dia manampy amin’ny fitazonana hodi-maso madio sy toe-tsaina milamina.
5️⃣ Positivité et bien-être intérieur 💖 :
Ataovy izay hampahery anao, mieritrereta tsara, ary manomeza fotoana ho an’ny fahasalamanao ara-tsaina..
👑 Izahay ato @ Queencess Divine Page , dia vonona ny hanome anao conseils & astuces hanampy anao hampamirapiratra ny endrikao sy hahatonga anao hahatoky tena.✨
Araho hatrany ny Page🌼
22/04/2025
✨ GRAND OUVERTURE – Queencess Divine Page ✨
Bienvenue dans ton nouvel Espace Beauté dédié à TA couronne !
Pour célébrer le lancement de notre page, Queencess Divine Page t’invite à découvrir nos essentiels capillaires pour une routine au top :
En promo spéciale ouverture :
Bouteille de pulvérisation (brume fine) – pour hydrater tes boucles en douceur
Headbands / Bandeaux stylés – pour accessoiriser ta coiffure avec élégance
Bonnets en satin – pour protéger tes cheveux la nuit et préserver leur hydratation
Brosse Bounce Curl – idéale pour définir tes boucles sans les casser !
Des produits pensés pour prendre soin de toi et révéler ta beauté naturelle.
Quantité limitée ! Ne rate pas l'occasion de commencer ta routine avec les bons outils.
Passe ta commande dès maintenant en message privé.
Livraison rapide disponible sur Tana et Mahitsy
Prix sur chaque Photo ✨
Click here to claim your Sponsored Listing.
