Nomena Fimibeama

Nomena Fimibeama

Share

Massage A domicile ETN

27/08/2024

đź”° GRATUIT isaky ny Talata sy Alakamisy
🇲🇬 40 ème promotion Antananarivo
FORMATION GRATUITE

➡️ DURÉE : 3 mois avec stage pratique
▶️ PRÉSENTIEL + Appel Vidéo WhatsApp
🟢 Accès vers - Service d'accompagnement aux personnes âgées

🟢 Service d'accompagnement aux Personnes Âgées Dépendantes
🟢 Conditions femme de chambre
🟢 Service Au PAIR
🟢 Service GÉRIATRIQUE
🟢 Service PALLIATIFS
🟢 Auxiliaire de vie Sociale
🟢 Méthode d'activité social et mode de service à domicile
🟢 Respect du service et du chef
🟢 Valeurs Morales, valeurs techniques
🟢 Mesure à prendre en les aînés sont ressentis à la PEUR
🟢 Réduction de maltraitance psychique
🟢 Plusieurs façons pour améliorer la service d'aide sociale, y compris aux personnes âgées....

➡️Hazavaina amin'ny teny malagasy mifangaro teny frantsay. Fanazavana natao ho mora azon'ny olona rehetra

➡️Omena attestations izay mahavita fiofanana.
🇲🇬 Stage : Ny FIMIBEAMA ihany no miantoka ny Stage na à domicile na à l'hôpital ankoatry ny efa ato amin'ny Centre...
➡️ Droit d'inscription : 10 000ariary, ka amin'ny voalohany ihany no mandoa an'io fa isaky Talata, sy Alakamisy rehefa miofana kosa dia mitondra ARIVO ARIARY isaky ny miofana. Rehefa tonga miofana mihitsy vao mandoa io droit iray alina ariary io eo amin'ny secrétaire.
🇲🇬 Birao foibe :
➡️ Centre Communautaire Hospice de Madagascar FIMIBEAMA Résidence Grâce lot D 221.
30m miala eo amin'ny biraon'ny Fokontany Ambodivondava plaque verte.
➡️ 034 17 196 77
➡️ 038 92 616 23 raha sendra tsy voaray ianao fa en ligne foana indraindray dia ity antsoina :
➡️ 034 59 772 73
(Service secrétariat)
----------------
➡️ Fotoana : Manomboka ny Talata 27 Aogositra 2024 (09h30 à 11h30) ary mitohy ny Alakamisy mandritra ny 3 volana miaraka amin'ny stage Pratique

🔰 FIMIBEAMA : 15 ans d'expérience en service d'aide sociale à Madagascar

01/08/2024
02/07/2024

L'hiver de 2024

02/07/2024

Tsy kivy lava zany a

25/08/2022

Fikarakarana natao ho an'ny Zokiolona tany amin'ny hopitaly tamin'ny fotoanan'ny COVID-19

19/08/2022

* L' Association FIMIBEAMA sert sans interruption à tous temps, à tous lieux pour réduire les points de maltraitance des personnes âgées avec risque maximum...
* N'hesitez pas contacter au page Facebook : Fikambanana Mikarakara Zokiolona beantitra eto Madagasikara.

14/08/2022

ZOKIOLONA MIKOHOKA :
• Ravina mokonazy mando miisa 10
• Aferontany tokony ho eran’ny ilan-tànana kelikely
• Atao ao anaty rano avy nampangotrahina tapaky ny litatra (500ml)
• Rehefa milona ora iray dia esorina ireo akora ireo, dia tatavanina tsara ilay rano. Atao anaty boccal.
• Potserina ny akondro masaka roa (2) atao malemy tsara dia afangaro
• Alaina ny ranona sakamalao iray sotro lehibe + tantely
• Asiana toaka eran’ny sotro. (Lohana toaka gasy no tsara kokoa)
• Afangaro tsara ireo rehetra ireo.
• Refefa vita izay dia maka tapaky ny vera amin'ilay ranon-javamaniry tao amin'ilay boccal voalaza teo. Asiana tamenaka atody gasy iray afangaro azy dia sotroina.
• Manao toy izay intelo na in-4 iray andro fa ny voalohany ihany no asiana tamenk'atody fa ny manaraka tsy asiana intsony.
* Raha tsy misy fiovana anatin'ny 3 andro kosa dia tsy maintsy mandeha dokotera sao misy antony hafa mahatonga ilay kohoka maharitra.
• Ho an’ny olon-dehibe sy ZOKIOLONA ireo, fa raha ankizy dia maro ny mety hiova ny akora ampiasaina sy ny fatrany.
* Mirary soa ho anao ny ekipan'ny ETN-FIMIBEAMA

28/07/2022

AZO HIKARAKARANA ZOKIOLONA...
* Iray fehezana kely tokony 7grs. Mixena amin'ny rano mangatsiaka iray vera efa masaka. Sotroina. Azo asiana siramamy. Manao toy izay indroa isan'andro. Tsy mifidy ora.
* Ny persil dia tena tsara ampiasaina ho an'ny rehetra izay manana olana ao amin'ny voa (reins) sady manadio ny fantsona rehetra ao hatrany amin'ny fivalanan-drano (+prostate, vessie) ary ny mamoaka ny toxines any amin'ny taovany. (diurétique)
* Manalefaka ny crise goutte ,ny rhumatisme ary ny arthrose
* Mety amouasaina ho an'ny olona voan'ny tazovony
* Raha olona lanin'ny biby toy ny varitsimiasa, kaikitry ny tantely sy takolapanenitra dia kosehina ny persil na ampiana laingomaimbo dia ahosotra aminy. Haingam-piasa be.
* Mety ho an'ny olona tsy ampy vitamine C,B1,B6
* Mety ho an'ny zokiolona madity na maloto rĂ  ...
* Mety ho an'ny olona tsy ampy fer
* Manamaina ratra ihany koa ny rani a persil
* Manampy betsaka amin'ny fiadiana ny aretina "cardiovasculaires"
* Afaka hanadiovana ny hodi-tava
* Mety ho an'ny vehivavy sy menace ( ) préménopause...
* TSY METY HO AN'NY VEHIVAVY MITONDRA VOHOKA NY PERSIL...
* Mirary soa ho anao ny ekipa Mpikarakara zokiolona FIMIBEAMA...

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Telephone

Website

Address

Antananarivo