Beauty Girl

Beauty Girl

Share

vente de produits cosmetique et produits de beauté

08/11/2023

Avant/Apres anlay mpivarotra indray mo tianareo hita dia omena sopapa kelinareo 😁 vergeture tsy misy intsony an 😘
Ka amzao ary dia afaka manpiasa daolo nareo satria tena nandramako hoe efficace ve ilay fanalana vergeture vokarinay ary izao resultats 10jours
-Vao mampiasa 5j enao dia efa mahazo vokatra an!!!
Mitongava daolo mp
Mety sy mampinono ary koa lehilahy
Mp+++info
☎️038 99 726 29

16/10/2023

Olona 50 tamin'ity volana ity no navotany'ity VIT E ity ny volony
Sola
Volo tsy mety maniry
Tapatapaka
Miongotra
Feno angadrano
Izany ny olan'ny volon'olona nampiasa dia efa nahazo vokatra daolo
Ianao koa raha mila manalava volo haingana na olana hafa dia afaka mifampiresaka amiko ao
Mitongava MP avy hatrany art
☎038 99 726 29

10/10/2023

Tia curly ve nefa tsy mivoka mihitsy ilay boucle na ho an'ny zanakao ko izany
Andao ampiasa ilay Curly Volume ato aminay. MASQUE naturel ary tena mandaitra be eno ho eo, mitana 3jours raha volo tsotra
Raha volo efa curly ka simba dia miverina tsara boucle mampiasa azy
Mitongava daolo mp
Vidiny natao mirary be zakany rehetra
☎️038 99 726 29

05/10/2023

Coucou les fans🥰
Ndao hizara GOMMAGE ndray fanalana panda🥰
038 99 726 29

04/10/2023

Manana olana amin tarehy ve enao🥰
Mandefasa mp amiko fa omeko soin naturel ❤
038 99 726 29

04/10/2023

Panda efa 5taona niverina tamin'ny tarehy teo aloha no sady lasa fotsy
Zany ka tena resultats 😍
Ianao koa ve feno panda na koa tache hafa na misy ride
Creme vanille lait dia tena mahafaka tanteraka izany rehetra zany
3 a 4 andro mampiasa dia efa bye2 ny tache sy ny olany tarehy rehetra
Mitongava mp
☎️038 99 726 29

04/10/2023

Taggeo ilay namanao fa tokony hamoka sary be doudousy toy izao nareo roa fa mila mampiasa GEL MAGIQUE aloha amin'ilay 5jours dia mahita resultats
Mitongava mp haingana
Info 038 99 726 29
A partir 10000ar

03/10/2023

Zay nampiasa dia nahita vokatra otrzao daoko 🥰
Afaka angezaina tsara my vatanao izay tadidio nefa tsy voatery handreratena be ianao vao mahazo vokatra amzany
Fa manana ilay Gel magique karite izahay
Hosorana amzay faritra tianao hangezaina (doudousy ,nono,fe,sandry,valahana...)
5jours mampiasa dia mahazo vokatra
Midira mp izay liana
mety fona na efa niteraka na mbola mandaitra be rehetra io
☎038 99 726 29

03/10/2023

Kayyyy ❤️❤️❤️ sahady ve aki
A partir 10000ar dia efa mitsabo volonao tsy mety maniry io
Io zao nampiasa ilay masque a base poudre indienne
Ato aminay no misy an'izany fa sody sodoka any ambadika nefa tsy mandaitra akory
Nenay zao mampiasa 1semaine tsy maintsy mahazo vokatra izay nampiasa rehetra
Mp+++info
☎️034 55 456 31

28/09/2023

Fomba fanalavana aingana be👉,mila ve enao♥️,soraty fotsiny ao am coms hoe mila fa omeko Torohevitro tsara sady mandaitra enao 😊
034 55 456 31

27/09/2023

Momba ny tarehy : inona no olana amin' ny tareanao , anampinay anao ?🥰

27/09/2023

Raha ianao ilay manana mony tsy mety afaka mihitsy
Andao traitena ato aminay
Lotion lait ilay manala mony maventy na koa mandinika na tache navelany
5andro mampiasa dia miala ny tache
Mitongava mp fa omena an io Lotion io koa ianao
☎️034 55 456 31

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Telephone

Website

Address

Antananarivo
101