Coiff’moi

Coiff’moi

Share

Coiffure & onglerie👩🏻‍🦰💅
☎️0388984439

12/05/2026

Aiza daholo ilay Team Gainage ?☺️Manomboka taitaitra daholo anao Gainage fa Samy Maniry ny mba hanana ongles Naturels tsara daholo kosa 🫣🥰

✅ Fa eto ihany dia Tiako tsindriny kely hoe lasa Mardi au samedi ny salon no misokatra 📅8h-17h

📍Andoharanofotsy arrêt bus Tsena
📞0388984439

07/05/2026

Remplissage ✅
Ilay pose voalohany Pose Extension Gel natao tany ivelany ❌
Nisafidy ny mbola hitazona ilay pose ilay clients teto dia nataonay Remplissage ✅
Dia izao ny Résultat 🍒💅

📍Andoharanofotsy arrêt bus Tsena
📞0388984439

Photos from Coiff’moi's post 06/05/2026

Dia miaraka Afa-po daholo Isika Rehetra oh !😻💅

Ny mandray an’izao message izao tena zavatra mahafinaritra indrindra anay 🥰🌸
Mankasitra oh 💅🫦

Photos from Coiff’moi's post 05/05/2026

Aiza daholo ilay olona vita ongles manjakely oh !💅🌸

Tena feno fankasitrahana hatrany izahay amin’ny faharetana Sy amin’ny fitiavana avy aminareo client Rehetra 🥰
Mankasitraka foana dia izahay vonona anome fahafaham-po ho anareo hatrany ❤️❤️

Photos from Coiff’moi's post 02/05/2026

Gainage sur ongles Naturels ihany koa ity miaraka amin’ilay Modèle mafatifaty kely 💙💅

Aza adino mihitsy fa manohana Sy manoro anareo izahay mba ivoka tsara ny résultat 🌸💅
Fa indrindra ny Modèle entinareo dia Afaka atao avokoa ✅

“Mirary faran’ny Herinandro mafinaritra oh 🥰”

📍Andoharanofotsy arrêt bus Tsena
📞0388984439

Photos from Coiff’moi's post 27/04/2026

…..Extension Gel 🐆💋

Ny Pose Rehetra dia Samy manana ny mampiavaka azy daholo anh !🥰
Samy manana ny safidy fotsiny ny tsirairay fa ny Résultat kosa dia Tsara Avokoa ✅✅

📍Andoharanofotsy arrêt bus Tsena
📞0388984439

Photos from Coiff’moi's post 23/04/2026

Gainage sur ongles Naturels 💅🌸

📍Andoharanofotsy arrêt bus Tsena
📞0388984439

Photos from Coiff’moi's post 20/04/2026

Mino Ve zao ianareo raha teneniko hoe olona 61ans no tompon’io Ongles tsara kely io ?😍💅

Ka de karakarao reto ny ongles ry sipa kely isany anh 🫦Nareo Ve de ho ambakan’ny olona efa Manana zafikely ?😉(Laingiako zany 🤪)
Fa Aza atao ambanin-javatra ny vatana ozizy io Mamie io 😍😍

📍Andoharanofotsy arrêt bus F
📞0388984439

Photos from Coiff’moi's post 15/04/2026

✅Brushing Finition Steampod ✅

📆Lundi /Samedi ny salon no misokatra Tompoko .
🕦8h-17h ( Raha anao Prestation mialoha na arinan’ireo heure ireo dia afaka miantso )

📍Andoharanofotsy Arrêt bus Tsena
📞0388984439

Photos from Coiff’moi's post 14/04/2026

…….Cat eye Nails ❤️🖤🤍

✅ Misy couleur Hafa akotran’ireto amin’ny sary ireto ihany koa ✅

📍Andoharanofotsy arrêt bus Tsena
📞0388984439

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Website

Address

Antananarivo

Opening Hours

Monday 08:00 - 17:00
Tuesday 08:00 - 17:00
Wednesday 08:00 - 17:00
Thursday 08:00 - 17:00
Friday 08:00 - 17:00
Saturday 08:00 - 17:00