Docteur pour tous.DPT
Pejy natao hiresahana momba ny médecine sy ny fahasalamana
Ny "hyperménorrhée" dia règles mitosaka be dia be,ary mety mandeha mihoatra ny herinandro.⚕️
Ny fihomezana mikakakaka dia mampiakatra ny hafanan'ny vatana.🩺
12/03/2025
🔵𝗜𝗥𝗘𝗢 𝗙𝗔𝗛𝗔𝗭𝗔𝗥𝗔𝗡𝗔 𝗔𝗡𝗜𝗦𝗔𝗡𝗬 𝗧𝗘𝗡𝗔 𝗠𝗔𝗛𝗔𝗦𝗔𝗟𝗔𝗠𝗔 𝗡𝗘𝗙𝗔 𝗧𝗦𝗬 𝗩𝗢𝗔𝗧𝗘𝗥𝗬 𝗛𝗔𝗡𝗗𝗢𝗔𝗩𝗔𝗠-𝗕𝗢𝗟𝗔 𝗕𝗘
-Misotro rano 1,5 L/j
-Manao fanatanjahantena 🏃
-Manao firaisana ara-nofo
-Manasa tanana
-Manao yoga
-Manao câlin
-Tsy maka lagy.🩺
Ny homamiadan'ny nono no cancer mora tsaboina indrindra raha hita ara-potoana.🩺
Tsy namanao ny sakay raha efa avy nanao crise hémorroïdaire ianao.🩺
Miaro amin'ny infection urinaire ny mi-pipi 15 min aorinan'ny firaisana aranofo.🩺
Ny perte fotsifotsy betsaka mangidihidy dia fambarana mycose vaginale.🩺
Ny PALPITATION dia fahatsapanao hoe mitempo ny fonao.🩺
Raha manaintaina be ny ilam-balahana mamaly amin'ny taovampananahana,mi-pipi matetika ary mila tsy ho voatazona dia mety ho calcul rénal no mahazo anao.🩺
Manampy amin'ny éjaculation précoce ny fanaovana fanatanjahantena isan'andro,mihoatra amin'ny fanafody.🩺
Ny CALYGYNEPHOBIE dia tahotra vehivavy tsara tarehy.🩺
Ny fandehanana tongotra 30 min isan'andro dia ampy hahazoana tombony amin'ny fahasalamana.🩺
Click here to claim your Sponsored Listing.
Contact the business
Telephone
Website
Address
101
