Mon Empreinte
« Des soins qui vous ressemblent. »
Minute beauté part.2🔥
🔆Vokadratsin’ny décoloration raha tsy voafehy, misy anefa ireo soin adapté par cas izay ilain’ny volo simba tsirairay🙏
08/04/2026
Misy ny atao hoe soin post-coloration:
Fixation ny loko, brillance,neutralisation des tons, hydratation etc… fa tsy lokolokoina fotsiny👌
📌Ny soin ihany koa dia primordial ary tena soin de gamme ny ato aminay fa tsy manao produit hafa tsy nahazoana experience🙏🙏🙏
28/03/2026
Notre petit salon vous accueil à bras ouvert🔥🙏🥰
Ouvert de lundi à Samedi
De 8h30 à 17h
28/03/2026
Rouge cerise clair, tenter ou pas? Mais elle a osé et aimé🙏
N’oubliez pas de bien prendre soin de vos cheveux et de suivre les routines capillaires🥰
27/03/2026
Toy zao lay cheveux "effet paille", mila SOIN en profondeur tsara izy manao anio.
Ny volo “effet paille” dia volo maina be, mikorontana, tsy mamirapiratra ary mihenjana be rehefa kitihana. Matetika dia midika fa tsy ampy rano (hydration) sady simba ny fibre capillaire dia tsy mandray n'inona n'inona tsony izy raha tsy tsaboina araky ny ilainy🙏🏻
🌾 Antony mahatonga azy
✅️Tsy fahampian-drano ao amin’ny volo ( deshydratation intense)
✅️Fanaovana coloration na décoloration matetika
✅️Fampiasana hafanana (fer à lisser, sèche-cheveux)
✅️Shampoo mahery loatra
✅️Masoandro, rivotra, rano masira, piscine
25/03/2026
Makeup Glow and soft mais élégante les filles🔥🔥
Mon Empreinte 67ha andavamamba
FANAZAVANA NY MASSAGE REFLEXOLOGIE:
👣 1. Loha sy ati-doha
➡️ Manampy amin’ny :
Aretin’andoha
Stress
Torimaso tsy milamina
👣 2. Havokavoka (poumons)
➡️ Manampy amin’ny :
Fisefoana
Kohaka
Havizanana
👣 3. Fo (cœur)
➡️ Manampy amin’ny :
Fandehanan’ny rà
Fihenjanana
👣 4. Vavony sy tsinay (estomac & intestins)
➡️ Manampy amin’ny :
Fandevonan-kanina
Fitohanana
Fivontosana kibo
👣 5. Lamosina (colonne vertébrale)
➡️ Manampy amin’ny :
Fanaintainana lamosina rehetra iny
Nerf sciatique
Mon Empreinte 67ha andavamamba en face jirama
0389782049
23/03/2026
Alohany hanaovanay coloration dia misy questionnaire aloa hoe:
1/ efa nandoko mainty ve dia oviana?
2/ efa nanao lissage ve dia oviana?
3/ sao misy ratra ny cuir chevelu
4/ sao soin aloa ny atao satria marefo be lay volo
Adresse Mon Empreinte : 67ha andavamamba en face jirama na cenam
☎️0389782049
Whatsapp:0345483098
23/03/2026
Bonne semaine daholo nareo🥰🥰
Hazavaiko kely, misokatra isan’andro zahay🙏
✔️Fa ny massage reflexo ihany no sur rdv / lundi et jeudi
24h avant no farany fandraisana rdv🙏
✔️ Massage relaxant sns mandray isan’andro zahay
Ny prestation lavalava ( maharitra dia tsara sur rdv ihany koa🙏)
Sur ce, bonne journée daholo🥰🥰🥰
21/03/2026
🔥🔥Marron chocolat chaud avec Balayage caramel doré🔥🔥
Couleur un peu discret ihany koa saingy nasina touche kely balayage caramel ho anao tia zavatra un peu lumineux🔥🥰
Tena obligatoire ny soin ato aminay na avant na après coloration mba samy afapo isika🥰🥰🥰🥰
Tsara maka rdv foana rehefa hanao coloration na mandefa MP ny lokombolo tinao hatao kanefa tsara kokoa hita mivantana ny état ny volonao actuel @ diagnostic hatao mba tsy hisiny surprise🙏🏻🙏🏻🙏🏻
Mon Empreinte 67ha andavamamba en face cenam
☎️0389782049 ( heure de bureau ihany io no misy mandray 🙏🏻)
Whatsapp: 0345483098
20/03/2026
Efa ho avy daholo lay format voyage ny produit atsika ho anareo lay mitady soin d entretien any an-trano an🥰🥰
📌📌🔥🔥Produit de gamme Helen Seward Milano ny produit miasa rehetra ao @ salon atsika.
Made in Italy io produit io , afaka jerenao sur google fa produit avo lenta tsara🔥🥰
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Contact the business
Telephone
Website
Address
Antananarivo
