Mi'h Tsou
Vente de Masonjoany 10℅ naturel aux effets bénéfiques pour la peau du visage, produit fiable et simpoe à utiliser.
26/02/2022
Fomba fampiasana ny masojoany sy fijoroana vavolombelona 😉😄😍😍
Manasa anao hanandrana 😊😉
Misy mangataka astuce ho an'ny tarehy nareo fa hoe madio be hono ny tarehiko (hono io a 😂)
Dia ito ary ny secret keliko amin'io eh :
Zavatra ilaina :
🌸yaourt nature (Socolait )
🌸poudre curcuma (tamotamo)
🌸poudre masonjoany
🌸huile coco na olive
▶️Afangaro daholo izy rehetra ireo,1sotro avy ,ny yaourt 2 sotro,dia avela 15mn à 30mn dia sasaina amin'ny savony nosy avy eo dia vita 😘
Atao 3 fois par semaine
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Telephone
Website
Address
Antananarivo
101
