Prisca Beauté & Store
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Prisca Beauté & Store, Hair salon, Antananarivo.
💖💅💖
💝💝💝
31/10/2025
8taona🥳🥳🎂
8-taona sahady izay no vita🥳🥳 mankasitraka anareo rehetra nametraka fitokisana taminay nandritr’izay valo taona izay💇♀️💅💄noho ny fisinareo no mbola maha eto anay atramizao🥰 teo ary mbola eto foana izahay ekipa ato @ Prisca beauté anome fahafaham-po ho anareo rehetra eo aminy lafin’ny fahamanjana hatrany💄💇♀️💇♂️💅
Samy tahin’i Tompo isika mianakavy🙏❤️
01/10/2024
Coloration + finition balaillage ✨♥️👌
Chez Prisca beauté 👉0346071039
26/05/2024
Faly Miarahaba ny Reny rehetraamin izao fetiny izao♥️🎉😘mirary vola sy fahasalamana hatrany ,ho entina miatrika ny adidy maha Reny atsika💪♥️
Ankasitrana ihany koa ianareo rehetra mbola nahatoky anay t@ fahamanjana androany💅🙏♥️ Samy ho tahina anie i Neny♥️♥️🎉
12/05/2024
🌷Fotonany izao 💎Pack mariage 💎
Aza misalasala miantso sy mamandrika ny fotoananao fa vonona izahay anome fahafaham po ho anao💅
Prisca beautéutéauté 034 60 710 39
🎉Vitasoa ny fety aby o🎉
🙏❤️Mankasitraka mankatelina anareo rehetra Tonga maro be ka mbola nahatoky anay atrany taminy fikarakarana❤️🙏
👉Mbola eto izahay de noho ianareo, de mbola vonona hatrany ny anome n'y tsara indrindra ho anareo❤️😍
Oroka mamy💋💋💋
31/03/2024
Miarahaba antsika rehetra nahatratra ny P***a
Fiadanana, ho anao sy ny ankohonanao🙏
Velona ny Tompo tsika🙏♥️
💎Manaova fety sambatra🎉
Oroka mamy♥️💋
Miarahaba e👋
Valiny lalao antsika ary e🎁
Félicitation Rota Randriaiaandria fa izy no bé réaction indrindra🎉🥳
De ny coux de cœur Anja Raz Raz 💝
👉Mankasitraka anareo rehetra nanao partage sy niantso namana🙏♥️mbola ho avy ny anjaranao😁
Koa manentana antsika rehetra ary hanaraka fona ny page fa ho maro ny lalao izay ahazaona cadeaux🎁
De mirary p***a fandresena sy fety sambatra ho antsika rehetra♥️
Oroka mamy💋💋
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Telephone
Website
Address
Antananarivo
