Mitti Cosmétique

Mitti Cosmétique

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Mitti Cosmétique, Antananarivo.

Photos from Mitti Cosmétique's post 25/05/2022

Faly ery fa madio sy malandina ny tarehy😍
Ho anao manana olana amin'ny tarehy misy mony, panda, tâche, point noire, may ny Maso, ity ny produits tena mahomby, no sady efa vita andrana mampiasa 3 à 7jours ianao manomboka mahita vokatra tsikelikely :

❤️ LOTION FANDIO 12.000ar (vahoana & persil)
❤️ MASQUE VISAGE 15.000ar 100ml/ 25.000ar 200ml (curcuma,miel, beurre de karité, huile d'olive)
❤️Savon aloévera 7.000ar
❤️ Huile végétale ou Eau de rose 15.000ar
Midira mp fa ho hafa-po ianao, efa maro no nampiasa sy nahita vokany tsara 😍😍
✓AFAKA VIDINAO GAMME COMPLET (omeko fihenambidy mividy azy rehetra)

☎️034 18 301 12

Photos from Mitti Cosmétique's post 28/04/2022

Mafinaritra ery ny mahita ilay tarehy madio no sady malandina ary tena malefaka,
Herinandro dia efa nahita vokany tsara tamin'ny fampiasana ilay:

✓MASQUE VISAGE AUX CURCUMA
15.000ar(100ml)/ 25.000ar (250ml)
✓LOTION FANDIO 12.000ar (250ml)
✓SAVON NATUREL 7.000ar

=>Manala mony, panda, tâche, point noire, may ny masoandro, manazava endrika ihany koa ireo, ary mamerina ny oditava ho natoraly indray, manala mangididy amin'ny vatana
Ianao koa aza misalasala intsony

Midira message privé
💌034 18 301 12

21/04/2022

Coucou daholo ny mpanaraka ny pejy Mitti Cosmétiques 🌻
Ity misy astuces kely nefa tena nahitana vokany tsara mba zaraiko maimaimpoana ho anareo
Zavatra ilaina:
🍀Poudre curcuma 2sotrokely
🍀Ranona citron 2sotrokely
🍀Tantely pure 2sotrokely
🍀Lait na beurre de karité
1semaine defa mahita fiovana
Manala mony, panda, tache, may ny masoandro, manazava oditra🤩

💁Manana MASQUE efa vita ihany koa izahay sady tena aingampiasa be 12.000ar 100ml/ 22.000ar 200ml
❤️Misy LOTION FANDIO 10.000ar ihany koa anadiovana tarehy alohn'ny ampiasana azy😍
Midira mp na tonga dia miantso
📞📞034 18 301 12

11/01/2022

🍀Masque Curly ( à base de gel de lin&gel d'aloès vera) mamoaka boucle ny volonao, sady mitana boucle tsara , manalefaka azy no manampy ny volo ho lava iangana ihany koa, ary indrindra mitsabo ny volo
: 9000AR 100ML

Photos from Mitti Cosmétique's post 01/12/2021

PACK MINCEUR : vita malagasy 100% natoraly : -Creme minceur 18.000ar
-Thé Detox 15.000ar
-Savon natoraly 5.000ar
Ankora natoraly hikarakarana vatana, vita amin'ny menthe, poireaux, citron, sakamalao : mampihena vatana sy ny faritra tiana ahena

Manatitra manodidina an'Antananarivo, mandefa makany amin'ny faritra ihany koa.
Aza misalasala mandefa message na miantso ny laharana ao amin'ny commentaire ambany ao.
Mirary soa

Photos from Mitti Cosmétique's post 25/11/2021

"TOROHEVITRA MAHASOA" : Masque manadio
Aza adino ny partage sy manao J'aime ny pejy

Akaiky ny fety ô, mila esorina io mony, panda, tâche,may ny masoandro io,
Zavatra ilaina:
1)Poudre curcuma (tamotamo) 6 na 8sotrokely
2)Tantely pure 3sotrokely
3) Beurre de karité 5sotrokely na Ronono velona 5sotrokely
4) Huile d'olive 3 na 4sotrokely
AFANGARO TSARA IZY REHETRA, ahosotra isak'maraina amin'ny tarehy alona 15min dia kobanina rano matimaty, herinandro mampiasa defa mahita fiovana ianao, mila mazoto tsara fotsiny, sady manamandiona sy manafotsy ihany koa ireo

*Manana efa vita FANGARO izahay sady azo tehirizina no efa vita andrana
12.000ar 100ml/ 22.000ar 200ml
*Misy ihany koa ny LOTION VAHOANA manafaingana ny asany 10.000ar monja ny 250ml maharitra 1 volana mahery be zao: anaovan massagen'ny tarehy mba hanaparitaka ny sela maty, mb tsy hitambatra ka mety ivadika mony na panda na tâche, sady mampihena ny fiketronana ihany koa izy.

☎️ 034 07 497 13

20/11/2021

Akaiky izao ny fety ,kolokoloy ny volo, vatana , tarehy ho fifalian'ny maso
Ho hitanao ao commentaires ambany ao ny Vokatra rehetra misy ato aminay, manalava sy mitsabo ny volo simba, manadio tarehy, manala mony, panda, may ny masoandro, mampihena vatana, na izay faritra tiana ahena

Aza misalasala manotany ary, na miantso ny laharana ao amin'ny commentaires ao, sady ao ihany koa no ahitano ny sary sy ny vidin'ny produits tsirairay avy.
Mirary soa

11/11/2021

Fotoana fohy monja dia efa mahita fiovana. 100% natoraly
MAGIQUES MASQUE ( curcuma, beurre de karité, huile d'olive,avec ou sans miel 12, 000 ar ny 100 ml." Manadio tarehy, panda , tâche, mony, manazava oditra,

"Misy produits maro hafa ihany koa fa lazao anay ny olanao momban'ny volo simba, tiana ho lava,tsy mety maniry, vatana tiana ahena ,tarehy tiana hadio..."
Rendez-vous sur messenger.
📞034 07 497 13

05/11/2021

ANTI-RIDE😍

👉👉Asio j'AIME , partageo ny page fa atao no hifampizarantsika torehevitra mahasoa,

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Telephone

Website

Address

Antananarivo