Forever eto Mada
Arovy ny Fahasalamanao satria sarobidy ny fahasalamana
29/05/2026
Oh ry zareo a❗efa nahita cadeau pour la fête des mères ve nareo ❓
👉Ireto misy produit FOREVER living afaka atao CADEAU💐 tsara sady manome fahasalama hoan'i neny no Sady bien être iany koa 🎁
👀Jereo ary izay METY dia aza misalasala mandefa ny commandinao ao 📩
☎0384567777 / WhatsApp ☎0320507773
29/05/2026
😋 𝗜𝗿𝗲𝗼 𝗸𝗮𝗿𝗮𝘇𝗮𝗻𝗮 𝘀𝗮𝗸𝗮𝗳𝗼 𝗺𝗶𝘁𝗼𝘃𝘆 𝗹𝗼𝗸𝗼 𝘀𝘆 𝗻𝘆 𝗳𝗮𝗵𝗮𝘀𝗮𝗹𝗮𝗺𝗮𝗻𝗮 𝗵𝗼 𝗲𝗻𝘁𝗶𝗻𝘆 𝗮𝗺𝗶𝗻'𝗻𝘆 𝘃𝗮𝘁𝗮𝗻-𝘁𝘀𝗶𝗸𝗮 😋
Abonneo ny page ary asio soratra hoe misaotra raha mahaliana anao ny torohevitra ara-pahasalamana izay zaraiko eto isan'andro🙏
28/05/2026
Ny fandaminana tsara ny fotoana fihinanana “compléments alimentaires” dia manampy ny vatana handray sy hampiasa azy ireo tsara kokoa.
1⃣Misotro magnésium tokony ho 60 minitra alohan’ny hatory mba hanampy amin’ny fampitoniana sy fanalefahana ny hozatra.
2⃣Raisina miaraka amin’ny sakafo maraina feno ny vitamine D satria ny tavy ao anaty sakafo dia manampy amin’ny fitrohana azy.
3⃣Zaraina ho maraina sy hariva ny fatra calcium isan’andro mba hahazoan’ny vatana mandray azy tsara kokoa.
4⃣Raisina amin’ny vavony mbola foana ny probiotiques, indrindra rehefa vao mifoha, mba tsy ho simba amin’ny ranon-tsinay mandevona sakafo izy ireo.
5⃣Ny vitamines B dia tsara raisina amin’ny sakafo maraina mba hanomezana hery sy tanjaka mandritra ny andro.
6⃣Raisina miaraka amin’ny sakafo misy tavy ny vitamine K2, toy ny avocat na voanjo, mba hampahomby kokoa azy.
7⃣Tokony hisy elanelana adiny roa farafahakeliny ny fihinanana zinc sy fer satria mifaninana ao anaty vatana izy ireo ka mety hampihena ny fitrohana azy.
Ny fandaminana tsara sy ara-potoana ny fihinanana compléments alimentaires dia mahatonga azy ho fahazarana tsotra sady tena mahomby ho an’ny fahasalamana.
28/05/2026
🥔𝗡𝗬 𝗢𝗩𝗬 𝗗𝗜𝗔 𝗠𝗜𝗦𝗬 𝗞𝗔𝗥𝗔𝗭𝗔𝗡𝗬 𝗠𝗔𝗥𝗢 𝗙𝗔 𝗧𝗦𝗬 𝗠𝗜𝗧𝗢𝗩𝗬 𝗗𝗔𝗛𝗢𝗟𝗢 🥔
Maro ny olona no mihevitra fa “ovy dia ovy ihany”… nefa TSIA🙅♀️
Misy karazana ovy mety hampiakatra siramamy haingana ao anaty rà 😨
Fa misy kosa afaka manampy amin’ny fifehezana ny glycémie sy mitondra tombontsoa lehibe ho an’ny fahasalamana 💪❤️
🔥 𝗔𝗻𝗱𝗿𝗼𝗮𝗻𝘆 𝗮𝗿𝘆 𝗱𝗶𝗮 𝗵𝗼 𝗳𝗮𝗻𝘁𝗮𝗿𝗶𝗻𝗮𝗼 𝗳𝗮 𝗺𝗶𝘀𝘆 :
🥔💜 Ovy violet = tsara indrindra ho an’ny diabétique
🥔❤️ Ovy mena = safidy tsara
🥔💛 Ovy mavo = atao antonony
🥔🤍 Ovy fotsy = mila fitandremana
➡️ Iza no tena tsara ho an’ny diabétique❓
➡️ Iza no be fibres❓
➡️ Iza no manankarena antioxydants❓
➡️ Ahoana ny fomba fihinanana azy mba tsy hampiakatra siramamy❓
👉Vakio tsara fa mety hanova ny fomba fihinananao ovy mihitsy ity 😳👇
🍠 𝗜𝗡𝗢𝗡𝗔 𝗠𝗢𝗔 𝗡𝗬 “𝗗𝗜𝗔𝗕𝗘𝗧𝗔”❓
Ny diabeta dia aretina ateraky ny ➡️ fiakaran’ny siramamy ao anaty rà (glycémie élevée)
Mety hiteraka :
⚠️ reraka lava
⚠️ fanina
⚠️ mangetaheta matetika
⚠️ fahasimban’ny voa
⚠️ fahajambana
⚠️ aretim-po
⚠️ tapaka lalan-drà
Noho izany dia tena ilaina ny mifidy sakafo mety aminy👍
🥇 𝗢𝗩𝗬 𝗩𝗢𝗟𝗢𝗡𝗣𝗔𝗥𝗔𝗦𝗬 / 𝗩𝗜𝗢𝗟𝗘𝗧𝗧𝗘 — 𝗜𝗭𝗬 𝗡𝗢 𝗧𝗦𝗔𝗥𝗔 𝗜𝗡𝗗𝗥𝗜𝗡𝗗𝗥𝗔 💜
🥔💜 Ny ovy violet no isan’ny tsara indrindra ho an’ny olona manana diabeta satria :
✅ Be “ANTIOXYDANTS”
➡️ Miaro ny lalan-drà sy ny fo ❤️
✅ Be “FIBRES”
➡️ Manampy hampiadana ny fiakaran’ny siramamy ao anaty rà
✅ Glycémie ambany kokoa
➡️ Tsy mampiakatra siramamy tampoka
✅ Manampy amin’ny : ✔️ digestion ✔️ fo ✔️ tosidrà ✔️ hery fiarovana
💡 Ny loko volomparasy dia misy “anthocyanines” : ➡️ akora voajanahary miady amin’ny fahanterana sy inflammation.
🥔𝗢𝗩𝗬 𝗠𝗘𝗡𝗔 ❤️
Ny ovy mena koa dia tsara kokoa noho ny ovy fotsy satria :
✅ Somary ambany glycémie
✅ Be vitamine
✅ Mahavoky ela kokoa
✅ Tsara ho an’ny tsinay
👉 Tsara ho an’ny olona :
✔️ manao régime
✔️ diabétique
✔️ manana constipation
🥔😱𝗢𝗩𝗬 𝗙𝗢𝗧𝗦𝗬 𝗡𝗢 𝗧𝗘𝗡𝗔 𝗜𝗟𝗔𝗜𝗡𝗔 𝗙𝗜𝗧𝗔𝗡𝗗𝗥𝗘𝗠𝗔𝗡𝗔 🤍
🥔 Ny ovy fotsy no tena be amidy sy be mpihinana.
Saingy :
❌ mety hampiakatra glycémie haingana kokoa
❌ indrindra raha : 🍟 endasina 🍟 chips 🍟 frites 🍟 puree be beurre
👉 Tsy midika hoe voarara tanteraka fa :
✔️ atao amin’ny fatra voafehy
✔️ aleo andrahoina na atao vapeur
🍽️ 𝗙𝗢𝗠𝗕𝗔 𝗙𝗜𝗛𝗜𝗡𝗔𝗡𝗔𝗡𝗔 𝗢𝗩𝗬 𝗛𝗢 𝗔𝗡'𝗡𝗬’NY 𝗗𝗜𝗔𝗕𝗘𝗧𝗜𝗤𝗨𝗘
✅ Aza atao frites matetika 🚫
✅ Aleo ✔️ andrahoina ✔️ atao vapeur ✔️ atao @ la for
💡𝗔𝗦𝗧𝗨𝗖𝗘 𝗦𝗜𝗠𝗣𝗟𝗘 : 👉 Rehefa avy andrahoina ny ovy dia avela hangatsiaka kely aloha vao hanina.
➡️ Izany dia manampy hampihena ny “indice glycémique” ka tsy mampiakatra siramamy tampoka
✅ 2 fois isan-kerinandro dia efa ampy tsara
👉 Aleo ampiarahina amin’ny : 🥬 légumes 🥗 salade 🐟 trondro 🍗 hena tsy be menaka
🚨 𝗙𝗔 𝗠𝗜𝗧𝗔𝗡𝗗𝗥𝗘𝗠𝗔❗
❌ Raha : ➡️ diabeta mafy ➡️ voa marary ➡️ siramamy tsy voafehy
👉 dia tsara manatona dokotera na nutritionniste aloha.
✨Ny fomba fikarakarana azy no tena zava-dehibe❗
👉 Raha tianao mbola hitohy ny astuce & conseil santé dia asio “Misaotra na Merci” ao amin’ny commentaire 🙏 dia abonneo ny page 🥰
💐 𝗟𝗮 𝗙ê𝘁𝗲 𝗱𝗲𝘀 𝗺è𝗿𝗲𝘀 𝗮𝗽𝗽𝗿𝗼𝗰𝗵𝗲 à 𝗴𝗿𝗮𝗻𝗱 𝗽𝗮𝘀 💐
💐 Cette Fête des Mères, offrez bien-être, beauté et douceur 💚
Parce que chaque maman mérite de se sentir en bonne santé, belle et appréciée ✨
Découvrez nos merveilleux produits Forever à base d’aloe vera 🌿
Des soins de la peau aux compléments bien-être, nous avons le cadeau parfait pour chaque super maman 💕
📩 Envoyez-moi un message 📞 0384567777
👉WhatsApp ☎ 0320507773
Pour découvrir nos packs spéciaux Fête des Mère🌹
27/05/2026
👶 𝗡𝗬 𝗙𝗜𝗩𝗢𝗔𝗥𝗔𝗡'𝗡𝗬 𝗭𝗔𝗭𝗔𝗞𝗘𝗟𝗬 𝗔𝗢 𝗔𝗡-𝗕𝗢𝗛𝗢𝗞𝗔 🤰
🥰 1volana hatramin'ny 9volana❗
27/05/2026
👩🍼 𝗦𝗮𝗵𝗶𝗿𝗮𝗻𝗮 𝘃𝗮𝗼 𝗺𝗮𝗵𝗮𝘇𝗼 𝘇𝗮𝘇𝗮 𝘃𝗲 𝗶𝗮𝗻𝗮𝗼❓
Ireto no mety ho antony🤔
Maro ny olona no mieritreritra fa ny vehivavy irery NO manana olana rehefa tara vao mahazo zaza. .
🙅♀️Tsy izany anefa no zava-misy. 😊
👉𝗙𝗮𝗻𝘁𝗮𝗿𝗼 𝗺𝗮𝗻𝗼𝗺𝗯𝗼𝗸𝗮 𝗶𝘇𝗮𝗼 𝗔𝗿𝘆 ☝️ 𝗻𝘆 𝗮𝗻𝘁𝗼𝗻𝘆 👇
🔸 Tsy milamina ny fadimbolana : Raha tsy ara-dalàna ny fadimbolana dia mety tsy mivoaka tsara ny atody ilaina amin'ny fitondrana vohoka.
🔸 Misy olana ao amin'ny tranonjaza toiny :
📍Ovaire
📍kyste
📍Trompe bouchée
📍Trouble hormonal
📍Aretina azo avy ara-nofo ka tsy voatsabo tsara na olana hafa dia mety hanasarotra ny fahazoana zaza.
🔸 Adin-tsaina sy harerahana be loatra 😔 :
Mety hisy fiantraikany amin'ny hormonina sy ny fahafahana mitoe-jaza izany.
🔸 Taona efa mandroso ⏳ : Rehefa mihalehibe ny taona dia mihena tsikelikely ny fahafahan'ny vehivavy mahazo zaza.
🔸 Olana avy amin'ny lehilahy koa 👨 : Mety ho vitsy na malemy ny tsirinaina, ka manasarotra ny fitondrana vohoka.
Noho izany dia tokony hanao test spermogramme ny lehilahy ho fanamarinana fa tsy manana olana
💡 Tsarovy fa tsy voatery ho tsy fahafahana miteraka akory ny fahatarana mahazo zaza. Matetika dia misy antony azo fantarina sy azo tsaboina tsara ao
Ny tokony ataonao voalohany dia manatona Gynécologue mijery ny antony maha tonga anao tsy mety bevoka :
👩⚕️ Écho
👨⚕️ Radio
👩⚕️ Analyse
❤️ Raha efa ela no niezaka nefa mbola tsy nahazo zaza, dia misy vaholana ho anao ato@nay fitsaboana natoraly 👨⚕️👩⚕️amin'ny alalany produit FOREVER living
📍Tsy vita vava ny fitsaboina fa mila fiomanana ara - bola 📍
☎0384567777 / Whatsapp ☎0320507773
27/05/2026
Matetika ny vatantsika dia mandefa famantarana mialoha rehefa misy olana mety hitranga. ✨
Ny havizanana, kibo mibontsina, fanaintainana, fidoboky ny fo tsy ara-dalàna na fahatsentsenan’ny vatana dia tsy tokony hodian-tsy hita foana.
🌿 Ny fihainoana ny vatantsika, fatoriana tsara, fisotroana rano ampy, fihinanana sakafo voalanjalanja ary fitantanana ny adin-tsaina dia afaka mitondra fiovana lehibe eo amin’ny fiainana andavanandro.
Tsy manolo ny torohevitra ara-pitsaboana ireo famantarana ireo, fa mety ho fampahatsiahivana manan-danja mba hikarakara bebe kokoa ny fahasalamantsika. 🤍
26/05/2026
On oublie souvent que le choix du doigt pour porter une bague peut raconter une petite histoire personnelle. Voici comment accorder vos bijoux selon la symbolique traditionnelle :
1. L'annulaire reste le doigt privilégié pour les engagements officiels comme les alliances ou les solitaires, car il est historiquement lié à l'attachement émotionnel.
2. Placer un anneau sur l'index permet de souligner une certaine assurance, ce doigt étant associé à la direction et au leadership naturel.
3. Le majeur, positionné au centre, évoque naturellement la stabilité et l'équilibre, ce qui en fait un endroit idéal pour une pièce imposante ou architecturale.
4. Choisir l'auriculaire offre une liberté totale, souvent utilisée pour exprimer son style propre en dehors des conventions classiques.
5. Le pouce, bien que moins courant, est le symbole fort de la volonté et de l'autonomie, parfait pour ceux qui aiment les choix audacieux.
Adapter ses bijoux à ces codes permet de donner une intention particulière à ce que l'on porte au quotidien.
25/05/2026
On oublie parfois que nos besoins en sommeil évoluent radicalement au fil des années, bien plus que ce que l'on pourrait croire en observant simplement notre rythme quotidien.
1. Les tout-petits, de la naissance à trois mois, ont besoin d'un repos massif de 14 à 17 heures pour soutenir leur développement cérébral rapide.
2. En grandissant, jusqu'à l'âge de 5 ans, cette durée diminue progressivement pour se stabiliser entre 10 et 14 heures, ce qui permet au corps de se régénérer efficacement après chaque journée d'exploration.
3. Pour les enfants d'âge scolaire et les adolescents, atteindre 8 à 11 heures de sommeil est essentiel pour maintenir leur attention et leur équilibre émotionnel.
4. Une fois à l'âge adulte, la fourchette se stabilise généralement autour de 7 à 9 heures par nuit, une durée suffisante pour permettre une récupération biologique complète.
Comprendre ces variations permet d'ajuster doucement les routines de chaque membre de la famille sans forcer le rythme. Trouver son propre équilibre demande un peu d'observation sur le long terme.
25/05/2026
🌿 Prenez soin de votre corps naturellement 🌿
Certaines boissons peuvent apporter de précieux bienfaits à notre organisme lorsqu’elles sont intégrées à une alimentation équilibrée ✨
🍵 Thé vert pour le cerveau
🥕 Jus de carotte pour les yeux
💧 Eau pour les reins
☕ Café noir pour le foie
🫚 Thé au gingembre pour les poumons
❤️ Jus de gr***de pour le cœur
De petits gestes simples au quotidien peuvent faire une grande différence pour votre bien-être 🌱💚
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Address
101
