Ô Naturel

Ô Naturel

Share

Vente de produits cosmétiques naturels.

Photos from Ô Naturel's post 18/05/2022

💥🍁Allo allo🍁💥
Ho avy tsy ho ela indray ny vokatra HUILE de CAROTTE raha toa ka nisy fijanonana naharitraritra izany nohon'ny FANATSARANA natao.
🎑Hisy vokatra vaovao koa hanampy azy eo koa aza miala Ô Naturel🎉🎊

10/08/2021

👌

Photos from Ô Naturel's post 05/01/2021

🍁🍂Huile de carotte🍁🍂
🔴Mitohy hatrany ny fanomezana fahafaha-po antsika panjifa.
✅Rehefa lany nandritry ny fety ny Flacon 120ml dia mbola afaka jifaina ny flacon 100ml 10000ar💮
✅Ataovy ny commande
✅Livraison🛃

24/12/2020

🍁🍂Mirary fety sambatra ho antsika e🍁🍂

Photos from Ô Naturel's post 16/12/2020

🍁🍂BAIN D'HUILE🍂🍁
Toy izao ny fomba fanaovana ny bain d'huile 😊
🚩Volo maina no tena ''idéal'' anaovana azy satria ny rano @ volo somary manosika ny menaka.
🚩Zarazaraina ny volo raha matevina,ary raisina @ lohatànana ny menaka,tsy mila atao mifotetaka be na dia hoe ''bain'' aza😊
🚩Osorana somary atao massage ny hodi-doha,dia entina manaraka ny ravim-bolo.
🚩Maka bonnet de bain,na serviette mafàna dia fonosina ao ny volo.Temps de pause 2h minimum.
🚩Sasana @ shampoing malefaka na savony nosy in1 ihany dia kobanina mba tsy hiala manaraka indray ny menaka.
🚩Hogoina @ brosy na fihogo be nifiny ny volo,na randranina,na akorontana ho curly 💮
Tsara raha 2fois par semaine no atao raha hitsabo volo.
✳✴Huile de carotte à la cire d'abeille 120ml= 15.000AR,,,100ml=10.000Ar
Livraison🚵

Photos from Ô Naturel's post 14/12/2020

🍂🍁Huile de carotte à la cire d'abeille🍁🍂
Matetika miha sola ny eo aloha @ volo,rehefa diso mihenjana loatra ny randrana,manao tissage matetika na ny perruque mampiasa ''lace wig''.Eo koa ny fampiasana lissage matetika sady @ produits mahery vaika.
Tsy hadino koa ny ''stress'' s'y ny sakafo tsy ara-pahasalamàna.
🚩izahay ato @ #Ô NATUREL dia mamokatra ity menaka karaoty ity entina hitsaboana azy ka hampitsiry indray ireo solasola.
🚩vokatra,💯isan 💯 NATORALY✔✅
Prix:15000ar
Flacon:120ml
Livraison🚵

13/12/2020

Samy @ geste naz ny taovolo 😉

Photos from Ô Naturel's post 13/12/2020

''🍁Nos boucles afro🍁''
Prix:10.000ar/paire
Livraison🚵

Photos from Ô Naturel's post 13/12/2020

🍁🍂ARRIVAGE🍂🍁
Ho an'ny FETY sahia MIAVAKA😍
Tonga indray NY KAVINA AFRO isankarazany azo isafidianana 👌
Prix:10.000ar/paire
Livraison🚵

Photos from Ô Naturel's post 12/12/2020

''Huile de carotte à la cire d'abeille''
👋prix 15000ar
👋Flacon de 120ml
👌Livraison〰〰〰

Photos from Ô Naturel's post 10/12/2020

Ity no FANAFANA......volo simba 💇

Photos from Ô Naturel's post 09/12/2020

🔊🔉PROMOTION Noël🔊🔉
🔆CREME GOMMANTE 🔆
1 acheté =1offerte
Prix:10000ar
Livraison 🚵
💧Manala mony
💦Manala tasy
💦Manidy mason-koditra
💦Manazava endrika
💦Antiride ( lift)
Vita @ huile de papaye sy beurre de cacao.
🚫 Araraoty fa @ ty volana ty ihany ô.

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Telephone

Website

Address

Antananarivo

Opening Hours

Monday 07:00 - 17:00
Tuesday 07:00 - 17:00
Wednesday 07:00 - 17:00
Thursday 07:00 - 17:00
Friday 07:00 - 17:00
Saturday 07:00 - 17:00