Tantely PUR Madagascar

Tantely PUR Madagascar

Share

Mivarotra TANTELY PUR :
- Tantely à base de PALISSANDRE & Bois de Rose - Voatsinefy
- Avy any Tuléar (Ankazoabo-Atsimo)
- Tantely 100% Pur

07/08/2025

Salama daholo ve e?

Mamirifiry ity ririnina ity anh 🙃😂?

Izao anh tena rupture de stock ny tantely ry zareo anh
Miala tsiny aminareo ilay maro be mitady fa tsy nanana stock maro be izahay tamin'ity indray mitoraka ity

Hiezaka anefa ny amin'ny manaraka anh 🥰
Hanome sy soa sy ny tsara indrindra hatrany avy aminay

Bonne vacance daholo
Dia mazotoa miasa ireo tsy afaka nandeha na efa hiditra hiasa 😉

❌ Rupture de stock❌

Kanto Stéphanie Rezafimary

13/11/2024

Salama daholo
Inona ny malaza any ry zareo anh 🙂
Efa ho noely sahady e? 😁
Vita ve ny fanamby napetraka tamin'ity taona ity? ☺️

Ho anay aloha, somary sahirana dia sahirana zahay tamin'ity taona ity raha hatao jery todidika
Nandalo fisarahana aman'aina nifanesisesy izahay
Nandao reny roa neniko sy nenin'i zandriko sy tantine ary namana
Fa hisaorana hatrany ilay Andriamanitra be fitiavana ny amin'ny fomba fanehoany ny voninahiny amin'ny fiainanay

Somary mangigina kely aloha zahay maka bahana ny amin'ny taona vaovao iny raha sitrapon'Andriamanitra 🥰

Dia izao 😁 lany aloha ny tantely fa miteny eo ihany rehefa misy indray

Samia ho tahin'Andriamanitra hatrany isika rehetra ❤️

Kanto Stéphanie Rezafimary

11/09/2024

Salama daholo
Misy hatrany ny tantely ho antsika izay mila
tantely pur avy any Ankazoabo Atsimo
❤️16 000 ariary/litre
❤️ Palissandre
❤️Bois de rose
❤️ Voatsinefy
❤️Voamadilo

Afaka manao récupération sy livraison ihany koa (weekend no tena libre)

0342106507
0347612427

18/06/2024

Salama daholo
Mangitsy ny andro e?!
Somary ela ela tsy nanao publications sahirana kely
Tojo tsy fahasalamana Neny dia izay ny antony
Mbola misy anefa ny tantely ho anareo izay mila anh
Aza misalasala mintsy
Sady mba ho entinay hitsaboana azy ny vola voahangona eto ka manentana antsika izay hanjifa e

📢 16 000 ariary/ litre tsy niova mintsy 🙂
Afaka manao livraison raha lalany miasa sy mody miasa
Afaka alaina ihany koa (récupération) La city Ivandry sy Soanierana ampitany Extra Pizza
Samia ho tahin'Andriamanitra hatrany oh

0342106507 Kanto Stéphanie Rezafimary
0347612427 Yves Antonio Rezafimary

21/05/2024

Salama daholo ve?
Mafimafy ity Talata ity ho antsika miasa e? 😅
Efa miditra ririnina isika izao
Ato aminay mbola misy tsara mintsy ny tantely 🍯
Ny vidiny mbola tsy niova hatramin'izay nahafantarana anay izay anh 🙂
Vidiny: 16 000 ariary/litre

Izahay koa misokatra amin'ny fiaraha-miasa anh, afaka omenay vidiny amin'ny mbola hivarotra ka ndao ary hitady vola e 😀

Izay fa mirary vola sy fahasalamana ho antsika e 😁
Samia ho tahin'Andriamanitra ny herinandro 🥰





Kanto Stéphanie Rezafimary 0342106507

18/04/2024

Salama daholo ve?
Mbola misy ny tantelintsika anh 😊
Ny vidiny nge oa tsy miova fa dia mirary hatrany
📌16 000 ariary/ litre
Pur hatrany
Avy any Ankazoabo Atsimo
Palissandre + voatsinefy + voamadilo + bois de rose 😊
Alefaso ary ny mp fa afaka miresaka foana isika e

Misokatra amin'ny fiaraha-miasa ihany koa izahay anh

Soava ny tontolo andro e 🥰
Kanto Stéphanie RezafimarymarysYves Antonio RezafimaryoYves Antonio RezafimaryaYves Antonio Rezafimary

04/04/2024

Salama e 👋👋
Alefaso ny commande
Misokatra amin'ny fiaraha-miasa izahay anh 😊
Na orinasa na olo-tsotra

Salama daholo ve?
Mbola misy ny tantelintsika anh 😊
Ny vidiny nge oa tsy miova fa dia mirary hatrany
📌16 000 ariary/ litre
Pur hatrany
Avy any Ankazoabo Atsimo
Palissandre + voatsinefy + voamadilo 😊
Alefaso ary ny mp fa afaka miresaka foana isika e

Soava ny tontolo andro e 🥰
Kanto Stéphanie Rezafimary
Yves Antonio Rezafimary

15/03/2024

Aiza daholo ireo nitady oh
Efa mora be ny tantely 😊

Salama daholo ve?
Mbola misy ny tantelintsika anh 😊
Ny vidiny nge oa tsy miova fa dia mirary hatrany
📌16 000 ariary/ litre
Pur hatrany
Avy any Ankazoabo Atsimo
Palissandre + voatsinefy + voamadilo 😊
Alefaso ary ny mp fa afaka miresaka foana isika e

Soava ny tontolo andro e 🥰
Kanto Stéphanie Rezafimary
Yves Antonio Rezafimary

13/03/2024

Salama daholo ve?
Mbola misy ny tantelintsika anh 😊
Ny vidiny nge oa tsy miova fa dia mirary hatrany
📌16 000 ariary/ litre
Pur hatrany
Avy any Ankazoabo Atsimo
Palissandre + voatsinefy + voamadilo 😊
Alefaso ary ny mp fa afaka miresaka foana isika e

Soava ny tontolo andro e 🥰
Kanto Stéphanie Rezafimary
Yves Antonio Rezafimary

Photos from Tantely PUR Madagascar's post 05/03/2024

📣📣Tonga ny tantely ary e📣📣
Tantely d'Ankazoabo palissandre + voatsinefy + voamadilo
Ny vidiny tsy miova:
📌24 000 ariary ny 1,5 litre
📌16 000 ariary ny 1 litre
📌8 000 ariary ny demi-litre

Mp ary e

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Telephone

Website

Address

Antananarivo
102