Mandimby - Masseur professionnel

Mandimby - Masseur professionnel

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Mandimby - Masseur professionnel, Health/Beauty, I147 Mahitsitady/Lohanosy, Antananarivo.

24/01/2026

Avy nanotra teny Itaosy Unis teny omaly ๐Ÿ˜‡
Avy be ny oranaโ€ฆ nisy lavaka be tsy hita mihintsy ๐Ÿ˜ฉ

Naratra ny havanareo ๐Ÿฅบ

Miala tsiny aminโ€™izay tsy voaray androany aloha fa efa misy mikarakara aho dia hiezaka ny hanantona anareo faranโ€™izay aingana โค๏ธ

Mirary soa daholo

15/11/2025

๐Ÿšจ๐ŸšจFINDAY VERY ๐Ÿšจ๐Ÿšจ

Hialana tsiny indrindra Tompoko. Latsaka omaly ilay finday-ko.

Maneno izy fa tsy misy mandray mihintsy ๐Ÿ˜ข

Hiezaka hi rรฉcupรฉrer- ilay finday faranโ€™zay aingana fa aminโ€™izao aloha dia ny 038 54 890 27 no mety azahoana ahy manomboka rahariva na rahampitso eo.

Hialana tsiny ๐Ÿ™๐Ÿผ

Photos from Mandimby - Masseur professionnel's post 03/10/2025

๐Ÿ”ฅ Mandimby - Masseur professionnel ๐Ÿ”ฅ

Mpanotra za-draharaha, mitsabo aretina maro amin'ny halalan'ny otra. Mahafehy karazan'otra maro: massage facial, relaxant, amaincissant, reflexologie.

โ˜‘๏ธ MANOTRA ZAZA
โ˜‘๏ธ MANOTRA LEHIBE

- Hareraha lava-reny (fatigue chronique)
- Tosi-drร  ambony
- Folaka rehetra io
- Palpitation - Fo
- Sy ny aretina maro isan-karazany

๐Ÿƒ Mi se dรฉplacer - Manantona anao aho
โ˜‘๏ธ Contact rapide: 034 55 954 17

18/01/2025

๐ŸŽ‰ ๐Ÿฐ ๐—ง๐—”๐—ข๐—ก๐—” ๐—ก๐—œ๐—”๐—ฅ๐—”๐—›๐—”๐—ก๐—” ๐Ÿ™Œ

Eny tokoa, 4 taona kely sahady izao no nisianโ€™ny Pejy Mandimby - Masseur professionnel ๐Ÿ™

Nandritra izany fotoana izany dia nitety lalana maro isika, nizara fanomezam-pahasoavana sy fitoniana taminโ€™ireo tsy salama rehetra nifanerasera.

๐Ÿ‘‰ ๐—”๐—ฝ๐—ฒ๐˜๐—ฟ๐—ฎ๐—ธ๐—ฎ ๐—ฎ๐—บ๐—ถ๐—ป'๐—”๐—ป๐—ฑ๐—ฟ๐—ถ๐—ฎ๐—บ๐—ฎ๐—ป๐—ถ๐˜๐—ฟ๐—ฎ ๐—ต๐—ฎ๐˜๐—ฟ๐—ฎ๐—ป๐˜† ๐—ถ๐˜๐—ผ ๐˜๐—ฎ๐—ผ๐—ป๐—ฎ ๐—ถ๐˜๐—ผ ๐Ÿ™

Ny faniriako ho anao: ๐—™๐—”๐—›๐—”๐—ฆ๐—”๐—Ÿ๐—”๐— ๐—”๐—ก๐—” ๐—™๐—˜๐—ก๐—ข! ๐Ÿ’š ๐—Ÿ๐—ฎ ๐—ฝ๐—น๐—ฒ๐—ถ๐—ป๐—ฒ ๐˜€๐—ฎ๐—ป๐˜๐—ฒฬ! ๐Ÿฅฐ

Mila mpanotra pro ve ianao?

โœ… ๐’๐ญ๐ซ๐ž๐ฌ๐ฌ ๐ฏ๐ž? Esorin-tsika!
โœ… ๐’๐š๐ข๐ง๐š ๐ฆ๐ข๐ค๐จ๐ซ๐จ๐ญ๐š๐ง๐š? Miverina amin'ny filaminana!
โœ… ๐“๐จ๐ซ๐ข๐ฆ๐š๐ฌ๐จ ๐ญ๐ฌ๐ฒ ๐ฆ๐ข๐ฅ๐š๐ฆ๐ข๐ง๐š? Tsaboin-tsika izany!
โœ… ๐“๐ž๐ง๐ฌ๐ข๐จ๐ง? Alamin-tsika izany!
โœ… ๐‘๐ž๐ซ๐š๐ค๐š ๐ฅ๐š๐ฏ๐š? Esorin-tsika aminao 'zany!

๐Ÿ“ž ๐€๐ง๐ญ๐ฌ๐จ๐ฒ ๐š๐ก๐จ: 034 55 954 17
๐Ÿ›ต ๐Œ๐ข ๐ฌ๐ž ๐๐žฬ๐ฉ๐ฅ๐š๐œ๐ž๐ซ ๐ก๐š๐ญ๐ซ๐š๐ง๐ฒ eny fa na any amin'ny province aza.

๐Ÿ’†โ€โ™‚๏ธ ๐Œ๐ฉ๐ข๐š๐ซ๐š-๐ฆ๐ข๐จ๐ฆ๐›๐จ๐งโ€™๐š๐ง๐ญ๐จ๐ค๐š ๐š๐ฆ๐ข๐งโ€™๐ง๐ฒ ๐›๐ข๐ž๐ง ๐žฬ‚๐ญ๐ซ๐ž ๐š๐ง๐š๐จ ๐š๐ก๐จ ๐Ÿ’†โ€โ™€๏ธ

Partager-o amin'ireo manodidina raha sitrakao. Misaotra anao sahady aminโ€™ny fitokisana โค๏ธ

Tsidio ny pejy https://bit.ly/3Gu7jJ6

27/04/2024

๐Ÿ”ฅ๐Ÿ”ฅ Partage kely - Fa dia maninona lotra ehhh ๐Ÿ”ฅ๐Ÿ”ฅ

Misy client sasany, miresaka tsara anaty MP, mametraka RDV hiotra fa tsy salama, manome numรฉro ary mi confirmer tsara... Alavitra anefa ny misy azy. Tonga eny an-toerana ianao amin'ilay hora sy toerana nomeny, sady tsy tratra antso izy no bloquer ianao anefa adin'ny roa be zao ianao niandry!! Mafy eh! Kivy eh ๐Ÿคฆโ€

Misy marary hafa tokony noraisina anefa izay voa mafy ankoatran'ny fotoana sy vola very - Fa dia maninona lotra ehh ๐Ÿ˜๐Ÿ˜…
Aza menatra manemotra na mi annuler RDV re olona oh! Afaka mifanambotra foana isika amin'ny fotoana mety amintsika fa tsy misy henatra izany. Afaka mi annuler koa ianao raha tsy vonona na tsy afaka. Tsy misy tsiny izany.

Mazotoa daholo dia mirary fahasalamana ho an'ny tsirairay foana.. eny fa na izay nametrapetraka aza fa salama be mihintsy ianao matoa nanjavona! Tsy misy tsiny re Tompoko.

โ˜‘๏ธ Mandimby - Masseur professionnel
โ˜‘๏ธ Contact rapide: 034 55 954 17
โ˜‘๏ธ Mi se dรฉplace hatrany

๐Ÿ‘‰ Tsidio ny pejy https://bit.ly/3pEzLkr
๐Ÿ‘‰ Partager-o raha sitrakao

Photos from Mandimby - Masseur professionnel's post 03/04/2024

โญโญ ๐Œ๐š๐ง๐๐ข๐ฆ๐›๐ฒ - ๐Œ๐š๐ฌ๐ฌ๐ž๐ฎ๐ซ ๐ฉ๐ซ๐จ๐Ÿ๐ž๐ฌ๐ฌ๐ข๐จ๐ง๐ง๐ž๐ฅ โญโญ

Massage gรฉnรฉral sy facial no natao teto. Ny massage facial, na hoan'ny lahy na hoan'ny vavy, ankotran'ny manatsara ny hoditra sy manala ny ketrona rehatra, dia maha tony sy manala stress hiany koa.

โ˜Ž๏ธ 034 55 954 17
๐Ÿƒโ€ Mi se dรฉplacer hatrany

โ˜‘๏ธ Mahafehy karazan'otra maro
โ˜‘๏ธ Manotra ny olon-dehibe sy ny zaza kely

Tsidio ny pejy https://bit.ly/3Gu7jJ6

16/12/2023

โญโญ ๐Œ๐š๐ง๐๐ข๐ฆ๐›๐ฒ - ๐Œ๐š๐ฌ๐ฌ๐ž๐ฎ๐ซ ๐ฉ๐ซ๐จ๐Ÿ๐ž๐ฌ๐ฌ๐ข๐จ๐ง๐ง๐ž๐ฅ โญโญ

โ˜‘๏ธ Mahafehy karazan'otra maro hanalefahana sy anasitrana aretina maro
โ˜‘๏ธ Manotra ny olon-dehibe sy ny zaza kely

โ˜Ž๏ธ 034 55 954 17
๐Ÿƒโ€ Mi se dรฉplacer hatrany

Tsidio ny pejy https://bit.ly/3Gu7jJ6

20/11/2023

๐Œ๐ข๐š๐ซ๐š๐ก๐š๐›๐š ๐š๐ง๐ญ๐ฌ๐ข๐ค๐š ๐ซ๐ž๐ก๐ž๐ญ๐ซ๐š ๐Ÿ‘‹

Mamely be indray 'zao ny grippe eee ๐Ÿคง๐Ÿค’ Loha marary, hafanana miakatra, kohaka be sy vatana manakotsako mangotsokotsoka.

๐’๐จ๐ซ๐จ๐ฒ ๐š๐ฆ๐ข๐ง'๐ง๐ฒ ๐ก๐š๐ฅ๐š๐ฅ๐š๐ง'๐ง๐ฒ
โœ… Cure de multi-vitamine ๐Ÿ’Š
โœ… Cure de vitamine C (ny tsara dia atao 1000mg maraina, avy eo apina 500mg ny atoandro raha mahatanty ny kibo) ๐Ÿ’Š
โœ… Dite mamay amin'ny sakamalao sy tantely ๐Ÿต

Aza misalasala miantso raha mila mpanotra mahay ๐Ÿ’†โ€โ™‚๏ธ
โ˜Ž๏ธ 034 55 954 17
๐Ÿƒโ€ Mi se dรฉplacer hatrany

Tsidio ny pejy https://bit.ly/3Gu7jJ6

20/09/2023

โญโญ ๐Œ๐š๐ง๐๐ข๐ฆ๐›๐ฒ - ๐Œ๐š๐ฌ๐ฌ๐ž๐ฎ๐ซ ๐ฉ๐ซ๐จ๐Ÿ๐ž๐ฌ๐ฌ๐ข๐จ๐ง๐ง๐ž๐ฅ โญโญ

Miarahaba antsika rehetra ๐Ÿ‘‹

Ela ela kely tsy nanao publication fa raikitra amin'ny fikarakarana anao izay nametraka fitokisana tamiko. Mankasitraka Tompo ๐Ÿ™๐Ÿผ โค๏ธ

Raha mila mpanotra za-draharaha hoan'ny ankizy sy ny lehibe dia aza misalasa miantso ๐Ÿ‘ถ ๐Ÿ‘จโ€๐Ÿ‘จโ€๐Ÿ‘ฆ

โ˜Ž๏ธ 034 55 954 17
๐Ÿƒโ€ Mi se dรฉplacer hatrany

โœ… Mitsabo sy manamaivana ny aretina misy aminao ny otra ๐Ÿ’ช
(havizanana, fanaintainana, fivontosana, fahalemena, fahaseporana, tazo, tension, sns)

Tsidio ny pejy https://bit.ly/3Gu7jJ6

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Website

Address

I147 Mahitsitady/Lohanosy
Antananarivo